1 ULB Ry Yaveh, Andriamanitro ianao; hanandratra anao Aho, hidera ny anaranao Aho; fa efa nanao zava-mahagaga ianao, zavatra efa nomanina ela, am-pahatokisana tanteraka. BSB BSB: O LORD, You are my God! I will exalt You; I will praise Your name. For You have worked wonders—plans formed long ago—in perfect faithfulness.
2 ULB Fa efa nataona ho korotam-bato ny tanàna, ary ny tanàna voaro mafy, ho faharavana, ary ny fiarovana mafy ireo vahiny tsy ho tanàna. BSB BSB: Indeed, You have made the city a heap of rubble, the fortified town a ruin. The fortress of strangers is a city no more; it will never be rebuilt.
3 ULB Ka dia hanome voninahitra anao ireo olona mahery; hatahotra anao ny tanànan'ny ireo firenena feno herisetra. BSB BSB: Therefore, a strong people will honor You. The cities of ruthless nations will revere You.
4 ULB Fa fitoerana fiarovana ho an'ny olona mahantra ianao, fialofana ho an'izay ory ao amin'ny fahoriany_fialofana amin'ny tafio-drivotra sy alokaloka amin'ny hafanana. Raha toy ny tafio-drivotra hanohitra ny rindrina ny fofonain'ireo masiaka, BSB BSB: For You have been a refuge for the poor, a stronghold for the needy in distress, a refuge from the storm, a shade from the heat. For the breath of the ruthless is like rain against a wall,
5 ULB ary toy ny hafanana amin'ny tany maina, no nandresenao ny tabataban'ireo vahiny, tahaka ny haresen'ny aloky ny rahona ny hafanana dia toy izany koa no hamaliana ny hiran'ireo masiaka. BSB BSB: like heat in a dry land. You subdue the uproar of foreigners. As the shade of a cloud cools the heat, so the song of the ruthless is silenced.
6 ULB Eto amin'ity tendrombohitra ity no hanaovan'i Yaveh Tompon'ny maro fanasana amin'ireo zavatra matavy, amin'ny divay maro karazany, amin'ny laoka be tsoka, fanasana amin'ny divay efa niotrika ela ho an'ny vahoaka rehetra. BSB BSB: On this mountain the LORD of Hosts will prepare a lavish banquet for all the peoples, a feast of aged wine, of choice meat, of finely aged wine.
7 ULB Horavaina eto amin'ity tendrombohitra ity ny fandrakofana eo amin'ny vahoaka rehetra, ny tranokala tenona eo amin'ny firenena rehetra. BSB BSB: On this mountain He will swallow up the shroud that enfolds all peoples, the sheet that covers all nations;
8 ULB Hateliny mandrakizay ny fahafatesana, ary Yaveh Tompo hamafa ny ranomaso amin'ireo tava rehetra, hoesorina amin'ny tany rehetra ny fahafaham-barakan'ny olony, fa Yaveh no efa niteny izany. BSB BSB: He will swallow up death forever. The Lord GOD will wipe away the tears from every face and remove the disgrace of His people from the whole earth. For the LORD has spoken.
9 ULB Ary holazaina amin'izany andro izany hoe: "Indro, ity no Andriamanintsika; efa niandry azy isika, ary izy hamonjy antsika. Izy no Yaveh, efa niandry azy isika, hifaly sy hiravo ny amin'ny famonjeny isika." BSB BSB: And in that day it will be said, “Surely this is our God; we have waited for Him, and He has saved us. This is the LORD for whom we have waited. Let us rejoice and be glad in His salvation.”
10 ULB Fa eto amin'ity tendrombohitra ity no hitsaharan'ny tanan'i Yaveh; ary Moaba ho voahitsakitsaka amin'ny toerany, na dia voahitsakitsaka ao an-davaka feno zezika aza ny maloto. BSB BSB: For the hand of the LORD will rest on this mountain. But Moab will be trampled in his place as straw is trodden into the dung pile.
11 ULB Namelatra ny tanan'izy ireo teo afovoan'izany izy ireo, toy ny famelatry ny mpilomano ny tanany rehefa milomano, Fa Yaveh hampietry ny avonavon'izy ireo na dia eo aza ny hakingan'ny tanan'izy ireo. BSB BSB: He will spread out his hands within it, as a swimmer spreads his arms to swim. His pride will be brought low, despite the skill of his hands.
12 ULB Ny manda avo fiarovanao dia haetriny amin'ny tany, ho eo amin'ny amin'ny vovoka. BSB BSB: The high-walled fortress will be brought down, cast to the ground, into the dust.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.