1 ULB Ny fanambarana momba an'i Tyro: Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy; fa tsy misy na trano na seranana; avy tao amin'ny tanin'i Sipra no nanambarana izany tamin'izy ireo. BSB BSB: This is the burden against Tyre: Wail, O ships of Tarshish, for Tyre is laid waste, without house or harbor. Word has reached them from the land of Cyprus.
2 ULB Mangìna, ianareo ry mponin'ny morontsiraka; fa ny mpivarotra ao Sidona, izay miatsambo amin'ny ranomasina, dia efa nameno anareo. BSB BSB: Be silent, O dwellers of the coastland, you merchants of Sidon, whose traders have crossed the sea.
3 ULB Teo ambonin'ireo rano lehibe no nisy ny varin'i Sihora, ny vokatr'i Neily no vokany; ka tonga varotra ho an'ireo firenena izany. BSB BSB: On the great waters came the grain of Shihor; the harvest of the Nile was the revenue of Tyre; she was the merchant of the nations.
4 ULB Aoka ho menatra, ry Sidona; fa efa niteny ny ranomasina, dia ilay mahery amin'ny ranomasina. Hoy izy: "Tsy mbola nihetsi-jaza aho na niteraka, na nanangana zatovolahy na nitaiza zatovovavy." BSB BSB: Be ashamed, O Sidon, the stronghold of the sea, for the sea has spoken: “I have not been in labor or given birth. I have not raised young men or brought up young women.”
5 ULB Ka rehefa tonga any Egypta ny tatitra, dia halahelo mahakasika an'i Tyro izy ireo. BSB BSB: When the report reaches Egypt, they will writhe in agony over the news of Tyre.
6 ULB Miampità an'i Tarsisy; midradradradrà, ianareo ry mponin'ny morontsiraka. BSB BSB: Cross over to Tarshish; wail, O inhabitants of the coastland!
7 ULB Moa ve nitranga taminao izany, ry tanàna faly, izay avy amin'ireo fotoana taloha no niandohany, izay nentin'ny tongony lavitra any amin'ireo toerana vahiny mba hitoerana? BSB BSB: Is this your jubilant city, whose origin is from antiquity, whose feet have taken her to settle far away?
8 ULB Iza no nikasa izany hanoherana an'i Tyro, ilay mpanome ireo satro-boninahitra, izay ny mpivarotra dia andrian-dahy, izay ny mpanakalo dia ireo olona manam-boninahitra amin'ny tany? BSB BSB: Who planned this against Tyre, the bestower of crowns, whose traders are princes, whose merchants are renowned on the earth?
9 ULB Yaveh Tompon'ny maro efa nikasa izany mba hanala baraka ny fiavonavonany sy ny voninahiny rehetra, mba hampamenatra ireo olony manam-boninahitra rehetra amin'ny tany. BSB BSB: The LORD of Hosts planned it, to defile all its glorious beauty, to disgrace all the renowned of the earth.
10 ULB Asao ny taninao, tahaka ny iasan'ny olona an'i Neily, ry zanakavavin'i Tarsisy. Tsy misy tsena intsony ao Tyro. BSB BSB: Cultivate your land like the Nile, O Daughter of Tarshish; there is no longer a harbor.
11 ULB Efa naninjitra ny tanany teo ambonin'ny ranomasina Yaveh, ary efa nanozongozona ireo fanjakana Izy; efa nanome baiko nahakasika an'i Fenisia, mba handrava ireo fiarovana mafy Izy. BSB BSB: The LORD has stretched out His hand over the sea; He has made kingdoms tremble. He has given a command that the strongholds of Canaan be destroyed.
12 ULB Hoy Izy: "Tsy hifaly intsony ianao, ry virijiny ory zanakavavin'i Sidona; mitsangàna; miampità ho any Sipra; nefa na dia any aza dia tsy hanam-pitsaharana ianao." BSB BSB: He said, “You shall rejoice no more, O oppressed Virgin Daughter of Sidon. Get up and cross over to Cyprus—even there you will find no rest.”
13 ULB Jereo ny tanin'ireo Kaldeana. Efa tsy nisy intsony ireo vahoaka tao; efa nanao izany ho efitra ho an'ireo bibidia ireo Asyriana. Efa nanangana ireo tilikambony izy ireo; noravainy ireo lapan'izany; nataony ho antontam-paharavana izany. BSB BSB: Look at the land of the Chaldeans—a people now of no account. The Assyrians destined it for the desert creatures; they set up their siege towers and stripped its palaces. They brought it to ruin.
14 ULB Midradradradrà, ianareo ry sambon'i Tarsisy; fa efa noravana ny fialofanareo. BSB BSB: Wail, O ships of Tarshish, for your harbor has been destroyed!
15 ULB Amin'izany andro izany, dia ho adino mandritra ny fito taona i Tyro, tahaka ireo andron'ny mpanjaka. Aorian'ny faran'ny fito taona dia hisy zavatra tahaka ny ao amin'ny hiran'ny mpijangajanga hitranga ao Tyro. BSB BSB: At that time Tyre will be forgotten for seventy years—the span of a king’s life. But at the end of seventy years, it will happen to Tyre as in the song of the harlot:
16 ULB Makà harpa, mandehandehana any amin'ny tanàna, ianao ry mpijangajanga nohadinoina; tendreo tsara izany, mihirà hira maro, mba ho tsaroana ianao. BSB BSB: “Take up your harp, stroll through the city, O forgotten harlot. Make sweet melody, sing many a song, so you will be remembered.”
17 ULB Ary aorian'ny fito taona, dia hamonjy an'i Tyro Yaveh, ka hanomboka hitady vola amin'ny fanaovana ny asan'ny mpijangajanga indray izy, ary hiasa ho an'ny fanjakan'ny tany rehetra. BSB BSB: And at the end of seventy years, the LORD will restore Tyre. Then she will return to hire as a prostitute and sell herself to all the kingdoms on the face of the earth.
18 ULB Hatokana ho an'i Yaveh ny tombony sy ny fananany. Tsy ho tehirizina na ho angonina ao amin'ny firaiketana ireo, fa ny tombony dia homena ireo izay mitoetra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh ary ho ampiasaina mba hamatsy azy ireo amin'ny sakafo tondraka sy mba ahafahan'izy ireo mahazo ny akanjo tsara kalitao indrindra. BSB BSB: Yet her profits and wages will be set apart to the LORD; they will not be stored or saved, for her profit will go to those who live before the LORD, for abundant food and fine clothing.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.