2 ULB Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa nahita azy isika, dia tsy nisy hatsarana manintona antsika teny. BSB BSB: He grew up before Him like a tender shoot, and like a root out of dry ground. He had no stately form or majesty to attract us, no beauty that we should desire Him.
3 ULB Izy dia notsinontsinoavina ary nolavin'ny olona; olon'ny alahelo, ary zatra fahoriana. Tahaka ilay iray izay hanafenan'ny olona ny tavany, natao tsinontsinona izy; ary ataontsika tahaka ny tsy misy dikany. BSB BSB: He was despised and rejected by men, a man of sorrows, acquainted with grief. Like one from whom men hide their faces, He was despised, and we esteemed Him not.
6 ULB Isika rehetra dia tahaka ny ondry izay nandeha tamin'ny lalan-diso; samy nandeha tamin'ny lalany avy isika, ary Yaveh nametraka ny fahotantsika rehetra teo aminy. BSB BSB: We all like sheep have gone astray, each one has turned to his own way; and the LORD has laid upon Him the iniquity of us all.
8 ULB Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; iza amin'io taranaka io no mbola mieritreritra ny momba azy? Fa naringana tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. BSB BSB: By oppression and judgment He was taken away, and who can recount His descendants? For He was cut off from the land of the living; He was stricken for the transgression of My people.
9 ULB Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, niaraka tamin'ny lehilahy manan-karena ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra aza izy, na nisy fitaka aza teo imolony. BSB BSB: He was assigned a grave with the wicked, and with a rich man in His death, although He had done no violence, nor was any deceit in His mouth.
10 ULB Fa sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy hanao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, dia hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. BSB BSB: Yet it was the LORD’s will to crush Him and to cause Him to suffer; and when His soul is made a guilt offering, He will see His offspring, He will prolong His days, and the good pleasure of the LORD will prosper in His hand.
11 ULB Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. Ilay mpanompoko marina no hanamarina ny maro; hitondra ny helok'izy ireo izy. BSB BSB: After the anguish of His soul, He will see the light of life and be satisfied. By His knowledge My righteous Servant will justify many, and He will bear their iniquities.
12 ULB Noho izany dia hanome azy ny anjarany eo amin'ireo maro aho, ary hizara ireo babo amin'ny maro izy, satria nampiharihary ny tenany tamin'ny fahafatesana izy ary natao ho isan'ireo mpandika lalàna. Nitondra ny otan'ny maro izy ary nanelanelana ireo mpandika lalàna. BSB BSB: Therefore I will allot Him a portion with the great, and He will divide the spoils with the strong, because He has poured out His life unto death, and He was numbered with the transgressors. Yet He bore the sin of many and made intercession for the transgressors.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.