1 ULB "Mihainoa am-pahanginana manoloana Ahy, ianareo moron-tsiraka; aoka hanavao ny heriny ireo firenena; aoka izy ireo hanatona akaiky ary hiteny; aoka isika hiaraka hanakaiky mba hifandahatra sy hiady hevitra. BSB BSB: “Be silent before Me, O islands, and let the peoples renew their strength. Let them come forward and testify; let us together draw near for judgment.
2 ULB Iza no nanentana ny iray avy any atsinanana, niantso azy am-pahamarinana ho amin'ny fanompoany? Manolotra ny firenena ho azy Izy ary manampy azy handresy ireo mpanjaka. Mamadika azy ireo ho vovoka amin'ny sabany izy, tahaka ny mololo tsofin'ny rivotra amin'ny tsipíkany. BSB BSB: Who has aroused one from the east and called him to his feet in righteousness? He hands nations over to him and subdues kings before him. He turns them to dust with his sword, to windblown chaff with his bow.
3 ULB Manenjika azy ireo izy ka tafita soa aman-tsara, tamin'ny lalana tsara izay tsy nodiavin'ny tongony. BSB BSB: He pursues them, going on safely, hardly touching the path with his feet.
4 ULB Iza no nanao sy nahavita ireo asa ireo? Iza no nampiantso ireo taranaka hatrany am-piandohana? Izaho, Yaveh, no voalohany, ary miaraka amin'ireo farany, Izaho no Izy. BSB BSB: Who has performed this and carried it out, calling forth the generations from the beginning? I, the LORD—the first and the last—I am He.”
5 ULB Nahita ireo nosy ka natahotra; miovitrovitra ny faran'ny tany; nanatona izy ireo ka tonga. BSB BSB: The islands see and fear; the ends of the earth tremble. They approach and come forward.
6 ULB Samy manampy ny namany ny olon-drehetra, ary ny olona rehetra nifampiresaka hoe: 'Mahereza.' BSB BSB: Each one helps the other and says to his brother, “Be strong!”
7 ULB Koa dia mampahery ireo mpanefy volamena ny mpandrafitra, ary izay miasa amin'ny tantanana mampahery izay miasa amin'ny riandriana, milazan'ny solohoto hoe: 'tsara izany.' Nofehezin'izy ireo tamin'ny fantsika izany mba tsy hihozongozona. BSB BSB: The craftsman encourages the goldsmith, and he who wields the hammer cheers him who strikes the anvil, saying of the welding, “It is good.” He nails it down so it will not be toppled.
8 ULB Fa ianao, ry Israely, mpanompoko, ry Jakoba izay efa nofidiako, taranak'i Abrahama namako, BSB BSB: “But you, O Israel, My servant, Jacob, whom I have chosen, descendant of Abraham My friend—
9 ULB ianao izay haveriko avy amin'ny fiafaran'ny tany, ary izay nantsoiko avy tamin'ireo toerana lavitra, ary izay nolazaiko hoe: 'Mpanompoko ianao;' Efa nifidy anao Aho ary tsy nolaviko ianao. BSB BSB: I brought you from the ends of the earth and called you from its farthest corners. I said, ‘You are My servant.’ I have chosen and not rejected you.
10 ULB Aza matahotra, fa momba anao Aho. Aza mitebiteby, fa Izaho no Andriamanitrao. Hampatanjahako ianao, ary hanampy anao Aho, ary hanohana anao amin'ny tanako ankavana marina Aho. BSB BSB: Do not fear, for I am with you; do not be afraid, for I am your God. I will strengthen you; I will surely help you; I will uphold you with My righteous right hand.
11 ULB Indro, ho menatra sy ho afa-baraka, ireo rehetra izay tezitra taminao; ho toy ny tsy misy dikany izy ireo ary ho faty, ireo rehetra izay manohitra anao. BSB BSB: Behold, all who rage against you will be ashamed and disgraced; those who contend with you will be reduced to nothing and will perish.
12 ULB Hitady ianao nefa tsy hahita ireo izay nifandahatra taminao; ireo izay niady taminao dia ho toy ny tsy misy dikany, tena tsy misy dikany. BSB BSB: You will seek them but will not find them. Those who wage war against you will come to nothing.
13 ULB Fa Izaho, Yaveh Andriamanitrao, no hiazona ny tananao ankavanana, milaza aminao hoe: 'Aza matahotra; fa hanampy anao Aho.' BSB BSB: For I am the LORD your God, who takes hold of your right hand and tells you: Do not fear, I will help you.
14 ULB Aza matahotra, ianao ry Jakoba kankana, ary ianareo olon'ny Israely; fa hanampy anareo aho—izany no fanambaran'i Yaveh, mpanavotra anareo, ilay Iray Masin'Israely. BSB BSB: Do not fear, O Jacob, you worm, O few men of Israel. I will help you,” declares the LORD. “Your Redeemer is the Holy One of Israel.
15 ULB Indro, ataoko ho toy ny kodia vy maranitra ianao, vao sady roa-lela; hamely ireo tendrombohitra ianao ary hanorotoro ireo; hataonao ho toy ny akofa ireo havoana. BSB BSB: Behold, I will make you into a threshing sledge, new and sharp, with many teeth. You will thresh the mountains and crush them, and reduce the hills to chaff.
16 ULB Hikororoka azy ireo ianao, ary ny rivotra hitondra azy ireo hiala; hanaparitaka azy ireo ny rivotra. hiravoravo amin'i Yaveh ianao, hiravoravo amin'ny ilay Iray Masin'Isarely. BSB BSB: You will winnow them, and a wind will carry them away; a gale will scatter them. But you will rejoice in the LORD; you will glory in the Holy One of Israel.
17 ULB Mitady rano ireo ory sy mahantra, kanefa tsy misy, ary ny lelan'izy ireo dia ho maina nohon'ny hetaheta; Izaho, Yaveh, no hamaly ny vavak'izy ireo; Izaho, Ilay Andriamanitr'Israely, dia tsy hahafoy azy ireo. BSB BSB: The poor and needy seek water, but there is none; their tongues are parched with thirst. I, the LORD, will answer them; I, the God of Israel, will not forsake them.
18 ULB Hahatonga ny renirano hikoriana amin'ny hantsana Aho, ary loharano eo afovoan'ny lohasaha; hataoko dobon-drano ny tany hay, ary ny tany maina ho loharano. BSB BSB: I will open rivers on the barren heights, and fountains in the middle of the valleys. I will turn the desert into a pool of water, and the dry land into flowing springs.
19 ULB Any amin'ny tany efitra no hametrahako ireo sedera, akasia, rotra, ary ny hazon'Oliva. Hametraka ny kypreso eny amin'ny lemaky ny tany hay, miaraka amin'ireo kesika sy ireo hazo kypreso Aho. BSB BSB: I will plant cedars in the wilderness, acacias, myrtles, and olive trees. I will set cypresses in the desert, elms and boxwood together,
20 ULB Hanao izany Aho mba hahita, hanaiky, ary hiara-hahatakatra ny olona, fa ny tanan'i Yaveh no nanao izany, ary ilay Iray Masin'Israely no namorona izany. BSB BSB: so that all may see and know, may consider and understand, that the hand of the LORD has done this and the Holy One of Israel has created it.”
21 ULB "lazao ny mahakasika anao," hoy i Yaveh, "asehoy ny hevitrao tsara indrindra ho an'ireo sampinao," hoy ny Mpanjaka an'i Jakoba. BSB BSB: “Present your case,” says the LORD. “Submit your arguments,” says the King of Jacob.
22 ULB Aoka izy ireo hitondra ny hevitr'izy ireo manokana; asaivo mandroso izy ireo ary ambarao aminay izay hiseho, mba hahafantaranay tsara ireo zavatra ireo. Asaivo ambaran'izy ireo aminay ireo fanambarana voavina mialoha, mba hahafahanay manao azy ireo ho fitaratra sy hahafantaranay ny fomba nahatanterahan'ireny BSB BSB: “Let them come and tell us what will happen. Tell the former things, so that we may reflect on them and know the outcome. Or announce to us what is coming.
23 ULB Lazao ireo zavatra momba ny ho avy, mba hahafantaranay fa andriamanitra ianareo; manaova zavatra tsara na ratsy, mba hahatahotra sy hiaky volana izahay. BSB BSB: Tell us the things that are to come, so that we may know that you are gods. Yes, do something good or evil, that we may look on together in dismay.
24 ULB Indro, tsy misy dikany ianareo sampy ary ny asanareo dia tsy misy dikany; ilay iray izay nifidy anareo dia maharikoriko. BSB BSB: Behold, you are nothing and your work is of no value. Anyone who chooses you is detestable.
25 ULB Efa nanangana iray avy any avaratra Aho, ary tonga izy; avy any amin'ny fiposahan'ny masoandro no hiantsoako izay miantso ny anarako, ary hanitsaka ireo mpanapaka toy ny fotaka izy, toy ny mpanefy tanimanga manitsakitsaka ny tanimanga. BSB BSB: I have raised up one from the north, and he has come—one from the east who calls on My name. He will march over rulers as if they were mortar, like a potter who treads the clay.
26 ULB Iza no nanambara izany hatrany am-piandohana, mba hahafantaranay? Alohan'izany fotoana izany, mba hilazanay hoe: "Marina izy"? Eny tokoa, tsy nisy nanao izany ho lalàna izy ireo, eny, tsy nisy naheno anareo nilaza zavatra. BSB BSB: Who has declared this from the beginning, so that we may know, and from times past, so that we may say: ‘He was right’? No one announced it, no one foretold it, no one heard your words.
27 ULB Hoy Aho tamin'i Ziona tamin'ny voalohany: 'Indro indreto izy ireo;" nandefa mpitondra hafatra tany Jerosalema Aho. BSB BSB: I was the first to tell Zion: ‘Look, here they are!’ And I gave to Jerusalem a herald of good news.
28 ULB Rehefa mijery aho, dia tsy misy na iza na iza, na ny iray eo amin'izy ireo izay afaka manome toro-hevitra tsara, izay, afaka hamaly teny, rehefa manontany Aho. BSB BSB: When I look, there is no one; there is no counselor among them; when I ask them, they have nothing to say.
29 ULB Indro, tsy misy dikany izy rehetra, ary ny asan'izy ireo dia tsy misy dikany; rivotra sy zava-poana ny sary an'idin'izy ireo. BSB BSB: See, they are all a delusion; their works amount to nothing; their images are as empty as the wind.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.