1 ULB Amin'izany andro izany Yaveh dia hanafay ny Leviatana menarana tsy misy dikany, amin'ny sabany mafy, lehibe ary masiaka, ny menarana mitambolombolona, ary hamono ny biby mampatahotra izay ao anaty ranomasina. BSB BSB: In that day the LORD will take His sharp, great, and mighty sword, and bring judgment on Leviathan the fleeing serpent—Leviathan the coiling serpent—and He will slay the dragon of the sea.
2 ULB Amin'izany andro izany: ny tanim-boalokin'ny divay: hihira ny amin'izany. BSB BSB: In that day: “Sing about a fruitful vineyard.
3 ULB "Izaho, Yaveh, Izaho no mpiaro izany; manondraka izany matetika Aho. Miambina izany andro sy alina Aho ka tsy hisy afaka hanimba izany. BSB BSB: I, the LORD, am its keeper; I water it continually. I guard it night and day so no one can disturb it;
4 ULB Endrey, tsy tezitra aho, na nisy ahitra sy tsilo aza! Handeha hanohitra azy ireo amin'ny ady Aho. Hodorako miaraka izy ireo; BSB BSB: I am not angry. If only thorns and briers confronted Me, I would march and trample them, I would burn them to the ground.
5 ULB raha tsy hoe mifikitra amin'ny fiarovako izy ireo ary mihavana amiko; aoka izy ireo hihavana amiko. BSB BSB: Or let them lay claim to My protection; let them make peace with Me—yes, let them make peace with Me.”
6 ULB Amin'ny andro ho avy, dia haka faka i Jakoba; hamony sy hitsimoka Israely; ary hameno manerana ny tany amin'ny voany izy ireo." BSB BSB: In the days to come, Jacob will take root. Israel will bud and blossom and fill the whole world with fruit.
7 ULB Moa namely an'i Jakoba sy Israely tahaka ny namelezany ireo firenena izay namely azy ireo ve Yaveh? Moa ve novonoina tahaka ny famonoana ireo firenena izay novoinoin'izy ireo i Jakoba sy Israely? BSB BSB: Has the LORD struck Israel as He struck her oppressors? Was she killed like those who slayed her?
8 ULB Amin'ny refy marina izay efa nalahatrao, nandroahana an'i Israely sy Jakoba; noentiny tany alavitra miaraka amin'ny rivo-maheriny izy ireo, tamin'ny andron'ny rivotra antsinanana. BSB BSB: By warfare and exile You contended with her and removed her with a fierce wind, as on the day the east wind blows.
9 ULB Ka noho izany, ho voahonitra amin'izany ny helok'i Jakoba, fa izao no ho vokatra rehetra tamin'ny nanesorana ny otany: rehefa hanao ireo alitara vato tahaka ny tsaoka izay voapotipotika izy, ary tsy hisy hitoetra hitsangana ny baon'Aseraha na ireo alitaran'ny ditin-kazo manitra. BSB BSB: Therefore Jacob’s guilt will be atoned for, and the full fruit of the removal of his sin will be this: When he makes all the altar stones like crushed bits of chalk, no Asherah poles or incense altars will remain standing.
10 ULB Fa ny tanàna namafisina dia ho lao, ny fonenana dia ho ngazana ary hafoy tahaka ny efitra. Ao no hamahanana ny zanak'omby, ary ao no handriany sy handevonany ireo rantsany. BSB BSB: For the fortified city lies deserted—a homestead abandoned, a wilderness forsaken. There the calves graze, and there they lie down; they strip its branches bare.
11 ULB Rehefa malazo ireo sampany, dia hotapaina izy ireo. Ho avy ny vehivavy ka handrehitra afo amin'izy ireo, fa tsy olon'ny fahazavan-tsaina ity. Koa, tsy hanana fangoraham-po amin'izy ireo ny Mpahary azy, ary izay nanao azy dia tsy hanana famindram-po amin'izy ireo. BSB BSB: When its limbs are dry, they are broken off. Women come and use them for kindling; for this is a people without understanding. Therefore their Maker has no compassion on them, and their Creator shows them no favor.
12 ULB Amin'izany andro izany dia hisy fampihintsanana avy any amin'ny reniranon'i Eofrata ka hatrany amin'ny loasahan-driakan'i Egypta izay hataonao sy Yaveh, ry vahoakan'Israely, dia hangonona hiaraka tsirairay. BSB BSB: In that day the LORD will thresh from the flowing Euphrates to the Wadi of Egypt, and you, O Israelites, will be gathered one by one.
13 ULB Amin'izany andro izany, dia hotsofina ny trompetra lehibe; ary ho avy izay rava avy any amin'ny tanin'i Asiria, sy izay voaroka tamin'ny tanin'ny Egypta, hanome voninahitra an'i Yaveh eny an-tendrombohitra masina any Jerosalema. BSB BSB: And in that day a great ram’s horn will sound, and those who were perishing in Assyria will come forth with those who were exiles in Egypt. And they will worship the LORD on the holy mountain in Jerusalem.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.