1 ULB Rehefa ren'i Hezekia Mpanjaka ny tatitr'izy ireo, dia nandriatra ny akanjony izy, ka nanarona ny tenany tamin'ny akanjo fisaonana, ary nankany an-tranon'i Yaveh. BSB BSB: On hearing this report, King Hezekiah tore his clothes, put on sackcloth, and entered the house of the LORD.
2 ULB Izy dia naniraka an'i Eliakima, izay lohan'ny ankohonana, sy Sebna mpanora-dalàna, ary ireo lohan'ny mpisorona, samy nisarona akanjo fisaonana avokoa, ho any amin'i Isaia mpaminany, zanak'i Amoza. BSB BSB: And he sent Eliakim the palace administrator, Shebna the scribe, and the leading priests, all wearing sackcloth, to the prophet Isaiah son of Amoz
3 ULB Hoy izy ireo taminy: "Hoy i Hezekia hoe: 'Ity andro ity dia andron'ny fahoriana, fibedesana, ary fanalam-baraka, tahaka ny zaza efa ho teraka, nefa ny reniny dia tsy manana hery hiterahana ny zanany. BSB BSB: to tell him, “This is what Hezekiah says: Today is a day of distress, rebuke, and disgrace; for children have come to the point of birth, but there is no strength to deliver them.
4 ULB Mety ho ren'i Yaveh Andriamanitrao ihany ireo tenin'ny lehiben'ny mpifehy, izay nirahin'ny mpanjakan'i Asyria mba hihantsy an'Andriamanitra velona, ka hiteny mafy ireo teny izay ren'i Yaveh Andriamanitrao. Ankehitriny dia asandrato ho an'izay mbola tavela eto ny vavakao."' BSB BSB: Perhaps the LORD your God will hear the words of the Rabshakeh, whom his master the king of Assyria has sent to defy the living God, and He will rebuke him for the words that the LORD your God has heard. Therefore lift up a prayer for the remnant that still survives.”
5 ULB Ka nankany amin'i Isaia ireo mpanompon'i Hezekia mpanjaka, BSB BSB: So the servants of King Hezekiah went to Isaiah,
6 ULB ary hoy i Isaia tamin'izy ireo: "Lazao amin'ny tomponareo hoe: "Aza matahotra ny teny izay efa renao, izay tamin'izany no nanevatevan'ireo mpanompon'ny mpanjakan'i Asyria ahy. BSB BSB: who replied, “Tell your master that this is what the LORD says: ‘Do not be afraid of the words you have heard, with which the servants of the king of Assyria have blasphemed Me.
7 ULB Indro, hametraka fanahy ao aminy aho, ary hahare ny tatitra sasany izy ka hiverina any amin'ny taniny. Hataoko lavon'ny sabatra any amin'ny taniny ihany izy.""' BSB BSB: Behold, I will put a spirit in him so that he will hear a rumor and return to his own land, where I will cause him to fall by the sword.’”
8 ULB Ary niverina ireo lehiben'ny mpitarika ka nahita ny mpanjakan'i Asyria niady tamin'i Libna, fa efa reny fa niala tao Lakisy ny mpanjaka. BSB BSB: When the Rabshakeh heard that the king of Assyria had left Lachish, he withdrew and found the king fighting against Libnah.
9 ULB Ary ren'i Senkeriba fa nihetsika hiady aminy i Tiraka mpanjakan'i Etiopia sy Egypta, ka naniraka mpitondra hafatra miaraka amin'ny hafatra tany amin'i Hezekia indray izy: BSB BSB: Now Sennacherib had been warned about Tirhakah king of Cush: “He has set out to fight against you.” On hearing this, Sennacherib sent messengers to Hezekiah, saying,
10 ULB "Lazao amin'i Hezekia, mpanjakan'i Joda hoe: 'Aza avela handiso fanantenana anao ny Andriamanitrao izay itokianao, manao hoe: "Tsy hatolotra eo an-tanan'ny mpanjakan'i Asyria i Jerosalema." BSB BSB: “Give this message to Hezekiah king of Judah: ‘Do not let your God, in whom you trust, deceive you by saying that Jerusalem will not be delivered into the hand of the king of Assyria.
11 ULB Indro, efa renareo izay nataon'ny mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra tamin'ny fandravana azy ireo tanteraka. Koa ho voavonjy ve ianareo? BSB BSB: Surely you have heard what the kings of Assyria have done to all the other countries, devoting them to destruction. Will you then be spared?
12 ULB Moa ve namonjy azy ireo andriamanitry ny firenena, dia ireo firenena izay noravan'ireo razambeko: Gozana, Harana, Razefa, ary ny vahoakan'i Edena tao Telasara? BSB BSB: Did the gods of the nations destroyed by my fathers rescue those nations—the gods of Gozan, Haran, and Rezeph, and of the people of Eden in Telassar?
13 ULB Aiza ny mpanjakan'i Hamata, mpanjakan'i Arpada, mpanjakan'ireo tanànan'i Sefarvaima, Hena, ary Iva?"' BSB BSB: Where are the kings of Hamath, Arpad, Sepharvaim, Hena, and Ivvah?’”
14 ULB Nandray ny taratasy teny an-tanan'ny mpitondra hafatra i Hezekia ary namaky izany. Dia nankany an-tranon'i Yaveh izy ary namelatra izany teo anatrehany. BSB BSB: So Hezekiah received the letter from the messengers, read it, and went up to the house of the LORD and spread it out before the LORD.
15 ULB Nivavaka tamin'i Yaveh i Hezekia hoe: BSB BSB: And Hezekiah prayed to the LORD:
16 ULB "Ry Yaveh Tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, Ianao izay mipetraka eo ambony Kerobima, Ianao irery no Andriamanitra eo amin'ny fanjakan'ny tany rehetra. Ianao no nahary ny lanitra sy ny tany. BSB BSB: “O LORD of Hosts, God of Israel, enthroned above the cherubim, You alone are God over all the kingdoms of the earth. You made the heavens and the earth.
17 ULB Atongilano ny sofinao, ry Yaveh, ary mihainoa. Sokafy ny masonao, ry Yaveh, ka jereo, ary henoy ireo tenin'i Sankeriba, izay efa nalefany hanesoana an'Andriamanitra velona. BSB BSB: Incline Your ear, O LORD, and hear; open Your eyes, O LORD, and see. Listen to all the words that Sennacherib has sent to defy the living God.
18 ULB Marina izany, ry Yaveh, fa noravan'ny mpanjakan'i Asyria ny firenena rehetra sy ny tanin'izy ireo. BSB BSB: Truly, O LORD, the kings of Assyria have laid waste all these countries and their lands.
19 ULB Efa nataony tao anaty afo ireo andriamaniny, fa tsy andriamanitra ireny fa asan-tanan'olona, hazo sy vato ihany. Ka dia nopotehin'ny Asyriana ireo. BSB BSB: They have cast their gods into the fire and destroyed them, for they were not gods, but only wood and stone—the work of human hands.
20 ULB Koa ankehitriny, ry Yaveh Andriamanitray, vonjeo eo amin'ny heriny izahay, mba ho fantatry ny fanjakan'ny tany rehetra fa Ianao irery ihany no Yaveh." BSB BSB: And now, O LORD our God, save us from his hand, so that all the kingdoms of the earth may know that You alone, O LORD, are God.”
21 ULB Ary nandefa hafatra tany amin'i Isaia zanak'i Amoza i Hezekia, manao hoe: "Yaveh, Andriamanitr'Israely manao hoe: 'Satria efa nivavaka tamiko mahakasika an'i Sankeriba mpanjakan'i Asyria ianao, BSB BSB: Then Isaiah son of Amoz sent a message to Hezekiah: “This is what the LORD, the God of Israel, says: Because you have prayed to Me concerning Sennacherib king of Assyria,
22 ULB dia izao ny teny izay nolazain'i Yaveh ny momba azy: "Manao tsinontsinona sy manala baraka anao ny zanaka vavy virijin'i Ziona; mihifikifi-doha aminao ny zanaka vavy. Nihantsy sy naniratsira an'iza ianao? BSB BSB: this is the word that the LORD has spoken against him: ‘The Virgin Daughter of Zion despises you and mocks you; the Daughter of Jerusalem shakes her head behind you.
23 ULB Nampiaka-peo sy nivandravandra tam-pireherehana tamin'iza ianao? Tamin'ny Ilay Masin'Israely. BSB BSB: Whom have you taunted and blasphemed? Against whom have you raised your voice and lifted your eyes in pride? Against the Holy One of Israel!
24 ULB Tamin'ny alalan'ireo mpanomponao no nihantsianao ny Tompo ary nanaovanao hoe: 'Tamin'ny hamaroan'ny kalesiko no niakarako teny amin'ny havoan'ireo tendrombohitra, tamin'ny fiakarana avo indrindra an'i Libanona. Hokapaiko ireo sederany lava ary hofidiako ireo hazon-kypreso any, ary hihiditra ao amin'ny toerany ambony indrindra aho, dia ny alany mamoha be indrindra. BSB BSB: Through your servants you have taunted the Lord, and you have said: “With my many chariots I have ascended to the heights of the mountains, to the remote peaks of Lebanon. I have cut down its tallest cedars, the finest of its cypresses. I have reached its farthest heights, the densest of its forests.
25 ULB Efa nihady lava-drano aho ary nisotro rano; Noritraiko ny reniranon'i Egypta rehetra ambanin'ny faladian-tongotro.' BSB BSB: I have dug wells and drunk foreign waters. With the soles of my feet I have dried up all the streams of Egypt.”
26 ULB Moa ve tsy renao ny namaritako izany fotoana maro lasa izay sy nanaovako izany tamin'ny fotoana fahiny? Ary entiko mba hitranga izany. Eto ianao mba handrava ireo tanàna matanjaka ho lasa korotam-bato. BSB BSB: Have you not heard? Long ago I ordained it; in days of old I planned it. Now I have brought it to pass, that you should crush fortified cities into piles of rubble.
27 ULB Ireo mponiny, tsy manan-kery, dia kivy sy afa-baraka. Voly any an-tsaha izy ireo, ahi-maitso, ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, mialohan'ny rivotra avy any atsinana. BSB BSB: Therefore their inhabitants, devoid of power, are dismayed and ashamed. They are like plants in the field, tender green shoots, grass on the rooftops, scorched before it is grown.
28 ULB Fa fantatro ny fipetrakao, ny fivoahanao, ny fidiranao, ary ny hatezeranao Amiko. BSB BSB: But I know your sitting down, your going out and coming in, and your raging against Me.
29 ULB Nohon'ny hatezeranao Amiko, nohon'ny avonavonao izay nipàka tamin'ny sofiko, dia hametrahako farangoko eo amin'ny oronao, ary ny lamboridiko eo amin'ny vavanao; haveriko any amin'izay lalana niavianao ianao." BSB BSB: Because your rage and arrogance against Me have reached My ears, I will put My hook in your nose and My bit in your mouth; I will send you back the way you came.’
30 ULB Izao no ho famantarana ho anao: Hihinana izay maniriniry foana ianao amin'ity taona ity, ary izay maniry amin'izany amin'ny taona faharoa. Fa amin'ny taona fahatelo dia tsy maintsy mamboly ianao ary mioty, manaova tanim-boaloboka ary hano ny vokany. BSB BSB: And this will be a sign to you, O Hezekiah: This year you will eat what grows on its own, and in the second year what springs from the same. But in the third year you will sow and reap; you will plant vineyards and eat their fruit.
31 ULB Ireo sisa amin'ny ankohonan'i Joda izay tsy maty dia hamaka sy hamokatra indray. BSB BSB: And the surviving remnant of the house of Judah will again take root below and bear fruit above.
32 ULB Fa avy ao Jerosalema no hivoahan'ireo sisa; avy ao an-Tendrombohitr'i Ziona ireo tsy maty. Hanao izany ny zotom-pon'i Yaveh Tompon'ny maro."' BSB BSB: For a remnant will go forth from Jerusalem, and survivors from Mount Zion. The zeal of the LORD of Hosts will accomplish this.
33 ULB Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh momban'ny mpanjakan'i Asyria: "Tsy hiditra eto amin'ity tanàna ity, na hanipy tsipìka eto izy. Na ho tonga alohan'izany miaraka amin'ny ampinga na hanangana rindrina fiakarana amin'izany izy. BSB BSB: So this is what the LORD says about the king of Assyria: ‘He will not enter this city or shoot an arrow into it. He will not come before it with a shield or build up a siege ramp against it.
34 ULB Ny lalana nahatongavany ihany no ho lalana hialany; tsy hiditra ao amin'ity tanàna ity izy_izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: He will go back the way he came, and he will not enter this city,’ declares the LORD.
35 ULB Fa hiaro ity tanàna ity Aho ary hamonjy izany, nohon'ny Amiko sy nohon'ny amin'i Davida mpanompoko." BSB BSB: ‘I will defend this city and save it for My own sake and for the sake of My servant David.’”
36 ULB Ary ny anjelin'i Yaveh dia nivoaka ka nanafika ny tobin'ireo Asyriana, nahafaty miaramila185.000. Rehefa nifoha maraim-be ireo lehilahy, dia nitsirara teny rehetra teny ny fatin'olona. BSB BSB: Then the angel of the LORD went out and struck down 185,000 men in the camp of the Assyrians. When the people got up the next morning, there were all the dead bodies!
37 ULB Ka nandao an'Israely i Sankeriba mpanjakan'i Asyria ary nody tany an-trano ka nitoetra tao Ninive. BSB BSB: So Sennacherib king of Assyria broke camp and withdrew. He returned to Nineveh and stayed there.
38 ULB Taty aoriana, raha mbola nidera tao an-tranon'i Nisroka andriamaniny izy, dia namono azy tamin'ny sabatra i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy. Avy eo dia nitsoaka tany amin'ny tanin'i Ararata izy ireo. Ary dia i Esara-hadona zanany no nanjaka teo amin'ny toerany. BSB BSB: One day, while he was worshiping in the temple of his god Nisroch, his sons Adrammelech and Sharezer put him to the sword and escaped to the land of Ararat. And his son Esar-haddon reigned in his place.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.