1 ULB "Mitomania mafy; aza tazonina. Asandrato tahaka ny trompetra ny feonao. Atreho amin'ny fikomiany ny oloko, ary amin'ny fahotany ny ankohonan'i Jakoba. BSB BSB: “Cry aloud, do not hold back! Raise your voice like a ram’s horn. Declare to My people their transgression and to the house of Jacob their sins.
2 ULB Kanefa mbola mitady ahy isan'andro izy ireo ary finaritra amin'ny fahalalana ny lalako, tahaka ny firenena izay nanao ny fahamarinana ary tsy nahafoy ny lalàn'ny Andriamanitr'izy ireo. Mangataka fitsarana marina amiko izy ireo; finaritra amin'ny fiheverana ny fanakaikezan'Andriamanitra izy ireo. BSB BSB: For day after day they seek Me and delight to know My ways, like a nation that does what is right and does not forsake the justice of their God. They ask Me for righteous judgments; they delight in the nearness of God.”
3 ULB 'Nahoana izahay no nifady' hoy izy ireo, 'kanefa tsy hitanao izany? Nahoana izahay no nanetry tena, kanefa tsy tsikaritrao?' Indro, amin'ny andron'ny fifadianareo no hahitanareo ny fahafinaretanareo manokana ary ampahorianareo ny mpiasanareo rehetra. BSB BSB: “Why have we fasted, and You have not seen? Why have we humbled ourselves, and You have not noticed?” “Behold, on the day of your fast, you do as you please, and you oppress all your workers.
4 ULB Indro, mifady hanina ianareo mba hifanditra sy hiady, ary hamely amin'ny totondrin'ny faharatsianareo; tsy mifady ianareo androany mba ho re any ambony ny feonareo. BSB BSB: You fast with contention and strife to strike viciously with your fist. You cannot fast as you do today and have your voice be heard on high.
5 ULB Izany tokoa ve no karazana fifadiana tiako: Andro hanetren'ny rehetra ny tenany, mba hampiondrehany ny lohany tahaka ny volotara, ary hamelarany lamba fisaonana sy lavenona ao ambaniny? Fifadiana tokoa ve no iantsoanareo izany, andro ifalian'i Yaveh? BSB BSB: Is this the fast I have chosen: a day for a man to deny himself, to bow his head like a reed, and to spread out sackcloth and ashes? Will you call this a fast and a day acceptable to the LORD?
6 ULB Tsy izao ve no fifadiana safidiako: Ny hanafaka ny famatoran'ny faharatsiana, ny hamaha ny tadin'ny zioga, ny hanafaka ireo torotoro, ny hanapaka ny zioga rehetra? BSB BSB: Isn’t this the fast that I have chosen: to break the chains of wickedness, to untie the cords of the yoke, to set the oppressed free and tear off every yoke?
7 ULB Tsy ny hizara ny mofonao amin'ny noana ary hitondra ireo mahantra sy ireo tsy manan-kialofana ho ao an-tranonao ve?" Rehefa mahita olona miboridana ianao, dia tokony hampitafy azy; ary tsy tokony hanafina ny tenanao amin'ireo havanao ihany ianao. BSB BSB: Isn’t it to share your bread with the hungry, to bring the poor and homeless into your home, to clothe the naked when you see him, and not to turn away from your own flesh and blood?
8 ULB Dia hipoaka tahaka ny masoandro ny fahazavanao, ary hitsimoka faingana ny fanasitranana anao; handeha eo anoloanao ny fahamariananao, ary ny voninahitr'i Yaveh no ho vodi-lalanao. BSB BSB: Then your light will break forth like the dawn, and your healing will come quickly. Your righteousness will go before you, and the glory of the LORD will be your rear guard.
9 ULB Dia hiantso ianao, ary hamaly Yaveh; hihiaka famonjena ianao, ary hiteny izy hoe: "Inty Aho." Raha esorianao hiala aminao ny zioga, ny fanondro miampanga, ary ny lahatenin'ny faharatsiana, BSB BSB: Then you will call, and the LORD will answer; you will cry out, and He will say, ‘Here I am.’ If you remove the yoke from your midst, the pointing of the finger and malicious talk,
10 ULB raha manome ho an'ny noana ianao ary mamoky ny tra-pahoriana; dia hiposaka ao amin'ny aizina ny fahazavanao, ary ny aizinao ho tahaka ny amin'ny mitataovovonana. BSB BSB: and if you give yourself to the hungry and satisfy the afflicted soul, then your light will go forth in the darkness, and your night will be like noonday.
11 ULB Dia hitarika anao lalandava Yaveh ka hamoky anao any amin'ny faritany izay tsy misy rano, ary hanatanjaka ny taolanao Izy. Ho tahaka ny sahan-drano ianao, ary tahaka ny loharano, izay tsy mitsahatra mandrakizay ny ranony. BSB BSB: The LORD will always guide you; He will satisfy you in a sun-scorched land and strengthen your frame. You will be like a well-watered garden, like a spring whose waters never fail.
12 ULB Ny sasany aminareo dia hanorina indray ny rava fahiny; hanangana ireo ravan'ny taranaka maro ianareo; ho antsoina ianareo hoe "mpanamboatra ny manda," "Mpamerina ny lalana honenana." BSB BSB: Your people will rebuild the ancient ruins; you will restore the age-old foundations; you will be called Repairer of the Breach, Restorer of the Streets of Dwelling.
13 ULB Raha atao hoe mamily ny tongotrao hiala amin'ny fanaovana dia amin'ny andro Sabata ianao, ary hiala amin'ny fanaovana ny fahafinaretanao manokana amin'ny androko masina. Raha atao hoe miantso ny Sabata ho sitraka, ary miantso ny raharahan'i Yaveh ho masina sy manan-kaja ianao. Raha atao hoe manaja ny Sabata amin'ny fahafoizana ny raharahanao manokana ianao, ary amin'ny tsy fitadiavana ny fahafinaretanao manokana ary amin'ny tsy filazana ny teninao manokana. BSB BSB: If you turn your foot from breaking the Sabbath, from doing as you please on My holy day, if you call the Sabbath a delight, and the LORD’s holy day honorable, if you honor it by not going your own way or seeking your own pleasure or speaking idle words,
14 ULB Dia hahita mamy ao amin'i Yaveh ianao; ary hampitaingenako ny haavon'ny tany ianao; hamoky anao avy amin'ny lovan'i Jakoba rainao Aho—fa ny vavan'i Yaveh no niteny." BSB BSB: then you will delight yourself in the LORD, and I will make you ride on the heights of the land and feed you with the heritage of your father Jacob.” For the mouth of the LORD has spoken.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.