1 ULB Mihainoa ankehitriny, ry Jakoba mpanompoko, sy ry Israely, izay nofidiako: BSB BSB: But now listen, O Jacob My servant, Israel, whom I have chosen.
2 ULB Izao no lazain'i Yaveh, Izy izay nanao anao sy namolavola anao tao am-bohoka sy izay hamonjy anao hoe: "Aza matahotra, ry Jakoba mpanompoko; sy ianao, ry Jesorona, izay nofidiako. BSB BSB: This is the word of the LORD, your Maker, who formed you from the womb and who will help you: “Do not be afraid, O Jacob My servant, Jeshurun, whom I have chosen.
3 ULB Fa handatsaka rano amin'ny tany mangetana, sy rian-doharano amin'ny tany maina Aho; handatsaka ny Fanahiko amin'ny zanakao Aho, ary ho amin'ireo zanakao ny fitahiako. BSB BSB: For I will pour water on the thirsty land, and currents on the dry ground. I will pour out My Spirit on your descendants, and My blessing on your offspring.
4 ULB Hitsimoka eo amin'ny ahitra, tahaka ny hazomalahelo eo akaikin'ny rian-drano izy ireo. BSB BSB: They will sprout among the grass like willows by flowing streams.
5 ULB Ny iray hiteny hoe: 'An'i Yaveh aho', ary ny hafa hiantso mafy ny anaran'i Jakoba, ary ny hafa hanoratra eo amin'ny tanany hoe: 'An'i Yaveh', ka hiantso ny tenany amin'ny anaran'i Israely." BSB BSB: One will say, ‘I belong to the LORD,’ another will call himself by the name of Jacob, and still another will write on his hand, ‘The LORD’s,’ and will take the name of Israel.”
7 ULB Iza no tahaka Ahy? Aoka izy hilaza izany ka hanazava Amiko ireo zavatra izay nitranga hatramin'ny nanorenako ny vahoakako taloha, ary aoka izy ireo hanambara ireo zavatra ho avy. BSB BSB: Who then is like Me? Let him say so! Let him declare his case before Me, since I established an ancient people. Let him foretell the things to come, and what is to take place.
8 ULB Aza matahotra na miahiahy. Moa ve Aho tsy efa nanambara taminareo tany aloha tany, ka nilaza izany? Vavolombeloko ianareo: Moa ve misy Andriamanitra afa-tsy Izaho? Tsy misy Vatolampy hafa; tsy mahafantatra na iray aza Aho." BSB BSB: Do not tremble or fear. Have I not told you and declared it long ago? You are My witnesses! Is there any God but Me? There is no other Rock; I know not one.”
9 ULB Ny rehetra izay mamboatra sampy dia tsinontsinona; zava-poana ireo zavatra ankasitrahany; ny vavolombelon'izy ireo dia tsy mahita na mahalala na inona na inona, ary halaim-baraka izy ireo. BSB BSB: All makers of idols are nothing, and the things they treasure are worthless. Their witnesses fail to see or comprehend, so they are put to shame.
10 ULB Iza no hamolavola andriamanitra na hanamboatra sampy izay zava-poana? BSB BSB: Who fashions a god or casts an idol which profits him nothing?
11 ULB Indro, ny mpiara-miasa aminy rehetra dia halaim-baraka avokoa; ireo mpanao asa tanana dia olona ihany. Aoka izy ireo hiara-hijoro; hatahotra izy ireo ary halaim-baraka. BSB BSB: Behold, all his companions will be put to shame, for the craftsmen themselves are only human. Let them all assemble and take their stand; they will all be brought to terror and shame.
12 ULB Ny mpanefy dia miasa amin'ireo fitaovany, mamolavola izany, miasa amin'ny arina. Mamolavola izany amin'ny tantanana ary miasa izany amin'ny sandriny mahery izy. Noana izy, ka mihena ny tanjany, tsy misotro rano izy ka manjary reraka. BSB BSB: The blacksmith takes a tool and labors over the coals; he fashions an idol with hammers and forges it with his strong arms. Yet he grows hungry and loses his strength; he fails to drink water and grows faint.
13 ULB Mandrefy ny hazo amin'ny fitsipihana ny mpandrafitra, ary misokitra izany amin'ny fandraka. Mamolavola izany amin'ireo fitaovany izy ary manamarika izany amin'ny kompà. Mamolavola izany ho toy ny endrik'olona izy, tahaka ny olombelona manintona, mba hipetraka ao an-trano izany. BSB BSB: The woodworker extends a measuring line; he marks it out with a stylus; he shapes it with chisels and outlines it with a compass. He fashions it in the likeness of man, like man in all his glory, that it may dwell in a shrine.
14 ULB Manapaka sedera izy, na mifidy hazon-kypreso na hazo terebinta. Maka hazo any an'ala ho azy izy. Mamboly kesika izy ary mampaniry izany ny orana. BSB BSB: He cuts down cedars or retrieves a cypress or oak. He lets it grow strong among the trees of the forest. He plants a laurel, and the rain makes it grow.
15 ULB Dia ampiasain'ny olona hampirehetana afo sy hamindroana izany. Eny, mandrehitra afo izy ka manao mofo. Dia manao andriamanitra amin'izany izy ka miankohoka amin'izany; manao sampy izy ka miankohoka amin'izany. BSB BSB: It serves as fuel for man. He takes some of it to warm himself, and he kindles a fire and bakes his bread. He also fashions it into a god and worships it; he makes an idol and bows down to it.
16 ULB Mandoro ny sasany amin'ny hazo hampirehetana afo izy, mitono ny henany amin'izany. Mihinana izy ka afa-po. Mamindro izy ka manao hoe: "Aha, mafana aho, efa nahita afo aho." BSB BSB: He burns half of it in the fire, and he roasts meat on that half. He eats the roast and is satisfied. Indeed, he warms himself and says, “Ah! I am warm; I see the fire.”
17 ULB Amin'ny hazo sisa tavela no anamboarany andriamanitra, ny sariny voasikotra; miankohoka eo amin'izany izy sady manaja izany, ary mivavaka amin'izany manao hoe: "Avoty aho, fa ianao no andriamanitro." BSB BSB: From the rest he makes a god, his graven image. He bows down to it and worships; he prays to it and says, “Save me, for you are my god.”
18 ULB Tsy mahafantatra, na mahatakatra izy ireo, fa jamba ny mason'izy ireo ka tsy mahita, ary tsy mahalala ny fon'izy ireo. BSB BSB: They do not comprehend or discern, for He has shut their eyes so they cannot see and closed their minds so they cannot understand.
19 ULB Tsy misy mihevitra, na mahazo izy ireo ka manao hoe: "Efa nandoro ny sasany tamin'ny hazo tao anatin'ny afo aho; eny, efa nanao mofo teo ambonin'ny ariny ihany koa aho. Efa nitono hena teo amin'ny arina aho ka nihinana. Ankehitriny, tokony hanao zavatra maharikoriko amin'ny hazo hafa sasany mba ho tompoina ve aho? Tokony hiankohoka amin'ny vatan-kazo ve aho?" BSB BSB: And no one considers in his heart, no one has the knowledge or insight to say, “I burned half of it in the fire, and I baked bread on its coals; I roasted meat and I ate. Shall I make something detestable with the rest of it? Shall I bow down to a block of wood?”
20 ULB Tahaka ny hoe mihinana lavenona izy; mampivily azy ny fony voafitaka. Tsy afa-mamonjy ny tenany izy, na manao hoe izy: "Ity zavatra eto an-tanako havanana ity dia andriamani-tsy izy." BSB BSB: He feeds on ashes. His deluded heart has led him astray, and he cannot deliver himself or say, “Is not this thing in my right hand a lie?”
21 ULB Hevero ny momba ireo zavatra ireo, ry Jakoba, sy ry Israely, fa mpanompoko ianao: efa namolavola anao Aho; mpanompoko ianao: ry Israely, tsy ho adinoko ianao. BSB BSB: Remember these things, O Jacob, for you are My servant, O Israel. I have made you, and you are My servant; O Israel, I will never forget you.
22 ULB Novonoiko, tahaka ny raho-matevina, ireo asa fikomianao, ary tahaka ny rahona, ireo fahotanao; miverena Amiko, fa efa nanavotra anao Aho. BSB BSB: I have blotted out your transgressions like a cloud, and your sins like a mist. Return to Me, for I have redeemed you.
23 ULB Mihirà, ianareo ry lanitra, fa Yaveh no nanao izany; mikiaha, ianareo ry halalin'ny tany. Mihobia amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra, ianao ry ala mbamin'ny hazo rehetra ao; fa efa navotan'i Yaveh i Jakoba, ka hahita ny voninahiny ao Israely. BSB BSB: Sing for joy, O heavens, for the LORD has done this; shout aloud, O depths of the earth. Break forth in song, O mountains, you forests and all your trees. For the LORD has redeemed Jacob, and revealed His glory in Israel.
24 ULB Izao no lazain'i Yaveh, Mpanavotra anao, Izy izay namolavola anao hatrao am-bohoka: "Izaho no Yaveh, izay nanao ny zavatra rehetra, izay Izaho irery no nanenjana ny lanitra, izay Izaho irery no nanamboatra ny tany. BSB BSB: Thus says the LORD, your Redeemer who formed you from the womb: “I am the LORD, who has made all things, who alone stretched out the heavens, who by Myself spread out the earth,
25 ULB Izaho izay manafoana ny famantaran'ireo mpiteniteny foana sy izay manala-baraka ireo izay mamaky famantarana; Izaho izay mandrava ny fahendren'ny hendry sy manao ny torohevitr'izy ireo ho adalana. BSB BSB: who foils the signs of false prophets and makes fools of diviners, who confounds the wise and turns their knowledge into nonsense,
26 ULB Izaho, Yaveh, izay nanamafy ireo tenin'ny mpanompony ary mampandalo ireo faminanian'ireo iraka, izay milaza amin'i Jerosalema hoe: 'Honenana izy', ary an'ireo renivohitr'i Joda hoe: 'Hatsangana indray izy ireo, ary hanarina ny faharavany Aho'; BSB BSB: who confirms the message of His servant and fulfills the counsel of His messengers, who says of Jerusalem, ‘She will be inhabited,’ and of the cities of Judah, ‘They will be rebuilt, and I will restore their ruins,’
27 ULB izay milaza amin'ny ranomasina lalina hoe: 'Aoka ho ritra, ary ho ritraiko ireo oninao.' BSB BSB: who says to the depths of the sea, ‘Be dry, and I will dry up your currents,’
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.