1 ULB Tamin'ny andron'i Ahaza zanaka lahin'i Jotama zanaka lahin'i Ozia, mpanjakan'i joda, dia niakatra nankany Jerosalema i Rezina mpanjakan'i Syria, sy Pelza zanaka lahin'i Remalia, mpanjakan'Israely mba hanangana ady amin'izany, fa tsy nandresy izany izy ireo. BSB BSB: Now in the days that Ahaz son of Jotham, the son of Uzziah, was king of Judah, Rezin king of Aram marched up to wage war against Jerusalem. He was accompanied by Pekah son of Remaliah the king of Israel, but he could not overpower the city.
2 ULB Notaterina tany amin'ny fianakavian'i Davida fa niaraka tamin'ny Efraima ny Syriana. Nangovitra ny fony, sy ny fon'ny vahoakany, toy ireo hazo any an'ala ahozongozon'ny rivotra. BSB BSB: When it was reported to the house of David that Aram was in league with Ephraim, the hearts of Ahaz and his people trembled like trees in the forest shaken by the wind.
3 ULB Dia hoy Yaveh tamin'Isaia hoe: "Mivoaha miaraka amin'i Seara-jasoba zanakao lahy mba hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-dranon'ny kamory ambony, eny amin'ny lalana mankany amin'ny Sahan'ny Mpanasa lamba. BSB BSB: Then the LORD said to Isaiah, “Go out with your son Shear-jashub to meet Ahaz at the end of the aqueduct that feeds the upper pool, on the road to the Launderer’s Field,
4 ULB Lazao azy hoe: 'Mitandrema, aza taitaitra, aza matahotra na ampitahorin'ireo tapa-porohana roa midonaka ireo, amin'ny hatezeran'i Rezina sy Syria, ary Pelza zanaka lahin'i Remalia. BSB BSB: and say to him: Calm down and be quiet. Do not be afraid or disheartened over these two smoldering stubs of firewood—over the fierce anger of Rezin and Aram and of the son of Remaliah.
5 ULB Syria, Efraima, ary ny zanaka lahin'i Remalia dia nanao teti-dratsy hanoherana anao; hoy izy ireo hoe: BSB BSB: For Aram, along with Ephraim and the son of Remaliah, has plotted your ruin, saying:
6 ULB "Andeha isika hanafika an'i Joda sy hampihorohoro azy, ary aoka isika hamaky azy ary hametraka ny mpanjakantsika, ilay zanaka lahin'i Tabeala ao." BSB BSB: ‘Let us invade Judah, terrorize it, and divide it among ourselves. Then we can install the son of Tabeal over it as king.’
7 ULB Hoy ny Tompo Yaveh hoe: "Tsy ho tanteraka izany; tsy hitranga izany, BSB BSB: But this is what the Lord GOD says: ‘It will not arise; it will not happen.
8 ULB satria Damaskosy no lohan'i Syria, ary Rezina no lohan'i Damaskosy. Ao anatin'ny dimy amby enim-polo taona, dia ho torotoro ny Efraima ary tsy ho vahoaka intsony. BSB BSB: For the head of Aram is Damascus, and the head of Damascus is Rezin. Within sixty-five years Ephraim will be shattered as a people.
9 ULB Samaria no lohan'i Efraima, ary ny zanaka lahin'i Remalia no lohan'i Samaria. Raha tsy mitoetra mafy amin'ny finoana ianareo, dia azo antoka fa tsy ho voaaro."'" BSB BSB: The head of Ephraim is Samaria, and the head of Samaria is the son of Remaliah. If you do not stand firm in your faith, then you will not stand at all.’”
11 ULB "Mangataha famantarana amin'i Yaveh Andriamanitrao; mangataha an'izany amin'ny lalina na amin'ny hahavon'ny ambony." BSB BSB: “Ask for a sign from the LORD your God, whether from the depths of Sheol or the heights of heaven.”
12 ULB Fa hoy Ahaza hoe: "Tsy hangataka aho, na hitsapa an'i Yaveh." BSB BSB: But Ahaz replied, “I will not ask; I will not test the LORD.”
13 ULB Koa namaly Isaia hoe: "Henoy, ry fianakavian'i Davida. Tsy ampy anareo vahoaka ve ny mitsapa ny faharetan'ny vahoaka? Tsy maintsy mitsapa ny faharetan'ny Andriamanitro koa ve ianareo? BSB BSB: Then Isaiah said, “Hear now, O house of David! Is it not enough to try the patience of men? Will you try the patience of my God as well?
15 ULB Hihinana rononomandry sy tantely izy rehefa mahay mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara. BSB BSB: By the time He knows enough to reject evil and choose good, He will be eating curds and honey.
16 ULB Fa mialohan'ny hahaizan'ilay zaza mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara, dia ho lao ny tanin'ireo mpanjaka roa izay natahoranao ireo. BSB BSB: For before the boy knows enough to reject evil and choose good, the land of the two kings you dread will be laid waste.
17 ULB Yaveh dia hitondra andro tsy mbola nisy hatramin'ny nialan'i Efraima tamin'i Joda aminao, sy ny vahoakanao, ary amin'ny fianakavian-drainao—ho entiny eo aminao ny mpanjakan'i Asyria." BSB BSB: The LORD will bring on you and on your people and on the house of your father a time unlike any since the day Ephraim separated from Judah—He will bring the king of Assyria.”
18 ULB Amin'izany andro izany Yaveh dia hisioka lalitra avy lavitra eny amin'ny onin'i Egypta, ary tantely avy eny amin'ny tanin'i Asyria. BSB BSB: On that day the LORD will whistle to the flies at the farthest streams of the Nile and to the bees in the land of Assyria.
19 ULB Ho tonga avokoa izy rehetra ary hipetraka ambany eny amin'ny lohasaha lao, eny an-tsefatsefaky ny harambato, eny amin'ny fefy tsilo rehetra, ary eny amin'ny tany fihinanam-bilona rehetra. BSB BSB: And they will all come and settle in the steep ravines and clefts of the rocks, in all the thornbushes and watering holes.
20 ULB Amin'izany fotoana izany ny Tompo dia hanaratra amin'ny hareza nofaina tany amoron'ny Onin'i Eofrata—ilay mpanjakan'i Asyria—ny loha sy ny volon-tongotra; hanala ireo volom-bava ihany koa izany. BSB BSB: On that day the Lord will use a razor hired from beyond the Euphrates—the king of Assyria—to shave your head and the hair of your legs, and to remove your beard as well.
21 ULB Amin'izany andro izany, dia hiompy ombivavy kely sy ondry roa ny olona, BSB BSB: On that day a man will raise a young cow and two sheep,
22 ULB ary nohon'ny habetsaky ny ronono izay homen'izy ireo, dia hihinana rononomandry izy, satria ny olona rehetra tavela eo amin'ilay tany dia hihinana rononomandry sy tantely. BSB BSB: and from the abundance of milk they give, he will eat curds; for all who remain in the land will eat curds and honey.
23 ULB Amin'izany fotoana izany, teo amin'izay nisy divay aman'arivony tombanana sekely volafotsy arivo, dia tsy hisy na inona na inona afa-tsy tsilo. BSB BSB: And on that day, in every place that had a thousand vines worth a thousand shekels of silver, only briers and thorns will be found.
24 ULB Handeha ho any mba hihaza amin'ny tsipìka ny olona, satria ny tany rehetra dia ho tsilo avokoa. BSB BSB: Men will go there with bow and arrow, for the land will be covered with briers and thorns.
25 ULB Hijanona lavitr'ireo tanety rehetra izay navadika tamin'ny angady izy ireo, nohon'ny tahotra an'ireo tsilo; fa ho toerana fihinanan'ny biby fiompy sy ondry izany. BSB BSB: For fear of the briers and thorns, you will no longer traverse the hills once tilled by the hoe; they will become places for oxen to graze and sheep to trample.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.