1 ULB Ny tany efitra sy karakaina dia hiravoravo; ary ny tani-hay hifaly sy hamony. Toy ny raozy, BSB BSB: The wilderness and the dry land will be glad; the desert will rejoice and blossom like a rose.
2 ULB hamelana be dia be izany ary hihoby amin'ny fifaliana sy ny hirahira; ny voninahitr'i Libanona dia homena izany, ny hatsaran-tarehin'i Karmela sy Sarona; hahita ny voninahitr'i Yaveh izy ireo, ny famirapiratan'Andriamanintsika. BSB BSB: It will bloom profusely and rejoice with joy and singing. The glory of Lebanon will be given to it, the splendor of Carmel and Sharon. They will see the glory of the LORD, the splendor of our God.
3 ULB Ampaherezo ny tanana miraviravy, ary atanjaho ireo lohalika mangovitra. BSB BSB: Strengthen the limp hands and steady the feeble knees!
4 ULB Lazao amin'ireo reraka am-po hoe: "Mahereza, aza matahotra! Indro, ny Andriamanitrareo ho avy miaraka amin'ny famaliana, dia ny famalian'Andriamanitra. Ho avy Izy ary hamonjy anareo." BSB BSB: Say to those with anxious hearts: “Be strong, do not fear! Behold, your God will come with vengeance. With divine retribution He will come to save you.”
5 ULB Dia hahiratra ny mason'ireo jamba, ary handre ny sofin'ireo marenina. BSB BSB: Then the eyes of the blind will be opened and the ears of the deaf unstopped.
6 ULB Dia hitsambikina toy ny diera ny olona mandringa, ary ny lelan'ny moana dia hihira, fa hivoaka avy any amin'ny tany karankaina ny rano, ary ireo loharano any an'efitra. BSB BSB: Then the lame will leap like a deer and the mute tongue will shout for joy. For waters will gush forth in the wilderness, and streams in the desert.
7 ULB Ho tonga farihy ny fasika mandoro, ary ny tany mangetana ho tonga loharano miboiboika; any amin'ny fitoeran'ireo amboadia, izay itoeran'izy ireo fahiny, dia ho feno ahitra volotara sy zozoro. BSB BSB: The parched ground will become a pool, the thirsty land springs of water. In the haunt where jackals once lay, there will be grass and reeds and papyrus.
8 ULB Ny lalam-be any dia ho antsoiana hoe Lalana Masina. Tsy handeha amin'izany ny maloto. Fa izany dia natao ho an'izay mandeha amin'izany. Tsy misy adala handeha amin'izany. BSB BSB: And there will be a highway called the Way of Holiness. The unclean will not travel it—only those who walk in the Way—and fools will not stray onto it.
9 ULB Tsy hisy liona any, tsy hisy biby masiaka ao amin'izany; tsy ho hita ao izy ireo, fa ireo izay voavonjy no handeha ao. BSB BSB: No lion will be there, and no vicious beast will go up on it. Such will not be found there, but the redeemed will walk upon it.
10 ULB Hiverina ny vidim-panavotan'i Yaveh ary ho avy any Ziona amin'ny fihirana, ary fifaliana mandrakizay no ho eo an-dohan'izy ireo; hahazo fihobiana sy firavoravoana izy ireo, handositra ny alahelo sy ny fisentoana. BSB BSB: So the redeemed of the LORD will return and enter Zion with singing, crowned with everlasting joy. Gladness and joy will overtake them, and sorrow and sighing will flee.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.