1 ULB Mihainoa ahy, ianao ry nosy! Ankehitriny hevero aho, ianareo ry vahoaka alavitra. Efa nantsoin'i Yaveh hatramin'ny nahaterahako tamin'ny anarako aho, rehefa nitondra ahy hoe eto an-tany ny reniko. BSB BSB: Listen to Me, O islands; pay attention, O distant peoples: The LORD called Me from the womb; from the body of My mother He named Me.
2 ULB Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; nafeniny tao amin'ny aloky ny tanany aho; nataony toa ny zana-tsipìka voalangolango aho; tao an-tranon'ny zana-tsipìkany no nanafenany ahy. BSB BSB: He made My mouth like a sharp sword; He hid Me in the shadow of His hand. He made Me like a polished arrow; He hid Me in His quiver.
4 ULB Fa namaly aho hoe: "Raha nihevitra aho hoe niasa tam-pikirizana, dia nandany ny heriko tamin'ny zava-poana aho, fa efa ao amin'ny Yaveh ny rariny izay ahy, ary ny valin'ny asako dia ao amin'Andriamananitro. BSB BSB: But I said, “I have labored in vain, I have spent My strength in futility and vanity; yet My vindication is with the LORD, and My reward is with My God.”
7 ULB Izao no lazain'i Yaveh, mpanavotra ny Israely, ilay Masiny Iray, amin'ny iray izay manana fiainana voatsinontsinona, halan'ireo firenena, ary andevon'ireo mpanapaka hoe: "Ho hitan'ny mpanjaka ianao ary hitsangana, Ary hahita anao ireo andriana ka hiankohoka, noho i Yaveh izay mahatoky, na dia ny Iray Masin'Israely, izay nifidy anao aza." BSB BSB: Thus says the LORD, the Redeemer and Holy One of Israel, to Him who was despised and abhorred by the nation, to the Servant of rulers: “Kings will see You and rise, and princes will bow down, because of the LORD, who is faithful, the Holy One of Israel, who has chosen You.”
8 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Amin'ny fotoana izay hanapahako hevitra hanehoako ny fankasitrahako dia hamaly anao Aho, ary amin'ny andron'ny famonjena dia hanampy anao Aho; hiaro anao Aho, ary hanome anao tahaka ny fanekena ho an'ny vahoaka, mba hanangana indray ny tany, mba hanendry indray ny lova efa lao. BSB BSB: This is what the LORD says: “In the time of favor I will answer You, and in the day of salvation I will help You; I will keep You and appoint You to be a covenant for the people, to restore the land, to apportion its desolate inheritances,
9 ULB Hiteny amin'ireo gadra ianao hoe: 'Manatona;' ireo izay ao anatin'ny trano-maizina hoe: "Asehoy ny tenanareo". Hihinana eny amin'ireo lalana izy ireo, ary ireo hantsana mangadihady rehetra dia ho ahitra ho azy ireo. BSB BSB: to say to the prisoners, ‘Come out,’ and to those in darkness, ‘Show yourselves.’ They will feed along the pathways, and find pasture on every barren hill.
10 ULB Tsy ho noana na hangetaheta; na hafana be na ho kapohin'ny masoandro izy ireo, fa Izy izay manana famindram-po amin'izy ireo no hitarika azy ireo; hitantana azy ireo ho any amin'ireo loharano izy. BSB BSB: They will not hunger or thirst, nor will scorching heat or sun beat down on them. For He who has compassion on them will guide them and lead them beside springs of water.
11 ULB Dia hanao ireo tendrombohitro rehetra ho lalana Aho, ary hanao ireo lalam-be hisandratra. BSB BSB: I will turn all My mountains into roads, and My highways will be raised up.
12 ULB Indro, ho tonga avy any amin'ny alavitra izy ireo, ny sasany avy any amin'ny avaratra sy ny antsinanana; ary ireo sasany avy any amin'ny tanin'ny Sinima. BSB BSB: Behold, they will come from far away, from the north and from the west, and from the land of Aswan.”
13 ULB Mihirà, ry lanitra, ary mifalia, ry tany; mivakia amin'ny fihirana, ianareo ry tendrombohitra! Fa mankahery ny olony Andriamanitra, ary hanana fangoraham-po amin'ireo ory. BSB BSB: Shout for joy, O heavens; rejoice, O earth; break forth in song, O mountains! For the LORD has comforted His people, and He will have compassion on His afflicted ones.
14 ULB Fa i Ziona niteny hoe: "Nahafoy ahy Yaveh, ary nanadino ahy ny Tompo." BSB BSB: But Zion said, “The LORD has forsaken me; the Lord has forgotten me!”
15 ULB Moa ve ny reny hahavita hanadino ny zanany, izay minono eo an-tratrany, ka tsy hanana fangoraham-po amin'ny zanany lahy izay naterany? Eny, mety hanadino izy, fa Izaho tsy mba hanadino anao. BSB BSB: “Can a woman forget her nursing child, or lack compassion for the son of her womb? Even if she could forget, I will not forget you!
16 ULB Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ny anaranao. eo anoloako foana ny mandanao. BSB BSB: Behold, I have inscribed you on the palms of My hands; your walls are ever before Me.
17 ULB Ny zanakareo dia mandeha faingana ao aoriana, raha mbola miala aminao ireo izay mpandringana anao. BSB BSB: Your builders hasten back; your destroyers and wreckers depart from you.
18 ULB Jereo ny manodidina ka mijere, miangona manodidina anao izy rehetra ary manatona anao. Raha mbola miaina tokoa Aho_izany no fanambaran'i Yaveh_Hiakanjo ireo tahaka ny firavaka tokoa ianao, ary hitafy azy ireo tahaka ny ampakarina ianao. BSB BSB: Lift up your eyes and look around. They all gather together; they come to you. As surely as I live,” declares the LORD, “you will wear them all as jewelry and put them on like a bride.
19 ULB Fa very sy lao ianao, tany izay rava, ankehitriny dia ho kely indrindra ianao amin'ireo mponina, ary ireo izay nihinana anao dia hiala alavitra. BSB BSB: For your ruined and desolate places and your ravaged land will now indeed be too small for your people, and those who devoured you will be far away.
20 ULB Ny zaza izay ho teraka mandritry ny fotoanan'ny alahelonao dia hibitsika eo an-tsofinao hoe: "Tery loatra ho anay ny toerana, manaova efitra ho anay, mba ahafahanay monina eto." BSB BSB: Yet the children of your bereavement will say in your hearing, ‘This place is too small for us; make room for us to live here.’
21 ULB Dia hanontany tena ianao hoe: "Iza no niteraka ireto zaza ireto ho ahy? Fa momba sy nalahelo aho, sesitany ary nisaram-panambadiana. Iza no nanangana ireto ankizy ireto? Indro, navela irery tokoa aho; avy aiza no niavian'izany?"" BSB BSB: Then you will say in your heart, ‘Who has begotten these for me? I was bereaved and barren; I was exiled and rejected. So who has reared them? Look, I was left all alone, so where did they come from?’”
22 ULB Izao no nolazain'i Yaveh Tompo hoe: "Indro, hanandratra ny tanako amin'ireo firenena Aho, hanandratra ny fanevako amin'ireo vahoaka Aho. Hitondra ireo zanaka lahinao eo an-tsandriny sy ireo zanaka vavinao eo an-tsorony izy ireo. BSB BSB: This is what the Lord GOD says: “Behold, I will lift up My hand to the nations, and raise My banner to the peoples. They will bring your sons in their arms and carry your daughters on their shoulders.
23 ULB Ny mpanjaka no ho ray mpamelona anao, ary ireo mpanjakavaviny no ho mpifehy anao; hiankohoka miaraka amin'ny tavany amin'ny tany aminao izy ireo ary hamafa ny vovoka eo an-tongotrao; ary ho fantatrao fa Izaho no Yaveh; ireo izay niandry ahy dia tsy ho menatra." BSB BSB: Kings will be your foster fathers, and their queens your nursing mothers. They will bow to you facedown and lick the dust at your feet. Then you will know that I am the LORD; those who hope in Me will never be put to shame.”
24 ULB Moa ve afaka alaina amin'ireo mpiady ireo voasambotra? na ireo babo ho voavonjy amin'ny mafy? BSB BSB: Can the plunder be snatched from the mighty, or the captives of a tyrant be delivered?
25 ULB Fa izao no lazain'i Yaveh: "Eny, halaina amin'ny mpiady ireo babo, ary ho voavonjy ireo voasambotra; fa hanohitra ireo fahavalonao Aho ary hanavotra ireo zanakao. BSB BSB: Indeed, this is what the LORD says: “Even the captives of the mighty will be taken away, and the plunder of the tyrant will be retrieved; I will contend with those who contend with you, and I will save your children.
26 ULB Hofahanako ireo nofon'ny tenany ireo mpampahory anao; ary ho mamon'ny ran'ny tenany izy ireo, tahaka ny hoe raha divay izany. Dia ho fantatrin'ny olombelona rehetra fa Izaho, Yaveh, no Mpamonjy sy Mpanavotra anareo, ilay Iray Maherin'i Jakoba." BSB BSB: I will make your oppressors eat their own flesh; they will be drunk on their own blood, as with wine. Then all mankind will know that I, the LORD, am your Savior and your Redeemer, the Mighty One of Jacob.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.