2 ULB Teo amboniny dia nisy ny serafima; samy nanana elatra enina avy; ny roa nanarona ny tavany, ny roa hafa nanarona ny tongony, ary ny roa nanidinany. BSB BSB: Above Him stood seraphim, each having six wings: With two wings they covered their faces, with two they covered their feet, and with two they were flying.
4 ULB Nihozongozona tamin'ny feon'ireo izay mitaraina ny fototr'ireo tokonam-baravarana, ary feno setroka ny trano. BSB BSB: At the sound of their voices the doorposts and thresholds shook, and the temple was filled with smoke.
6 ULB Avy eo dia nisy iray tamin'ireo serafima nanidina teo amiko; nisy vain'afo teny an-tanany, izay nalainy niaraka tamin'ny tandra teny amin'ny alitara. BSB BSB: Then one of the seraphim flew to me, and in his hand was a glowing coal that he had taken with tongs from the altar.
7 ULB Nikasika ny molotro tamin'izany izy ary niteny hoe: "Indro, nikasika ny molotrao ity; afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao." BSB BSB: And with it he touched my mouth and said: “Now that this has touched your lips, your iniquity is removed and your sin is atoned for.”
8 ULB Nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: "Iza no tokony hirahiko; iza no handeha ho antsika?" Dia hoy aho hoe: "Inty aho; hiraho aho." BSB BSB: Then I heard the voice of the Lord saying: “Whom shall I send? Who will go for Us?” And I said: “Here am I. Send me!”
9 ULB Hoy Izy hoe: "Mandehana ary lazao ireo vahoaka ireo hoe: 'Henoy, fa aza takarina; jereo, fa aza mamantatra.' BSB BSB: And He replied: “Go and tell this people, ‘Be ever hearing, but never understanding; be ever seeing, but never perceiving.’
10 ULB Hamafiso ny fon'io vahoaka io, ary ataovy marenina ny sofin'izy ireo, ary ataovy jamba ny mason'izy ireo. Raha tsy izany dia mety hahita amin'ny masony izy ireo, handre amin'ny sofiny, sy hahalala amin'ny fon'izy ireo, ary avy eo hiova ka ho sitrana." Ary hoy izaho, "Tompo o, mandra-pahoviana anefa?" Dia hoy Izy, BSB BSB: Make the hearts of this people calloused; deafen their ears and close their eyes. Otherwise they might see with their eyes, hear with their ears, understand with their hearts, and turn and be healed.”
11 ULB Dia hoy aho hoe: "Ry Tompo, mandra-pahoviana?" Namaly Izy hoe: "Mandra-pahafoanan'ny tanàna, ka tsy hisy mponina, ary ny trano ytsy hisy olona, ary ny tany ho lao tokoa, BSB BSB: Then I asked: “How long, O Lord?” And He replied: “Until the cities lie ruined and without inhabitant, until the houses are left unoccupied and the land is desolate and ravaged,
12 ULB ary Yahweh hampande lavitra ny olona, ka ho be ny lao ao amin'ny tany. BSB BSB: until the LORD has driven men far away and the land is utterly forsaken.
13 ULB Na ny ampaha-folon'ny olona tavela ao amin'izany aza, dia ho potehina indray; tahaka ny terebinta sy oka notapahina ka misy rantsany tavela, ilay voa masina dia ao amin'ny fotony." BSB BSB: And though a tenth remains in the land, it will be burned again. As the terebinth and oak leave stumps when felled, so the holy seed will be a stump in the land.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.