1 ULB Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao, ry Ziona; tafio ireo akanjonao tsara tarehy, ry Jerosalema, tanàna masina; fa tsy hiditra aminareo intsony ny tsy voafora na ny maloto. BSB BSB: Awake, awake, clothe yourself with strength, O Zion! Put on your garments of splendor, O Jerusalem, holy city! For the uncircumcised and unclean will no longer enter you.
2 ULB Ahintsano ny vovoka amin'ny tenanareo; miarena ary mipetraha, ry Jerosalema; esory ny rojo vy eo am-bozonao, ry zanaka vavin'i Ziona babo. BSB BSB: Shake off your dust! Rise up and sit on your throne, O Jerusalem. Remove the chains from your neck, O captive Daughter of Zion.
3 ULB Fa izao no lazain'i Yaveh hoe: "Namidy maimaimpoana ianareo, ary ho vonjena maimaimpoana." BSB BSB: For this is what the LORD says: “You were sold for nothing, and without money you will be redeemed.”
4 ULB Fa izao no ambaran'ny Tompo Yaveh: "Tany am-piandohana ny oloko dia nandeha nidina nankany Egypta mba hitoetra mandirtry ny fotoana voafetra; efa nampahorian'i Asyria vao tsy ela izy ireo. BSB BSB: For this is what the Lord GOD says: “At first My people went down to Egypt to live, then Assyria oppressed them without cause.
5 ULB Ankehitriny inona no hananako eto— izany no fanambaran'i Yaveh—hita fa nalaina tamin'ny tsy antony ny oloko? Maniratsira ireo izay manapaka eo amin'izy ireo—izany no fanambaran'i Yaveh—ary voahendrikendrika foana ny anarako tontolo andro. BSB BSB: And now what have I here? declares the LORD. For My people have been taken without cause; those who rule them taunt, declares the LORD, and My name is blasphemed continually all day long.
6 ULB Noho izany ny oloko dia hahalala ny anarako; ho fantatr'izy ireo amin'izany andro izany fa Izaho ilay miteny hoe: "Eny, Izaho izany!" BSB BSB: Therefore My people will know My name; therefore they will know on that day that I am He who speaks. Here I am!”
7 ULB Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mpitondra hafatra eny an-tendrombohitra izay mitondra vaovao tsara, izay manambara fiadanana, izay mitondra teny soa mahafaly, izay manambara famonjena, izay miteny amin'i Ziona hoe: "Manjaka ny Andriamanitrao!" BSB BSB: How beautiful on the mountains are the feet of those who bring good news, who proclaim peace, who bring good tidings, who proclaim salvation, who say to Zion, “Your God reigns!”
8 ULB Henoy, manandratra ny feony ireo mpiambinao, miara-mihiaka fifaliana izy ireo, satria hahita ny fiverenan'i Yaveh any amin'ny Ziona izy ireo, ny mason'izy ireo rehetra. BSB BSB: Listen! Your watchmen lift up their voices, together they shout for joy. For every eye will see when the LORD returns to Zion.
9 ULB Miaraha mihoby hiram-pifaliana, ianareo ry ravan'i Jerosalema; fa Yaveh dia efa nampahery ny olony; efa nanavotra an'i Jerosalema Izy. BSB BSB: Break forth in joy, sing together, O ruins of Jerusalem, for the LORD has comforted His people; He has redeemed Jerusalem.
10 ULB Efa nampiseho ny sandriny masina teo imason'ny firenena rehetra Yaveh; hahita ny famonjen'ny Andriamanintsika ny tany rehetra. BSB BSB: The LORD has bared His holy arm in the sight of all the nations; all the ends of the earth will see the salvation of our God.
11 ULB Mialà, mialà, mivoaha teto; aza mikasika zavatra maloto; mialà teo afovoany; diovy ny tenanareo, ianareo izay mitondra ny fanak'i Yaveh. BSB BSB: Depart, depart, go out from there! Touch no unclean thing; come out from it, purify yourselves, you who carry the vessels of the LORD.
12 ULB Fa tsy tampoka no hivoahanareo, na tahotra no hialanareo; satria Yaveh dia handeha hialoha anareo; ary ilay Andriamanitr' Israely no ho vodi-lalanareo. BSB BSB: For you will not leave in a hurry nor flee in haste, for the LORD goes before you, and the God of Israel is your rear guard.
14 ULB Fa toy ny nigagan'ny maro taminao— dia simba loatra tsy toy ny an'olombelona ny tavany, ary tsy hita toy ny olombelona intsony ny endriny. BSB BSB: Just as many were appalled at Him—His appearance was disfigured beyond that of any man, and His form was marred beyond human likeness—
15 ULB Na dia izany aza, hamafy firenena maro ny mpanompoko ary hanakombona ny vavany noho izy ireo mpanjaka. Fa izay tsy mbola nolazaina azy ireo, dia ho hitan'izy ireo, ary izay tsy mbola ren'izy ireo, dia ho azon'izy ireo. BSB BSB: so He will sprinkle many nations. Kings will shut their mouths because of Him. For they will see what they have not been told, and they will understand what they have not heard.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.