1 ULB "Hampaherezo, hampaherezo ny vahoakako," hoy ny Andriamanitrareo. BSB BSB: “Comfort, comfort My people,” says your God.
2 ULB "Miresaha mora amin'i Jerosalema; ary hambarao aminy fa efa nitsahatra ny adiny, fa voavela ny helony, fa efa nandray avo roa heny teny an-tanan'i Yaveh izy tamin'ny fahotany rehetra." BSB BSB: “Speak tenderly to Jerusalem, and proclaim to her that her forced labor has been completed; her iniquity has been pardoned. For she has received from the hand of the LORD double for all her sins.”
3 ULB Nisy feo niantso mafy hoe: "Omano ny lalan'i Yaveh any an'efitra; manaova lalam-be mahitsy any amin'ny tany foana ho an'ny Andriamanintsika." BSB BSB: A voice of one calling: “Prepare the way for the LORD in the wilderness; make a straight highway for our God in the desert.
4 ULB Ny lohasaha rehetra dia hasandratra, ary ny tendrombohitra sy havoana rehetra dia hankarina; ary ny tany mideza ho lembalemba, ary ireo tany saro-dalana ho tonga lemaka; BSB BSB: Every valley shall be lifted up, and every mountain and hill made low; the uneven ground will become smooth, and the rugged land a plain.
5 ULB ary ny voninahitr'i Yaveh dia ho ampahafantarina, ary ny vahoaka rehetra hiaraka hahita izany; fa ny vavan'i Yaveh no niteny izany. BSB BSB: And the glory of the LORD will be revealed, and all humanity together will see it.” For the mouth of the LORD has spoken.
7 ULB Maina ny ahitra ary malazo ny voninkazo rehefa mitsoka eo amin'izany ny fofon'ain'Andriamanitra; azo antoka fa ahitra ny olombelona. BSB BSB: The grass withers and the flowers fall when the breath of the LORD blows on them; indeed, the people are grass.
9 ULB Miakara eny amin'ny tendrombohitra avo, ry Ziona, mpitondra vaovao mahafaly. Manandrata feo mafy, ry Jerosalema. Ianao izay mitondra ireo vaovao mahafaly, asandrato ny feonao, aza matahotra. Lazao amin'ireo tanànan'i Joda hoe: "Io no Andriamanintrareo!" BSB BSB: Go up on a high mountain, O Zion, herald of good news. Raise your voice loudly, O Jerusalem, herald of good news. Lift it up, do not be afraid! Say to the cities of Judah, “Here is your God!”
10 ULB Indro, ny Tompo Yaveh tonga toy ny lehilahy mpiady nivoaka mpandresy, ary ny sandriny mahery no hanapaka ho azy. Indro, ny valisoany miaraka aminy, ary ireo izay navotany dia mandeha eo anoloany. BSB BSB: Behold, the Lord GOD comes with might, and His arm establishes His rule. His reward is with Him, and His recompense accompanies Him.
11 ULB Hamahana ny ondry aman'osiny toy ny mpiandry ondry Izy, hanangona ireo ondry eo an-tsandriny Izy, ka hilanja ireo ao am-pony, ary hitarika amin-katsaram-panahy ireo ondry vavy mampinono ireo zanany. BSB BSB: He tends His flock like a shepherd; He gathers the lambs in His arms and carries them close to His heart. He gently leads the nursing ewes.
13 ULB Iza no efa nahatakatra ny eritreritr'i Yaveh, na nanoro lalana Azy toy ny mpanolotsainy? BSB BSB: Who has directed the Spirit of the LORD, or informed Him as His counselor?
14 ULB Avy amin'iza no efa nandraisany toro-lalana? Iza no nampianatra Azy ny fomba fanaovana zavatra amin'ny tokony ho izy, ary nampianatra Azy fahalalana, na nampiseho Azy ny fomba fahatakarana? BSB BSB: Whom did He consult to enlighten Him, and who taught Him the paths of justice? Who imparted knowledge to Him and showed Him the way of understanding?
15 ULB Indro, ireo firenena dia toy ny rano indray mitete anaty siny, ary noraisina toy ny vovoka eo ambonin'ny fandanjana; indro, lanjainy toy teboka bitika ireo nosy. BSB BSB: Surely the nations are like a drop in a bucket; they are considered a speck of dust on the scales; He lifts up the islands like fine dust.
16 ULB Libanona dia tsy ampy ho dorana, na ireo bibidiany tsy ampy atao fanatitra dorana. BSB BSB: Lebanon is not sufficient for fuel, nor its animals enough for a burnt offering.
17 ULB Ny firenena rehetra dia tsy feno eo anatrehany; ireo dia noraisiny toy ny tsy misy. BSB BSB: All the nations are as nothing before Him; He regards them as nothingness and emptiness.
18 ULB Amin'iza izany no hampitahainareo amin'Andriamanitra? BSB BSB: To whom will you liken God? To what image will you compare Him?
19 ULB Sampy! namolavola izany ny mpanao asa-tanana: ny mpanefy volamena dia nanao takela-bolamena sy nanefy rojo volafotsy ho an'izany. BSB BSB: To an idol that a craftsman casts and a metalworker overlays with gold and fits with silver chains?
20 ULB Mba hanaovana fanatitra dia misy iray mifidy hazo tsy mety lo; mitady mpanao asa-tanana mahay izy mba hanao sampy izay tsy mety mirodana. BSB BSB: One lacking such an offering chooses wood that will not rot. He seeks a skilled craftsman to set up an idol that will not topple.
21 ULB Tsy fantatrareo ve? Tsy mbola henonareo ve? Tsy efa nolazaina taminareo tany am-piandohana ve izany? Tsy efa takatrareo ve izany tamin'ny fanorenana ny tany? BSB BSB: Do you not know? Have you not heard? Has it not been declared to you from the beginning? Have you not understood since the foundation of the earth?
22 ULB Izy ilay tokana mipetraka ambonin'ny habakabaky ny tany; ary ny mponina dia toy ny valala eo anatrehany. Nandrovitra ny lanitra toy ny lamba Izy ary nanaparitaka ireo toy ny lay hipetrahana. BSB BSB: He sits enthroned above the circle of the earth; its dwellers are like grasshoppers. He stretches out the heavens like a curtain, and spreads them out like a tent to dwell in.
23 ULB Nampihena ireo mpanapaka toy ny tsy misy Izy ary nanao ireo mpanapaky ny tany ho tsy misy dikany. BSB BSB: He brings the princes to nothing and makes the rulers of the earth meaningless.
24 ULB Vao novolena izy ireo, vao nafafy, ny sampan'ireo dia vao namaka tamin'ny tany, rehefa nitsoka teo amin'izy ireo Izy ka nalazo ireo, ary nentin'ny rivotra toy mololo izy ireo. BSB BSB: No sooner are they planted, no sooner are they sown, no sooner have their stems taken root in the ground, than He blows on them and they wither, and a whirlwind sweeps them away like stubble.
25 ULB Amin'iza izany no hampitahainao Amiko, iza no mitovy Amiko?" hoy Ilay Masina. BSB BSB: “To whom will you liken Me, or who is My equal?” asks the Holy One.
26 ULB Jereo ny lanitra! Iza no namorona ireo kintana rehetra ireo? Mamoaka azy ireo amin'ny filaharany Izy ary miantso azy rehetra amin'ny anarany. Tamin'ny halehiben'ny heriny sy tamin'ny tanjaky ny fahefany, dia tsy nisy iray tsy nipoitra. BSB BSB: Lift up your eyes on high: Who created all these? He leads forth the starry host by number; He calls each one by name. Because of His great power and mighty strength, not one of them is missing.
27 ULB Nahoana ianao, ry Jakoba, no niteny sy nanambara tamin'Israely hoe: "Ny lalako dia miafina amin'i Yaveh, ary ny Andriamanitro dia tsy voakasiky ny fahamarinako?" BSB BSB: Why do you say, O Jacob, and why do you assert, O Israel, “My way is hidden from the LORD, and my claim is ignored by my God”?
29 ULB Manome hery ny reraka Izy; ary manome hery vao ho an'izay marary. BSB BSB: He gives power to the faint and increases the strength of the weak.
30 ULB Na ny tanora aza dia ho lasa vizana sy reraka, ary ireo zatovo dia ho tafintohina ka hianjera: BSB BSB: Even youths grow tired and weary, and young men stumble and fall.
31 ULB Fa ireo izay miandry an'i Yaveh dia hanavao ny herin'izy ireo; hanidina amin'ny elatra toy ny voromahery izy ireo; hiazakazaka izy ireo ka tsy ho reraka; handeha izy ireo ary tsy ho torana. BSB BSB: But those who wait upon the LORD will renew their strength; they will mount up with wings like eagles; they will run and not grow weary, they will walk and not faint.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.