Isaiah 20 20 Isaiah Oracles about the nations Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 3 ULB Hoy Yaveh hoe: "Tahaka ny nandehanan'Isaia nitanjaka sy tsy nanao kapa nandritry ny telo taona, dia famantarana sy fambara mahakasika an'i Egypta sy mahakasika an'i Etiopia izany— BSB BSB: Then the LORD said, “Just as My servant Isaiah has gone naked and barefoot for three years as a sign and omen against Egypt and Cush,
4 ULB amin'izany fomba izany no hitarihan'ny mpanjakan'i Asyria ireo babon'i Egypta, sy ireo sesi-tanin'i Etiopia, tanora sy antitra, mitanjaka sy tsy manao kapa, ary miaraka amin'ny vody tsy mirakotra, ho amin'ny fahamenaran'i Egypta. BSB BSB: so the king of Assyria will lead away the captives of Egypt and the exiles of Cush, young and old alike, naked and barefoot, with bared buttocks—to Egypt’s shame.
5 ULB Hatahotra sy ho menatra izy ireo, satria nalain'i Etiopia ny fanantenan'izy ireo ary nalain'i Egypta ny voninahitr'izy ireo. BSB BSB: Those who made Cush their hope and Egypt their boast will be dismayed and ashamed.
6 ULB Amin'izany andro izany ny mponin'ireo sisin-tany ireo dia hilaza hoe: 'Loharan'ny fanantenanay tokoa izany, izay nandosiranay mba hila fanampiana ho voaavotra amin'ny mpanjakan'i Asyria, ary ankehitriny, ahoana no afahanay mandositra?'" BSB BSB: And on that day the dwellers of this coastland will say, ‘See what has happened to our source of hope, those to whom we fled for help and deliverance from the king of Assyria! How then can we escape?’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Isaiah 20 What the commentators say on Isaiah 20 Why did God tell Hosea to marry an unfaithful woman?
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Isaiah 20, and keep Opened free for readers who can’t pay.