1 ULB Loza ho an'ireo izay midina any Egypta hitady vonjy sy miantehitra amin'ireo soavaly, ary mitoky amin'ireo kalesy (fa maro ireo) ary amin'ireo mpitaingin-tsoavaliny (fa tsy voaisa izy ireo). Nefa tsy mba miandrandra Ilay Masin'i Israely, na mitady an'i Yaveh izy ireo! BSB BSB: Woe to those who go down to Egypt for help, who rely on horses, who trust in their abundance of chariots and in their multitude of horsemen. They do not look to the Holy One of Israel; they do not seek the LORD.
2 ULB Kanefa hendry Izy, ary hitondra loza Izy ka tsy hanafoana ireo teniny. Hitsangana hanohitra ny ankohonan'ny ratsy sy hanohitra ny mpamonjin'ireo izay manota Izy. BSB BSB: Yet He too is wise and brings disaster; He does not call back His words. He will rise up against the house of the wicked and against the allies of evildoers.
3 ULB Olona i Egypta fa tsy Andriamanitra, nofo ny soavalin'izy ireo fa tsy fanahy. Rehefa maninjitra ny tanany Yaveh, ny olona izay mamonjy dia ho tafintohina, ary ny olona izay vonjena dia ho lavo; samy hiara-ho faty izy roa. BSB BSB: But the Egyptians are men, not God; their horses are flesh, not spirit. When the LORD stretches out His hand, the helper will stumble, and the one he helps will fall; both will perish together.
4 ULB Izao no lazain'i Yaveh amiko: "Tahaka ny liona, na ny zana-diona, mierona amin'ny rembiny, rehefa antsoina hanohitra izany ny andian'ny mpiandry ondry, dia tsy mba hangovitra amin'ny feon'izy ireo izany, na hikisaka amin'ny fihorakorak'izy ireo; dia tahaka izany no hidinan'i Yaveh Tompon'ny maro hiady eo an-Tendrombohitr'i Ziona, eo amin'izany havoana izany. BSB BSB: For this is what the LORD has said to me: “Like a lion roaring or a young lion over its prey—and though a band of shepherds is called out against it, it is not terrified by their shouting or subdued by their clamor—so the LORD of Hosts will come down to do battle on Mount Zion and its heights.
5 ULB Tahaka ny vorona manomba, no hiarovan'i Yaveh Tompon'ny maro an'i Jerosalema; hiaro sy hamonjy Izy raha mandalo eo amin'izany ary mitahiry izany. BSB BSB: Like birds hovering overhead, so the LORD of Hosts will protect Jerusalem. He will shield it and deliver it; He will pass over it and preserve it.”
6 ULB Miverena Aminy izay efa nihodinanareo fatratra, ry vahoakan'Israely. BSB BSB: Return to the One against whom you have so blatantly rebelled, O children of Israel.
7 ULB Fa amin'izany andro izany ny tsirairay avy dia hanala ireo sampy volafotsiny sy ireo sampy volamenany izay nataon'ny tananareo ihany tamim-pahotana. BSB BSB: For on that day, every one of you will reject the idols of silver and gold that your own hands have sinfully made.
8 ULB Ary ny Asyriana ho lavon'ny sabatra izay tsy mba an'olombelona no handringana azy. DIa handositra ny sabatra izy, ary ny zatovony hampanaovina fanompoana mafy. BSB BSB: “Then Assyria will fall, but not by the sword of man; a sword will devour them, but not one made by mortals. They will flee before the sword, and their young men will be put to forced labor.
9 ULB Ary izy ireo dia very fahatokisana nohon'ny fahatahorana, ary ireo mpanapaka azy hivadi-po eo anatrehan'ny fanevan'i Yahweh- Izany dia fanambarana nataon'i Yahweh- Izay manana ny afony ao Ziona sy ny fatany fandorana ao Jerosalema." BSB BSB: Their rock will pass away for fear, and their princes will panic at the sight of the battle standard,” declares the LORD, whose fire is in Zion, whose furnace is in Jerusalem.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.