1 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Tandremo izay marina, manaova izay rariny; fa akaiky ny famonjeko, ary efa haseho ny fahamarinako. BSB BSB: This is what the LORD says: “Maintain justice and do what is right, for My salvation is coming soon, and My righteousness will be revealed.
2 ULB Voatahy ny olona izay manao, sy mihazona mafy izany. Izy dia mitandrina ny Sabata, fa tsy mandoto izany, ary mifehy ny tanany amin'ny fanaovan-dratsy." BSB BSB: Blessed is the man who does this, and the son of man who holds it fast, who keeps the Sabbath without profaning it and keeps his hand from doing any evil.”
3 ULB Aoka ny hafa firenena izay tonga mpanaraka an'i Yaveh tsy hisy hanao hoe: "Hanala ahy ao amin'ireo vahoakany tokoa Yaveh." Ny tandapa tsy tokony hiteny hoe: "Indro izaho fa hazo maina." BSB BSB: Let no foreigner who has joined himself to the LORD say, “The LORD will utterly exclude me from His people.” And let the eunuch not say, “I am but a dry tree.”
4 ULB Fa izao no lazain'i Yaveh: "Ho an'ireo tandapa izay mitandrina ireo Sabatako, sy misafidy ny ankasitrahako, ary mihazona ny fanekeko, BSB BSB: For this is what the LORD says: “To the eunuchs who keep My Sabbaths, who choose what pleases Me and hold fast to My covenant—
5 ULB ho azy ireo no hananganako ao an-tranoko sy ao anatin'ny mandako ny tsangam-bato izay tsara kokoa nohon'ny manan-janaka lahy sy zanaka vavy. Hanome azy ireo tsangam-bato maharitra mandrakizay izay tsy ho kapaina mihitsy Aho. BSB BSB: I will give them, in My house and within My walls, a memorial and a name better than that of sons and daughters. I will give them an everlasting name that will not be cut off.
6 ULB Ireo hafa firenena izay miaraka amin'i Yaveh ihany koa_ mba hanompo Azy, ary ireo izay tia ny anaran'i Yaveh_mba hidera Azy, ny olona rehetra izay mitandrina ny Sabata, izay mihazona amin'ny tsy fandotoana izany, ary izay mihazona ny fanekeko BSB BSB: And the foreigners who join themselves to the LORD to minister to Him, to love the name of the LORD, and to be His servants—all who keep the Sabbath without profaning it and who hold fast to My covenant—
7 ULB _dia ho entiko any an-tendrombohitro masina ary hampiravoravoko ao an-trano fivavahako izy ireo; ny fanatitra dorany sy ny soron'izy ireo dia hekena eo ambonin'ny alitarako. Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an'ny firenena rehetra, BSB BSB: I will bring them to My holy mountain and make them joyful in My house of prayer. Their burnt offerings and sacrifices will be accepted on My altar, for My house will be called a house of prayer for all the nations.”
8 ULB izany no fanambaran'i Yaveh Tompo, izay manangona ireo vaoroakan'Israely_mbola hanangona ireo hafa ho fanampin'izy ireo Aho." BSB BSB: Thus declares the Lord GOD, who gathers the dispersed of Israel: “I will gather to them still others besides those already gathered.”
9 ULB Ianareo bibidia rehetra any an-tsaha, avia ka arapao, ianareo bibidia rehetra any an'ala! BSB BSB: Come, all you beasts of the field; eat greedily, all you beasts of the forest.
10 ULB Ireo mpitily azy rehetra dia jamba, tsy mahatakatra izy ireo. Amboa moana avokoa izy ireo ka tsy afaka mivovoa. Manofy, sy mitsilailay izy ireo ary tia matory. BSB BSB: Israel’s watchmen are blind, they are all oblivious; they are all mute dogs, they cannot bark; they are dreamers lying around, loving to slumber.
11 ULB Tenda-kanina tokoa ireo amboa; tsy mety voky mihintsy izy ireo; mpiandry ondry tsy mahay manavaka izy ireo; nivily tamin'ny lalany avy izy rehetra ireo, samy fatra-pitia tombony tsy ara-drariny ny tsirairay. BSB BSB: Like ravenous dogs, they are never satisfied. They are shepherds with no discernment; they all turn to their own way, each one seeking his own gain:
12 ULB "Avia" hoy izy ireo: "Andao hisotro divay sy taoka isika. Ho toy ny androany ihany ny rahampitso, andro lehibe tafahoatra." BSB BSB: “Come, let me get the wine, let us imbibe the strong drink, and tomorrow will be like today, only far better!”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.