1 ULB Midìna ka mipetraha eo amin'ny vovoka, ry zanaka vavy virjinin'i Babylona; mipetraha eo amin'ny tany tsy misy fiandrianana, ry zanaka vavin'ny Kaldeana. Tsy ho antsoina hoe kanto sy marefo intsony ianareo. BSB BSB: “Go down and sit in the dust, O Virgin Daughter of Babylon. Sit on the ground without a throne, O Daughter of the Chaldeans! For you will no longer be called tender or delicate.
2 ULB Raiso ny fikosoham-bary ka mitotoa vary; esory ny voalinareo, esory ny akanjo lavanareo, aboridano ny tongotrareo, ka miampità ny renirano. BSB BSB: Take millstones and grind flour; remove your veil; strip off your skirt, bare your thigh, and wade through the streams.
3 ULB Hiseho ny fitanjahanareo, eny, ny henatrareo dia ho hita: hamaly faty Aho ary tsy hamindra fo amin'olona. BSB BSB: Your nakedness will be uncovered and your shame will be exposed. I will take vengeance; I will spare no one.”
4 ULB Ny Mpanavotra antsika, Yaveh tompon'ny maro no anarany, ilay Iray Masin'ny Israely. BSB BSB: Our Redeemer—the LORD of Hosts is His name—is the Holy One of Israel.
5 ULB Mitoera amin'ny mangina ary mandehana any amin'ny maizina, ry zanaka vavin'ny Kaldeana; fa ianareo dia tsy ho antsoina hoe andriam-bavin'ny fanjakana intsony. BSB BSB: “Sit in silence and go into darkness, O Daughter of the Chaldeans. For you will no longer be called the queen of kingdoms.
6 ULB Tezitra tamin'ny vahoakako Aho; nandoto ny lovako Aho ary nanome ireo ho eo an-tananareo, kanefa tsy naneho fiantrana tamin'izy ireo ianareo; nametraka zioga mavesatra tamin'ny antitra ianareo. BSB BSB: I was angry with My people; I profaned My heritage, and I placed them under your control. You showed them no mercy; even on the elderly you laid a most heavy yoke.
7 ULB Hoy ianareo hoe: "Hanapaka mandrakizay tahaka ny fiandrianan'ny andriambavy aho." Tsy nandray ireo zavatra ireo tamin'ny fo ianareo, na nihevitra izay ho fivadihany. BSB BSB: You said, ‘I will be queen forever.’ You did not take these things to heart or consider their outcome.
8 ULB Koa henoy izao ankehitriny, ianareo izay tia fahafinaretana sy mipetraka am-pilaminana; ianareo izay manao anakam-po hoe: "Misy aho, ary tsy misy tahaka ahy; tsy ho mananon-tena mihitsy aho, na hiaina ny fahaverezan-janaka mihitsy." BSB BSB: So now hear this, O lover of luxury who sits securely, who says to herself, ‘I am, and there is none besides me. I will never be a widow or know the loss of children.’
9 ULB Fa ireto zavatra roa ireto dia ho avy tampoka aminareo ao anatin'ny iray andro: ho avy aminareo amin'ny fahafenoan-kery ny fahaverezan-janaka sy ny tsy fananam-bady intsony, na dia eo aza ny famosavianareo sy ireo fandraikiraikenareo ary ireo odinareo. BSB BSB: These two things will overtake you in a moment, in a single day: loss of children, and widowhood. They will come upon you in full measure, in spite of your many sorceries and the potency of your spells.
10 ULB Nahatoky ny faharatsianareo ianareo; hoy ianareo hoe: "Tsy misy mahita ahy"; ny fahendrenareo sy ny fahaizanareo no mitarika anareo any amin'ny lalan-diso, fa hoy ianareo manao anakam-po hoe: "Misy aho ary tsy misy na iza na iza mitovy amiko." BSB BSB: You were secure in your wickedness; you said, ‘No one sees me.’ Your wisdom and knowledge led you astray; you told yourself, ‘I am, and there is none besides me.’
11 ULB Handresy anareo ny loza; tsy hahavita handroaka izany ianareo sy ny fandraikiraikenareo. Ho ao aminareo ny fahapotehana; tsy hahavita hamafa izany ianareo. Hamely tampoka anareo ny loza, mialohan'ny hahafantaranareo izany. BSB BSB: But disaster will come upon you; you will not know how to charm it away. A calamity will befall you that you will be unable to ward off. Devastation will happen to you suddenly and unexpectedly.
14 ULB Indro, ho lasa mololo izy ireo. Handoro azy ireo ny afo. Tsy hahavonjy ny ainy eo an-tanan'ny lelan'afo izy ireo. Tsy hisy vain'afo hanafana azy ireo ary tsy hipetraka akaikin'ny afo izy ireo! BSB BSB: Surely they are like stubble; the fire will burn them up. They cannot deliver themselves from the power of the flame. There will be no coals to warm them or fire to sit beside.
15 ULB Izao no efa nahatonga azy ireo ho aminareo, ireo izay efa niara-niasa taminareo, ary niara-nividy sy niara-nivarotra taminareo fony tanora ianareo, ary izy rehetra dia mbola manao ny adalany ihany; ary rehefa miantso vonjy ianareo, dia tsy hisy na iza na iza afaka hamonjy anareo." BSB BSB: This is what they are to you—those with whom you have labored and traded from youth—each one strays in his own direction; not one of them can save you.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.