1 ULB Miankohoka i Bela, mitanondrika i Nebo; ireo sampin'izy ireo dia entin'ny biby fiompy sy biby folahina. Ireo sampy izay entinareo ireo dia enta-mavesatra ho an'ny biby reraka. BSB BSB: Bel crouches; Nebo cowers. Their idols weigh down beasts and cattle. The images you carry are burdensome, a load to the weary animal.
2 ULB Miara-miondrika izy ireo, miara-mandohalika; ka tsy mahavonjy ny entany, ary izy ireo dia efa lasan-ko babo. BSB BSB: The gods cower; they crouch together, unable to relieve the burden; but they themselves go into captivity.
3 ULB Henoy aho, ry taranak'i Jakoba, ry taranak'Israely sisa rehetra, izay efa nentiko mialohan'ny fahaterahanareo, efa nobabeko hatrany am-bohoka. BSB BSB: “Listen to Me, O house of Jacob, all the remnant of the house of Israel, who have been sustained from the womb, carried along since birth.
4 ULB Eny na dia amin'ny taom-pahanteranareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-paha fotsy ny volonareo dia hitondra anareo Aho. Nahary anareo Aho ka hitrotro anareo; hitondra anareo Aho ary hanavotra anareo. BSB BSB: Even to your old age, I will be the same, and I will bear you up when you turn gray. I have made you, and I will carry you; I will sustain you and deliver you.
5 ULB Amin'iza no hampitahainareo Ahy? Iza no heverinareo fa mitovy amiko, ka azo ampitahaina izahay? BSB BSB: To whom will you liken Me or count Me equal? To whom will you compare Me, that we should be alike?
6 ULB Nandraraka volamena avy ao anaty kitapo ny vahoaka ary nandanja izany teo amin'ny mizana. Manakarama mpanefy vy izy ireo, ary manamboatra izany ho andriamaniatra izy, miankohoka sy manompo izany izy ireo. BSB BSB: They pour out their bags of gold and weigh out silver on scales; they hire a goldsmith to fashion it into a god, so they can bow down and worship.
7 ULB Mampiakatra izany eo an-tsorony izy ireo ka mitondra izany, mametraka izany eo amin'ny toerany izy ireo, mijoro eo amin'ny toerany izany ary tsy mihetsika eo. Mitaraina amin'izany izy ireo, kanefa tsy afaka mamaly na mamonjy na iza na iza amin'ny lozany izany. BSB BSB: They lift it to their shoulder and carry it along; they set it in its place, and there it stands, not budging from that spot. They cry out to it, but it does not answer; it saves no one from his troubles.
8 ULB Hevero ny momba ireo zavatra ireo; aza tsinontsinoavina ireo, ry mpikomy! BSB BSB: Remember this and be brave; take it to heart, you transgressors!
9 ULB Hevero ny momba ireo zavatra vao tsy ela, ireo tamin'ny fotoan-dasa, fa Izaho no Andriamanitra, ary tsy misy hafa, Izaho no Andriamanitra, ary tsy misy na iza na iza mitovy amiko. BSB BSB: Remember what happened long ago, for I am God, and there is no other; I am God, and there is none like Me.
10 ULB Ambarako any am-piandohana ny fiafarana, ary mialohan'izay mbola tsy niseho; Izaho manao hoe: "Ho tanteraka ny fikasako, ary hanao araka izay faniriako Aho." BSB BSB: I declare the end from the beginning, and from ancient times what is still to come. I say, ‘My purpose will stand, and all My good pleasure I will accomplish.’
11 ULB Antsoiko avy any atsinana ny vorona mpiremby, ary ny olona voafidiko avy any amin'ny tany lavitra; eny, efa nolazaiko; ka ho tanterahiko; efa natolotro, ka hataoko ihany koa izany. BSB BSB: I summon a bird of prey from the east, a man for My purpose from a far-off land. Truly I have spoken, and truly I will bring it to pass. I have planned it, and I will surely do it.
12 ULB Mihainoa Ahy, ianareo ry vahoaka mafy hatoka, izay lavitry ny fanaovana ny mahitsy. BSB BSB: Listen to Me, you stubborn people, far removed from righteousness:
13 ULB Mampanakaiky ny fahamarinako Aho; tsy lavitra izany, ary tsy miandry ny famonjeko; ary hanome ny famonjena ho an'i Ziona sy ny hatsarako ho an'i Israely Aho. BSB BSB: I am bringing My righteousness near; it is not far away, and My salvation will not be delayed. I will grant salvation to Zion and adorn Israel with My splendor.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.