2 ULB Tsy hitaraina na hihiaka izy, na hanao ny feony ho re eny an-dalana. BSB BSB: He will not cry out or raise His voice, nor make His voice heard in the streets.
3 ULB Tsy ho tapahiny ny volotara torotoro, ary tsy ho vonoany ny afon'ny jiro mirehitra: hanatanteraka ny rariny amim-pahatokiana izy. BSB BSB: A bruised reed He will not break and a smoldering wick He will not extinguish; He will faithfully bring forth justice.
4 ULB Tsy hitombo harerahana izy na ho kivy mandra-pametrahany ny rariny ety ambonin'ny tany; ary ny tany amorontsiraka hiandry ny lalàny. BSB BSB: He will not grow weak or discouraged before He has established justice on the earth. In His law the islands will put their hope.”
5 ULB Izao no lazain'Yaveh Andriamanitra__izay namorona ny lanitra ary nanenjana ireo, ilay nanao ny tany sy izay rehetra vokariny, izay manome fofonaina ho an'ny olona amin'izany ary fianana ho an'ireo izay miana eo amin'izany hoe: BSB BSB: This is what God the LORD says—He who created the heavens and stretched them out, who spread out the earth and its offspring, who gives breath to the people on it and life to those who walk in it:
7 ULB mba hanokatra ny mason'ny jamba, mba hanafaka ireo voafonja ao amin'ny trano maizina, ary avy amin'ny trano fonenan'ireo izay mipetraka ao amin'ny aizina. BSB BSB: to open the eyes of the blind, to bring prisoners out of the dungeon and those sitting in darkness out from the prison house.
9 ULB Indro, efa lasa ny zavatra taloha, ankehitriny hanambara zava-baovao aminareo Aho. Mialohan'ny hanomboan'ireo dia hiteny anareo mahakasika ireo Aho." BSB BSB: Behold, the former things have happened, and now I declare new things. Before they spring forth I proclaim them to you.”
10 ULB Mihirà hira vaovao ho an'i Yaveh, ary ny fiderany hatrany amin'ny faran'ny tany; ianareo izay midina any amin'ny ranomasina, sy izay rehetra ao aminy, ireo tany amorontsiraka, ary ireo izay mivelona any. BSB BSB: Sing to the LORD a new song—His praise from the ends of the earth—you who go down to the sea, and all that is in it, you islands, and all who dwell in them.
12 ULB Aoka hanome voninahitra an'i Yaveh izy ireo ary hanambara ny fiderany amin'ny tany amorontsiraka. BSB BSB: Let them give glory to the LORD and declare His praise in the islands.
13 ULB Hivoaka tahaka ny mpiady i Yaveh; tahaka ny lehilahin'ady hamporisin'ny zotom-pony Izy. Hihiaka Izy, eny, hierona amin'ny hiakan'adiny Izy; hasehony ny fahavalony ny heriny. BSB BSB: The LORD goes forth like a mighty one; He stirs up His zeal like a warrior. He shouts; yes, He roars in triumph over His enemies:
14 ULB Efa nangina Aho hatrizay; efa nangina Aho ary nifehy ny tenako; ankehitriny hitaraina toy ny vehivavy miteraka Aho; miehakehaka tsy avy miaina. BSB BSB: “I have kept silent from ages past; I have remained quiet and restrained. But now I will groan like a woman in labor; I will at once gasp and pant.
15 ULB Hataoko lao ny tendrombohitra sy ny havoana ary hanamaina ny zava-maniriny rehetra; ary hamadika ny ony ho nosy Aho ary hanamaina ny farihy. BSB BSB: I will lay waste the mountains and hills and dry up all their vegetation. I will turn the rivers into dry land and drain the marshes.
16 ULB Hitondra ny jamba amin'ny lalana izay tsy fantatr'izy ireo Aho; amin'ny lalana izay tsy fantatr'izy ireo no hitarihako azy ireo. Hamadika ny aizina ho mazava eo anoloan'izy ireo Aho, ary hanao ny toeranan'ny meloka ho marina. Ireo zavatra ireo no hataoko, ary tsy handao azy ireo Aho. BSB BSB: I will lead the blind by a way they did not know; I will guide them on unfamiliar paths. I will turn darkness into light before them and rough places into level ground. These things I will do for them, and I will not forsake them.
17 ULB Hiverina izy ireo, ary ho afa-baraka tanteraka, ireo izay matoky ny sarin-javatra voasokitra, izay milaza ny sarin-javatra narendrika tamin'ny vy hoe: "Ianareo no andriamanitray." BSB BSB: But those who trust in idols and say to molten images, ‘You are our gods!’ will be turned back in utter shame.
18 ULB Mihainoa, ianareo ry marenina; ary mijere, ianareo jamba, mba hahita. BSB BSB: Listen, you deaf ones; look, you blind ones, that you may see!
19 ULB Iza no jamba nefa mpanompoko? Na marenina toy ny mpitondra hafatra niraiko? Iza no jamba tahaka ny sakaizam-panekeko, na marenina tahaka ny mpanompon'i Yaveh? BSB BSB: Who is blind but My servant, or deaf like the messenger I am sending? Who is blind like My covenant partner, or blind like the servant of the LORD?
20 ULB Maro ny zavatra hitanareo, saingy tsy takatrareo; manongilan-tsofina, nefa tsy misy mandre. BSB BSB: Though seeing many things, you do not keep watch. Though your ears are open, you do not hear.”
21 ULB Nahafaly an'i Yaveh ny midera ny fahamarinany ary ny manome voninahitra ny lalàny. BSB BSB: The LORD was pleased, for the sake of His righteousness, to magnify His law and make it glorious.
22 ULB Nefa ity dia vahoaka nangalarana sy voaroba; voafandrika any amin'ny lavaka avokoa izy ireo, notanana ho babo tao am-ponja; efa lasa voaroba izy ireo ka tsy misy na iza na iza hanavotra azy, ary tsy misy miteny hoe: "Avereno izy ireo!" BSB BSB: But this is a people plundered and looted, all trapped in caves or imprisoned in dungeons. They have become plunder with no one to rescue them, and loot with no one to say, “Send them back!”
23 ULB Iza aminareo ireo no hihaino izany? Iza no hihaino sy handre amin'ny ho avy? BSB BSB: Who among you will pay attention to this? Who will listen and obey hereafter?
24 ULB Iza no nanome an'i Jakoba ho an'ireo jiolahy, ary ny Israely ho amin'ny mpandroba? Moa ve izany tsy i Yaveh, izay efa nanotantsika, izay nolavin'izy ireo andehanana ny lalany, ary izay nolavin'izy ireo harahina ny lalàny? BSB BSB: Who gave Jacob up for spoil, and Israel to the plunderers? Was it not the LORD, against whom we have sinned? They were unwilling to walk in His ways, and they would not obey His law.
25 ULB Noho izany dia nararany tamin'izy ireo ny firehetan'ny fahatezerany, mbamin'ny fandravan'ny ady. Niredareda nanodidina azy ireo izany, nefa tsy nahafantatra izany izy ireo; ka nandoro azy ireo izany, nefa tsy noraisin'izy ireo am-po izany. BSB BSB: So He poured out on them His furious anger and the fierceness of battle. It enveloped them in flames, but they did not understand; it consumed them, but they did not take it to heart.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.