1 ULB Amin'izany andro izany ity hira ity no hiraina any amin'ny tanin'ny Joda: Manana tanàna mafy izahay; Andriamanitra efa nanao ny famonjena ho rindrin'izany sy tovon-tany fiarovany. BSB BSB: In that day this song will be sung in the land of Judah: We have a strong city; salvation is established as its walls and ramparts.
2 ULB Voahy ny vavahady, mba ahafahan'ny firenena marina izay mihazona finoana miditra ao. BSB BSB: Open the gates so a righteous nation may enter—one that remains faithful.
3 ULB Ny saina izay mitoetra ao aminao, hotehirizinao amin'ny fiadanana tanteraka izy, satria mitoky aminao; BSB BSB: You will keep in perfect peace the steadfast of mind, because he trusts in You.
4 ULB Matokia an'i Yaveh mandrakariva; fa ao amin'i Yah, Yaveh, no vatolampy tsy manam-pahataperana. BSB BSB: Trust in the LORD forever, because GOD the LORD is the Rock eternal.
5 ULB Fa hanetry ireo izay miaina amim-piavonavonana Izy; ny tanàna mimanda harodany, Harodany amin'ny tany; fisahany eny amin'ny vovoka izany. BSB BSB: For He has humbled those who dwell on high; He lays the lofty city low. He brings it down to the ground; He casts it into the dust.
6 ULB Ho voahitsaky ny tongotry ny mahantra sy ny dian'ny ory izany. BSB BSB: Feet trample it down—the feet of the oppressed, the steps of the poor.
7 ULB Voaravona ny lalan'ny olo-marina, Ilay Marina; ny lalan'ny marina ahitsinao. BSB BSB: The path of the righteous is level; You clear a straight path for the upright.
8 ULB Eny, amin'ny lalan'ny fitsaranao, ry Yaveh, no iandrasanay Anao; ny Anaranao sy ny lazanao no fanirianay. BSB BSB: Yes, we wait for You, O LORD; we walk in the path of Your judgments. Your name and renown are the desire of our souls.
9 ULB Manina Anao aho nony alina; eny, mitady Anao fatratra ny fanahy ato amiko. Fa rehefa tonga ety ambonin'ny tany ny fitsaranao, dia hahalala ny fahamarinana ny mponin'ny tany. BSB BSB: My soul longs for You in the night; indeed, my spirit seeks You at dawn. For when Your judgments come upon the earth, the people of the world learn righteousness.
10 ULB Aoka haseho amin'ny ratsy fanahy ny sitraka, nefa tsy hahalala ny fahamarinana akory izy. Any amin'ny tanin'ny fahitsiana no hanehoany faharatsiana ka tsy mahita ny voninahitr'i Yaveh. BSB BSB: Though grace is shown to the wicked man, he does not learn righteousness. In the land of righteousness he acts unjustly and fails to see the majesty of the LORD.
11 ULB Ry Yaveh, misandratra ny tananao kanefa tsy tsikaritr'izy ireo akory. Nefa ho hitan'izy ireo ny zotom-ponao amin'ny vahoaka ka halàna baraka, satria handevona azy ireo ny afon'ireo mpifanandrina aminao. BSB BSB: O LORD, Your hand is upraised, but they do not see it. They will see Your zeal for Your people and be put to shame. The fire set for Your enemies will consume them!
12 ULB Ry Yaveh, hitondra fiadanana ho anay Ianao; fa indrindra, efa nahavita ireo asanay ho anay Ianao. BSB BSB: O LORD, You will establish peace for us. For all that we have accomplished, You have done for us.
13 ULB Ry Yaveh Andriamanitray, tompo hafa maro ankoatra Anao no efa nanapaka teo aminay; nefa ny anaranao irery ihany no derainay. BSB BSB: O LORD our God, other lords besides You have ruled over us, but Your name alone do we confess.
14 ULB Maty izy ireo, fa tsy mba ho velona; nodimandry izy ireo, fa tsy mba hitsangana. Tonga tamin'ny fitsarana tokoa Ianao ary nandringana azy ireny, ka nanafoana ny fahatsiarovana azy ireo rehetra. BSB BSB: The dead will not live; the departed spirits will not rise. Therefore You have punished and destroyed them; You have wiped out all memory of them.
15 ULB Efa nampitombo ny firenena Ianao, ry Yaveh, efa nampitombo ny firenena Ianao; omem-boninahitra Ianao; efa nanitatra ireo faritry ny tany rehetra Ianao. BSB BSB: You have enlarged the nation, O LORD; You have enlarged the nation. You have gained glory for Yourself; You have extended all the borders of the land.
16 ULB Ry Yaveh, tamin'ny horohoro no nijeren'izy ireo Anao; nibitsika vavaka izy ireo rehefa tao amin'izy ireo ny fananaranao. BSB BSB: O LORD, they sought You in their distress; when You disciplined them, they poured out a quiet prayer.
17 ULB Tahaka ny vehivavy bevohoka mby akaiky fotoana hiterahana, amin'ny fotoana mampihetsi-jaza azy ka mitaraina amin'ny fiterahany, dia tahaka izany koa izahay eo anoloanao, ry Tompo. BSB BSB: As a woman with child about to give birth writhes and cries out in pain, so were we in Your presence, O LORD.
18 ULB Efa nitondra vohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, nefa izany dia tahaka ny miteraka rivotra ihany. Mbola tsy nitondra famonjena tamin'ny tany izahay, ary mbola tsy potraka ireo mponin'ny tany. BSB BSB: We were with child; we writhed in pain; but we gave birth to wind. We have given no salvation to the earth, nor brought any life into the world.
19 ULB Hitsangana ny maty ao aminao; hitsangana ny fatin'izy ireo. Hifoha ka hihira fifaliana, ianao izay mitoetra amin'ny vovoka; fa ny andonao dia andom-pahazavana, ary ny tany hitondra avo efatra heny ireo maty ao aminy. BSB BSB: Your dead will live; their bodies will rise. Awake and sing, you who dwell in the dust! For your dew is like the dew of the morning, and the earth will bring forth her dead.
20 ULB Mandehana, ry vahoakako, midira any an'efitranonareo, ka hidio ireo varavaranareo; miafena ao anatin'ny fotoana vitsy, mandra-pahalasan'ny fahatezerana. BSB BSB: Go, my people, enter your rooms and shut your doors behind you. Hide yourselves a little while until the wrath has passed.
21 ULB Fa, indro, Yaveh efa mby hiala avy ao amin'ny toerany mba hanasazy ny mponin'ny tany noho ny helok'izy ireo; hampiharihary ny fandatsahan-dràny ny tany, ary tsy hanafina intsony ny faty ao aminy. BSB BSB: For behold, the LORD is coming out of His dwelling to punish the inhabitants of the earth for their iniquity. The earth will reveal her bloodshed and will no longer conceal her slain.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.