1 ULB "Avia, ianareo rehetra izay mangetaheta, makanesa eo amin'ny rano, ary ianareo izay tsy manam-bola, avia, mividina ary mihinana! Avia, mividiana divay sy ronono tsy andoavam-bola sady tsy must vidiny. BSB BSB: “Come, all you who are thirsty, come to the waters; and you without money, come, buy, and eat! Come, buy wine and milk without money and without cost!
2 ULB Nahoana ianareo no mandanja volafotsy ho amin'izay tsy mofo, ary nahona ianareo no miasa mafy amin'izay tsy mahafa-po anareo? Henoy tsara Aho ka mihinana izay tsara, ary amin'ny hatavezana no hafinaritra ny tenanareo. BSB BSB: Why spend money on that which is not bread, and your labor on that which does not satisfy? Listen carefully to Me, and eat what is good, and your soul will delight in the richest of foods.
3 ULB Atongilano ny sofinareo ary manatona aty amiko! Mihenoa, dia ho velona ianareo. Hanao fanekena mandrakizay aminareo Aho: ny tokiako, fitiavana mahatoky nampanantenaina an'i Davida. BSB BSB: Incline your ear and come to Me; listen, so that your soul may live. I will make with you an everlasting covenant—My loving devotion promised to David.
4 ULB Indro, efa nataoko amin'ny toerany tahaka ny vavolombelona ho an'ireo firenena izy, toy ny mpitarika sy mpibaiko ho an'ny vahoaka. BSB BSB: Behold, I have made him a witness to the nations, a leader and commander of the peoples.
5 ULB Indro, hiantso ny firenena izay tsy fantatrareo ianareo; ary ny firenena izay tsy nahafantatra anareo no hiazakazaka ho any aminareo noho Yaveh Andriamanitrareo, ilay masin'Israely, izay efa nanome voninahitra ho anareo." BSB BSB: Surely you will summon a nation you do not know, and nations who do not know you will run to you. For the LORD your God, the Holy One of Israel, has bestowed glory on you.”
6 ULB Mitadiava an'i Yaveh dieny mbola hita Izy; miantso Azy dieny mbola eo akaiky eo Izy. Aoka hiala amin'ny lalany ny ratsy fanahy, ary ny mpanota hiala amin'ny heritreriny. BSB BSB: Seek the LORD while He may be found; call on Him while He is near.
7 ULB Aoka izy hiverina amin'i Yaveh, dia hihantra azy Izy, ary an'Andrimanitsika, izay hamela tanteraka azy. BSB BSB: Let the wicked man forsake his way and the unrighteous man his thoughts; let him return to the LORD, that He may have compassion, and to our God, for He will freely pardon.
8 ULB Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo, na ny lalanareo no lalako__izany no fanambaran'i Yaveh__ BSB BSB: “For My thoughts are not your thoughts, neither are your ways My ways,” declares the LORD.
9 ULB Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra izay avo kokoa noho ny tany, no hahavon'ny lalako kokoa noho ny lalanareo, ary ny fihevitro mihoatra noho ny fihevitrareo. BSB BSB: “For as the heavens are higher than the earth, so My ways are higher than your ways and My thoughts than your thoughts.
10 ULB Fa toy ny orana sy ny fanala hilatsaka avy eny an-danitra ka tsy miverina eny raha tsy hoe mameno ny tany ireo ary hamokatatra sy hitsimoka izany ary hanome voa ho an'ny mpamboly izay mamafy ary mizara mofo ho an'ny mpihinana, BSB BSB: For just as rain and snow fall from heaven and do not return without watering the earth, making it bud and sprout, and providing seed to sow and food to eat,
11 ULB koa ho aloakin'ny vavako ihany koa ny teny: tsy mba hiverina amiko amin'ny tsy misy dikany izany, saingy izany no hanatanteraka izay iriko, ary hahomby izy ho amin'izay nalefako an'izany. BSB BSB: so My word that proceeds from My mouth will not return to Me empty, but it will accomplish what I please, and it will prosper where I send it.
12 ULB Fa hivoaka am-pifaliana ianareo ary hotarihana am-piadanana; ireo tendrombohitra sy ny havoana dia ho vaky amin'ny hiaka am-pifaliana eo anatrehanareo, ary ny hazon'ny saha rehetra dia hiteha-tanana. BSB BSB: You will indeed go out with joy and be led forth in peace; the mountains and hills will burst into song before you, and all the trees of the field will clap their hands.
13 ULB Raha tokony ho fefy tsilo, dia ny kipreso no haniry; ary raha tokony tsilo, dia hazo rotra no haniry, ary ho an'i Yaveh izany, fa ny anarany, tahaka ny famantarana izay tsy ho tapaka mandrakizay. BSB BSB: Instead of the thornbush, the cypress will grow, and instead of the brier, the myrtle will spring up; this will make a name for the LORD, an everlasting sign, never to be destroyed.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.