1 ULB Maty ny marina, nefa tsy misy mihevitra izany, ary nangonina ny olon'ny fanekena mahatoky, nefa tsy misy olona mahatakatra fa angonina avy amin'ny ratsy ny marina. BSB BSB: The righteous perish, and no one takes it to heart; devout men are taken away, while no one considers that the righteous are taken away from the presence of evil.
2 ULB Miditra ao amin'ny fiadanana izy; miala sasatra eo am-pandriany izy ireo, dia ireo izay mandeha amin'ny fahitsiany. BSB BSB: Those who walk uprightly enter into peace; they find rest, lying down in death.
3 ULB Fa manatona eto, ianareo zanaky ny mpanandro, zanaky ny mpijangajanga ary ny vehivavy izay efa nivarotra ny tenany. BSB BSB: “But come here, you sons of a sorceress, you offspring of adulterers and prostitutes!
4 ULB Iza no maneso amin-kafaliana anareo? Amin'iza no anokafanareo vava sy hitranganareo lela? Moa ve tsy zanaka mpikomy, zanaka mpamitaka ianareo? BSB BSB: Whom are you mocking? At whom do you sneer and stick out your tongue? Are you not children of transgression, offspring of deceit,
5 ULB Manafana ny tenanareo amin'ny fiarahana matory eo ambanin'ny hazo terebinta, ambanin'ny ahi-maitso rehetra ianareo. Ianareo izay mamono ny zanakareo eo amin'ny renirano maina, eo ambanin'ny tsefatsefakin'ny vato. BSB BSB: who burn with lust among the oaks, under every luxuriant tree, who slaughter your children in the valleys, under the clefts of the rocks?
6 ULB Amin'ireo kilonjy malaman'ny reniran-dohasaha ireo zavatra izay notendreko ho anareo. Ireo no anton'ny fanoloran-tenanareo. Ianareo dia mandraraka ny fanatitrareo sotrona ho azy ireo sy manandratra ny fanatitra vary. Amin'ireo zavatra ireo ve no tokony hifaliako? BSB BSB: Your portion is among the smooth stones of the valley; indeed, they are your lot. Even to them you have poured out a drink offering and offered a grain offering. Should I relent because of these?
7 ULB Nanomana ny fandrianareo tany an-tendrombohitra avo ianareo; niakatra tany koa ianareo mba hanolotra ireo sorona. BSB BSB: On a high and lofty hill you have made your bed, and there you went up to offer sacrifices.
8 ULB Tao ivohon'ny varavarana sy ny tolam-baravarana no nametrahanareo ireo famantaranareo. Ianareo dia nitsoaka nandao Ahy, nampitanjaka ny tenanareo, ary niakatra; nampihanjaka ny fandrianareo. Nanao fanekena tamin'izy ireo ianareo; nitia ny fandrian'izy ireo ianareo; nahita ny faritra saro-padiny ianareo. BSB BSB: Behind the door and doorpost you have set up your memorial. Forsaking Me, you uncovered your bed; you climbed up and opened it wide. And you have made a pact with those whose bed you have loved; you have gazed upon their nakedness.
9 ULB Nankany amin'i Moleka niaraka tamin'ny diloilo ianareo; nampitombo ny zava-manitra ianareo. Nandefa ireo irakareo lavitra ianareo; nidina tany amin'ny Fiainan-tsy hita ianareo. BSB BSB: You went to Molech with oil and multiplied your perfumes. You have sent your envoys a great distance; you have descended even to Sheol itself.
10 ULB Reraky ny dianareo lavitra ianareo, nefa tsy niteny mihintsy ianareo hoe: "Tsy misy fanantenana izany." Nahita fiainana teo an-tananareo ianareo; noho izany dia tsy nihaosa ianareo. BSB BSB: You are wearied by your many journeys, but you did not say, “There is no hope!” You found renewal of your strength; therefore you did not grow weak.
11 ULB "Iza no ahianareo? Iza no atahoranareo mafy ka nahatonga anareo hamitaka, ka tsy nahatsiaro na niheritreritra Ahy ianareo? Satria nangiana hatry ny ela Aho ary tsy matahotra Ahy intsony ianareo. BSB BSB: Whom have you dreaded and feared, so that you lied and failed to remember Me or take this to heart? Is it not because I have long been silent that you do not fear Me?
12 ULB Hanambara ireo asa marinareo sy hilaza izay efa nataonareo rehetra Aho, fa tsy hanampy anareo ireny. BSB BSB: I will expose your righteousness and your works, and they will not profit you.
13 ULB Rehefa mitaraina ianareo, aoka hamonjy anareo ireo karazan-tsampinareo. Raha tokony ny rivotra no hitondra azy rehetra ireo, dia ny fofon'aina no hitondra azy rehetra. Fa izay mialoka Amiko dia handova ny tany sy haka ho fananana ny tendrombohitro masina. BSB BSB: When you cry out, let your companies of idols deliver you! Yet the wind will carry off all of them, a breath will take them away. But he who seeks refuge in Me will inherit the land and possess My holy mountain.”
14 ULB Hiteny izy hoe: 'Amboary, amboary! Savao ny lalana! Esory eo amin'ny lalan'ny vahoakako ny zavatra manafintohina rehetra!'" BSB BSB: And it will be said, “Build it up, build it up, prepare the way, take every obstacle out of the way of My people.”
15 ULB Fa izao no lazain'Ilay ambony sy avo, izay velona mandrakizay, masina ny Anarany: "Izaho dia mipetraka amin'ny toerana avo sy masina, miaraka aminy koa ny fanahy torotoro sy manetry tena, mba hamelomana indray ny fanahin'ireo izay manetry tena, ary mba hamelomana indray ny fon'ireo izay manenina. BSB BSB: For thus says the One who is high and lifted up, who inhabits eternity, whose name is Holy: “I dwell in a high and holy place, and with the oppressed and humble in spirit, to restore the spirit of the lowly and revive the heart of the contrite.
16 ULB Fa tsy hiampanga mandrakizay, na ho tezitra mandrakizay Aho, fa ny fanahin'ny olona dia reraka teo anatrehako, dia ireo aina izay nataoko. BSB BSB: For I will not accuse you forever, nor will I always be angry; for then the spirit of man would grow weak before Me—the breath of life I have made.
17 ULB Nohon'ny fahotan'ny tombony tsy ara-drariny, dia tezitra Aho, ary nanafay azy; nanafina ny tavako Aho ary tezitra, nefa nandeha tamin'ny lalan'ny fony izy. BSB BSB: I was enraged by his sinful greed, so I struck him and hid My face in anger; yet he kept turning back to the desires of his heart.
18 ULB Efa nahita ny lalany Aho, nefa ho sitraniko izy. Hitarika azy Aho ary hampahery sy hampionona ireo izay misaona ho azy, BSB BSB: I have seen his ways, but I will heal him; I will guide him and restore comfort to him and his mourners,
19 ULB ary foroniko ny vokatr'ireo molony. Fiadanana, fiadanana, ho an'ireo izay any lavitra sy ho an'ireo izay akaiky_hoy i Yaveh_hositraniko izy ireo. BSB BSB: bringing praise to their lips. Peace, peace to those far and near,” says the LORD, “and I will heal them.”
20 ULB Kanefa ireo ratsy fanahy dia tahaka ny ranomasina misambaravoara, izay tsy afaka mijanona, ary ny ranon'izany dia fotaka misambaravoara. BSB BSB: But the wicked are like the storm-tossed sea, for it cannot be still, and its waves churn up mire and muck.
21 ULB Tsy misy fiadanana ho an'izay ratsy fanahy_hoy Andriamanitra." BSB BSB: “There is no peace,” says my God, “for the wicked.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.