2 ULB Fa miantso ny tenany ho vahoakan'ny tanàna masina izy ireo ary matoky an'Andriamanitry ny Israely. Yaveh Tompon'ny maro no anarany. BSB BSB: who indeed call yourselves after the holy city and lean on the God of Israel; the LORD of Hosts is His name.
3 ULB "Efa voalazako ny zavatra tamin'ny fahiny; naloaky ny vavako izy ireo, ary nampalaza azy ireo Aho; Ary tampoka no nanaovako azy ireo ary tonga mba andalo izy ireo. BSB BSB: I foretold the former things long ago; they came out of My mouth and I proclaimed them. Suddenly I acted, and they came to pass.
4 ULB Satria nahafantatra Aho fa be-dia-doha ianao, ny hozatry ny hatokao dia toy ny vy, ary ny handrinao dia toy ny varahina. Koa dia nambarako taminao mialoha izany zavatra izany, BSB BSB: For I knew that you are stubborn; your neck is iron and your forehead is bronze.
5 ULB mialohan'ny isehoan'izany dia efa nampilaza anao Aho, koa tsy tokony hiteny ianao hoe: 'ny sampiko no efa nanao azy ireo,' na 'ny sari-sokitro sy sarin-javatro an'idina no nandidy izany zavatra izany.' BSB BSB: Therefore I declared it to you long ago; I announced it before it came to pass, so that you could not claim, ‘My idol has done this; my carved image and molten god has ordained it.’
6 ULB Efa nandre izany zavatra izany ianao; jereo ny porofon'izany rehetra izany, ary ianao, tsy hanaiky ve ianao fa izay voalazako dia marina? Manomboka izao, mampiseho anao zava-baovao Aho, zava-miafina izay tsy mbola fantatrao. BSB BSB: You have heard these things; look at them all. Will you not acknowledge them? From now on I will tell you of new things, hidden things unknown to you.
7 ULB Vao izao, ary tsy tamin'ny teo aloha, satria tonga izy ireo, ary talohan'ny androany dia tsy mbola naheno ny momba azy ireo ianao, koa tsy afaka ny hiteny ianao hoe, 'Eny, izaho mahafantatra azy ireo.' BSB BSB: They are created now, and not long ago; you have not heard of them before today. So you cannot claim, ‘I already knew them!’
8 ULB Tsy mbola nahare mihintsy ianao; tsy nahalala ianao; izany zavatra izany dia tsy natao ho an'ny sofinao mialoha. Fa fantatro fa ianao dia tena mpamitaka, ary efa mpikomy hatrany an-kibo. BSB BSB: You have never heard; you have never understood; for a long time your ears have not been open. For I knew how deceitful you are; you have been called a rebel from birth.
9 ULB Fa nohon'ny anarako dia leferiko ny fahatezerako, ary nohon'ny voninahitro no hisalasalako ny amin'ny fandravana anao. BSB BSB: For the sake of My name I will delay My wrath; for the sake of My praise I will restrain it, so that you will not be cut off.
10 ULB Indro, voadioko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; efa nanadio anao tao amin'ny lafaoron'ny fahoriana Aho. BSB BSB: See, I have refined you, but not as silver; I have tested you in the furnace of affliction.
11 ULB Nohon'ny tenako, eny nohon'ny tenako no hanaovako izany; fa ahoana no amelako ny anarako ho fahafaham-baraka? Tsy homeko olon-kafa ny voninahitro. BSB BSB: For My own sake, My very own sake, I will act; for how can I let Myself be defamed? I will not yield My glory to another.
12 ULB Mihainoa ahy, ry Jakoba, sy ry Israely, izay nantsoiko: Izao no izy; Izaho no voalohany, ary Izaho ihany koa no farany. BSB BSB: Listen to Me, O Jacob, and Israel, whom I have called: I am He; I am the first, and I am the last.
13 ULB Eny, ny tanako mametraka ny fanorenana eo amin'ny tany, ary ny tanan'ny olona marina hovelarina amin'ny lanitra; Rehefa miantso azy ireo Aho, dia miara-mitsangana izy ireo. BSB BSB: Surely My own hand founded the earth, and My right hand spread out the heavens; when I summon them, they stand up together.
14 ULB Mivoria ianareo, ianareo rehetra, ary mihainoa! Iza teo aminareo no efa nanambara izany zavatra izany? Izay tian'i Yaveh no hanatanteraka ny tanjony hanohitra an'i Babylona. Hanatanteraka izay tian'i Yaveh hanoherana ireo Kaldeana. BSB BSB: Come together, all of you, and listen: Which of the idols has foretold these things? The LORD’s chosen ally will carry out His desire against Babylon, and His arm will be against the Chaldeans.
15 ULB Izaho, efa niteny aho, eny, efa nampiantso azy Aho, efa nitondra azy Aho, ary hahomby izy. BSB BSB: I, even I, have spoken; yes, I have called him. I have brought him, and he will succeed in his mission.
16 ULB Makanesa eto akaikiko, mihainoa izao: Hatrany am-piandohana no efa tsy nitenenako tamin'ny mangingina; rehefa miseho izany, dia eto Aho." Ankehitriny Yaveh Tompon'ny maro no naniraka ahy, ary ny Fanahiny. BSB BSB: Come near to Me and listen to this: From the beginning I have not spoken in secret; from the time it happened, I was there.” And now the Lord GOD has sent me, accompanied by His Spirit.
17 ULB Izao no nambaran'i Yaveh, mpanavotra anao, ilay Tokana Masin'ny Israely: "Izaho no Yaveh Andriamanitrao, izay mampianatra anao hahomby, izay mitarika anao amin'ny lalana izay tokony alehanao. BSB BSB: Thus says the LORD your Redeemer, the Holy One of Israel: “I am the LORD your God, who teaches you for your benefit, who directs you in the way you should go.
18 ULB Raha mba efa nankatoa ny didiko ianao! Dia fiadananao sy fanambinanao no hikoriana toy ny ony, ary ny famonjenao dia toy ireo onjan-dranomasina. BSB BSB: If only you had paid attention to My commandments, your peace would have been like a river, and your righteousness like waves of the sea.
19 ULB Tsy ho hita isa toy ny fasika ireo taranakao, ary ny zanaka aloaky ny kibonao hitovy isa toy ny sombim-pasika; ny anaran'izy ireo dia tsy ho tapaka na ho foana avy eo anoloako. BSB BSB: Your descendants would have been as countless as the sand, and your offspring as numerous as its grains; their name would never be cut off or eliminated from My presence.”
20 ULB Mivoaha hiala any Babylona! Mandosira ireo Kaldeana! Ambarao ami'ny feo hikiaka izany! Ataovy malaza izany, aelezo hatrany am-paran'ny tany izany! Lazao hoe: 'Efa nanavotra an'i Jakoba mpanompony i Yaveh,' BSB BSB: Leave Babylon! Flee from the Chaldeans! Declare it with a shout of joy, proclaim it, let it go out to the ends of the earth, saying, “The LORD has redeemed His servant Jacob!”
21 ULB Tsy nangetaheta izy ireo raha noentiny tany an'efitra; nampikoriana ny rano avy tamin'ny vatolampy ho azy ireo izy; nampitresaka ny vatolampy izy, ary niboiboika ireo rano. BSB BSB: They did not thirst when He led them through the deserts; He made water flow for them from the rock; He split the rock, and water gushed out.
22 ULB Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy-hoy Yaveh." BSB BSB: “There is no peace,” says the LORD, “for the wicked.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.