Isaiah 39 39 Isaiah Hezekiah and Assyria Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Tamin'izany andro izany Merodaka-baladana zanaka lahin'i Baladana, mpanjakan'i Babylona, dia nandefa taratasy sy fanomezana ho an'i Hezekia; satria reny fa narary i Hezekia ary sitrana. BSB BSB: At that time Merodach-baladan son of Baladan king of Babylon sent letters and a gift to Hezekiah, for he had heard about Hezekiah’s illness and recovery.
2 ULB Faly tamin'ireo zavatra ireo i Hezekia; nasehony an'ireo mpitondra hafatra ny trano fitahirizany zavatra sarobidy—ny volafotsy, ny volamena, ireo zava-manitra ary menaka tsara, ny trano fitahirizany an'ireo fitaovam-piadiany, sy izay rehetra hita tao amin'ireo trano fitahirizany. Tsy nisy zavatra tao an-tranony, na tao amin'ny fanjakany rehetra, ka tsy nasehon'i Hezekia azy ireo. BSB BSB: And Hezekiah welcomed the envoys gladly and showed them what was in his treasure house—the silver, the gold, the spices, and the precious oil, as well as his entire armory—all that was found in his storehouses. There was nothing in his palace or in all his dominion that Hezekiah did not show them.
3 ULB Avy eo Isaia mpaminany tonga tany amin'i Hezekia mpanjaka ary nanontany azy hoe: "Inona no lazain'ireo olona ireo aminao? Avy aiza izy ireo?" Hoy Hezekia hoe: "Tonga eto amiko avy any amin'ny firenena lavitr'i Babylona izy ireo." BSB BSB: Then the prophet Isaiah went to King Hezekiah and asked, “Where did those men come from, and what did they say to you?” “They came to me from a distant land,” Hezekiah replied, “from Babylon.”
4 ULB Dia nanontany Isaia hoe: "Inona no hitan'izy ireo tao an-tranonao?" Namaly Hezekia hoe: "Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tao an-tranoko. Tsy nisy zavatra tamin'ireo zavatro sarobidy ka tsy nasehoko azy ireo." BSB BSB: “What have they seen in your palace?” Isaiah asked. “They have seen everything in my palace,” answered Hezekiah. “There is nothing among my treasures that I did not show them.”
5 ULB Dia hoy Isaia tamin'i Hezekia hoe: "Henoy ny tenin'i Yaveh tompon'ny maro: BSB BSB: Then Isaiah said to Hezekiah, “Hear the word of the LORD of Hosts:
6 ULB 'Indro, tonga ny andro izay hitondrana ny zavatra rehetra ao amin'ny lapanao, ireo zavatra izay notahirizin'ireo razambenao mandrak'ankehitriny ho any Babylona. Tsy hisy ho tavela, hoy Yaveh. BSB BSB: The time will surely come when everything in your palace and all that your fathers have stored up until this day will be carried off to Babylon. Nothing will be left, says the LORD.
7 ULB Ireo zanaka lahy naterakao, izay efa notaizainao—ho alainy izy ireo, ary ho lasa tandapa ao amin'ilay lapan'ny mpanjakan'i Babylona izy ireo.'" BSB BSB: And some of your descendants, your own flesh and blood, will be taken away to be eunuchs in the palace of the king of Babylon.”
8 ULB Avy eo Hezekia niteny tamin'Isaia hoe: "Tsara ny tenin'i Yaveh izay efa noresahinao." Fa nihevitra izy hoe: "Hisy fiadanana sy fahamarinan-toerana amin'ny androko." BSB BSB: But Hezekiah said to Isaiah, “The word of the LORD that you have spoken is good.” For he thought, “At least there will be peace and security in my lifetime.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Isaiah 39
Up next
Isaiah 40
A new part begins: Comfort: the Servant of the Lord
Back to Isaiah 38
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Isaiah 39, and keep Opened free for readers who can’t pay.