3 ULB Olona maro no ho tonga sy hilaza hoe: "Avia, andrha isika hiakatra eny an-tendrombohitr'i Yaveh, any an-tranon'i Andriamanitr'i Jakoba, mba hahafahany mampianatra ny sasany amin'ireo lalany amintsika, ary mba handehanntsika amin'ny lalany." Fa ny lalàna dia hivoaka avy ao Ziona, ary ny tenin'i Yaveh avy any Jerosalema. BSB BSB: And many peoples will come and say: “Come, let us go up to the mountain of the LORD, to the house of the God of Jacob. He will teach us His ways so that we may walk in His paths.” For the law will go forth from Zion, and the word of the LORD from Jerusalem.
4 ULB Hitsara eo amin'ireo firenena Izy ary hanome fanapahan-kevitra ho an'ireo olona maro be; hanorotoro ny sabany izy ireo ho lelan'angady, ary ny lefon'izy ireo ho fanetezam-boaloboka; ny firenena tsy hanandratra ny sabany hanohitra firenena, na hiofana ho amin'ny ady. BSB BSB: Then He will judge between the nations and arbitrate for many peoples. They will beat their swords into plowshares and their spears into pruning hooks. Nation will no longer take up the sword against nation, nor train anymore for war.
5 ULB Ry ankohonan'i Jakoba, avia, ary aoka isika handeha amin'ny fahazavan'i Yaveh. BSB BSB: Come, O house of Jacob, let us walk in the light of the LORD.
6 ULB Fa efa nandao ny olonareo ianareo, ry ankohonan'i Jakoba, satria fenon'ny fomban'ny antsinanana izy ireo sy mpamaky fambara toy ireo Filistina, ary nifandray tanana tamin'ny zanaky ny vahiny izy ireo. BSB BSB: For You have abandoned Your people, the house of Jacob, because they are filled with influences from the east; they are soothsayers like the Philistines; they strike hands with the children of foreigners.
7 ULB Feno volafotsy sy volamena ny tanin'izy ireo, ary tsy misy fetrany ny hareny; feno soavaly ihany koa ny tanin'izy ireo, ary tsy misy fetrany ny kalesiny. BSB BSB: Their land is full of silver and gold, with no limit to their treasures; their land is full of horses, with no limit to their chariots.
8 ULB Feno sampy ihany koa ny tanin'izy ireo; manompo ny asan'ny tanany ihany, zavatra izay nataon'ny ratsan-tanany ihany izy ireo. BSB BSB: Their land is full of idols; they bow down to the work of their hands, to what their fingers have made.
9 ULB Hiankohoka ny vahoaka, ary ny olona hianjera; noho izany aza manangana azy ireo. BSB BSB: So mankind is brought low, and man is humbled—do not forgive them!
10 ULB Mandehana any amin'ny toerana feno vato ary miafena amin'ny tany amin'ny horohoron'i Yaveh sy amin'ny voninahitry ny fiandrianany. BSB BSB: Go into the rocks and hide in the dust from the terror of the LORD and the splendor of His majesty.
11 ULB Ny fiandrandran'ny mason'ny olona dia hahetry, ary ireo olona mireharehareha dia hahidina, ary Yaveh irery ihany no hasandratra amin'izany andro izany. BSB BSB: The proud look of man will be humbled, and the loftiness of men brought low; the LORD alone will be exalted in that day.
12 ULB Fa hisy ny andron'i Yaveh tompon'ny maro hanohitra ny olona rehetra izay mirehareha sy misandratra, ary manohitra ny olona rehetra izay miavonavona—ary hahetry izy— BSB BSB: For the Day of the LORD of Hosts will come against all the proud and lofty, against all that is exalted—it will be humbled—
13 ULB ary manohitra ireo sederan'ny Libanona rehetra izay ambony sy nasandratra, ary manohitra ireo hazo terebintan'i Basana rehetra. BSB BSB: against all the cedars of Lebanon, lofty and lifted up, against all the oaks of Bashan,
14 ULB Fa hanohitra ireo tendrombohitra avo rehetra izany andron'i Yaveh tompon'ny maro izany, sy hanohitra ireo havoana rehetra izay efa nasandratra, BSB BSB: against all the tall mountains, against all the high hills,
15 ULB ary manohitra ireo tilikambo avo, sy manohitra ireo manda tsy mety rava, BSB BSB: against every high tower, against every fortified wall,
16 ULB ary manohitra ireo sambon'ny Tarsisy rehetra, sy manohitra ireo sambo tsara tarehy rehetra. BSB BSB: against every ship of Tarshish, and against every stately vessel.
17 ULB Ny fireharehan'ny olona dia hahetry, ary ny havonavon'ny olona dia ho hianjera; Yaveh irery ihany no hasandratra amin'izany andro izany. BSB BSB: So the pride of man will be brought low, and the loftiness of men will be humbled; the LORD alone will be exalted in that day,
18 ULB Ho levona tanteraka ireo sampy rehetra. BSB BSB: and the idols will vanish completely.
19 ULB Handeha anaty lava-bato ireo olona ary ao anaty lavakin'ny tany, noho ny horohoron'i Yaveh, sy noho ny voninahitrin'ny fiandrianany, rehefa mitsangana hampihorohoro ny tany Izy. BSB BSB: Men will flee to caves in the rocks and holes in the ground, away from the terror of the LORD and from the splendor of His majesty, when He rises to shake the earth.
20 ULB Hanipy ireo sampy volafotsy sy volamena ny olona amin'izany andro izany izay nataon'izy ireo ho tompoina—hanipy ireo any amin'ny voalavo sy ramanavy izy ireo. BSB BSB: In that day men will cast away to the moles and bats their idols of silver and gold—the idols they made to worship.
21 ULB Handeha anaty lavaka eo amin'ny vato ny vahoaka ary an-tsefatsefakin'ny harambato, noho ny horohoron'i Yaveh sy noho ny voninahitrin'ny fiandrianana, rehefa mitsangana hampihorohoro ny tany Izy. BSB BSB: They will flee to caverns in the rocks and crevices in the cliffs, away from the terror of the LORD and from the splendor of His majesty, when He rises to shake the earth.
22 ULB Atsaharo ny fahatokiana ny olona, izay eo amin'ny vavorony ny fofon'ainy, fa inona no hanampian'izany? BSB BSB: Put no more trust in man, who has only the breath in his nostrils. Of what account is he?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.