1 ULB Nilaza tamiko Yaveh hoe: "Makà vato fisaka lehibe ary soraty amin'izany hoe: "Mahera-Salala-Hasi-Baza.' BSB BSB: Then the LORD said to me, “Take a large scroll and write on it with an ordinary stylus: Maher-shalal-hash-baz.
2 ULB Hampiantso vavolombelona mahatoky hanamarina Ho Ahy Aho, dia Oria mpisorona, sy Zakaria zanaka lahin'i Jeberekia." BSB BSB: And I will appoint for Myself trustworthy witnesses—Uriah the priest and Zechariah son of Jeberekiah.”
3 ULB Nankany amin'ny mpaminany vavy aho, ary nanan'anaka ka niteraka zazalahy izy. Ary Yaveh nilaza tamiko hoe: "Ataovy hoe: 'Mahera-salala-hasi-baza.' ny anarany. BSB BSB: And I had relations with the prophetess, and she conceived and gave birth to a son. The LORD said to me, “Name him Maher-shalal-hash-baz.
4 ULB Fa mialohan'ny hahaizan'ny zaza miantso hoe: 'dadako,' sy 'neniko,' ny mpanjakan'ny Asyria dia haka ny haren'i Damaskosy sy ny babon'ny Samaria." BSB BSB: For before the boy knows how to cry ‘Father’ or ‘Mother,’ the wealth of Damascus and the plunder of Samaria will be carried off by the king of Assyria.”
5 ULB Niresaka tamiko indray Yaveh hoe: BSB BSB: And the LORD spoke to me further:
6 ULB "Satria ity vahoaka ity dia nandà ny rano misononok'i Siloa, ary faly eo amin-dRezina sy amin'ny zanaka lahin'i Remalia, BSB BSB: “Because this people has rejected the gently flowing waters of Shiloah and rejoiced in Rezin and the son of Remaliah,
7 ULB noho izany ny Tompo dia hitondra ireo ranon'ny renirano ho eo amin'izy ireo, mahery sy betsaka, ny mpanjakan'ny Asyria sy ny voninahiny rehetra. Ho tonga amin'ireo fantsony rehetra izany ka hahatondraka ireo morony. BSB BSB: the Lord will surely bring against them the mighty floodwaters of the Euphrates—the king of Assyria and all his pomp. It will overflow its channels and overrun its banks.
9 ULB Ho torotoro ianareo ry vahoaka. Mihainoa, ry firenana lavitra rehetra: vonony amin'ny ady ny tenanareo ary torotoroa; vonony ny tenanareo ary torotoroa. BSB BSB: Huddle together, O peoples, and be shattered; pay attention, all you distant lands; prepare for battle, and be shattered; prepare for battle, and be shattered!
10 ULB Manaova fikasana, fa tsy ho tanteraka izany; mamoaha didy, fa tsy ho tanteraka izany, fa momba anay Andriamanitra. BSB BSB: Devise a plan, but it will be thwarted; state a proposal, but it will not happen. For God is with us.”
11 ULB Yaveh niteny tamiko, niaraka tamin'ny tanany mahery izay teo amiko, ary mampitandrina ahy tsy handeha amin'ny lalan'ity vahoaka ity. BSB BSB: For this is what the LORD has spoken to me with a strong hand, instructing me not to walk in the way of this people:
12 ULB Aza antsoina ho tetika ny zavatra izay antsoin'ity vahoaka ity ho tetika, tsy hatahotra izay hatahorany ianao, ary aza raiki-tahotra. BSB BSB: “Do not call conspiracy everything these people regard as conspiracy. Do not fear what they fear; do not live in dread.
13 ULB Fa Yaveh Tompon'ny maro no omenao voninahitra ho masina; Izy no ilay izay tokony hatahoranao, ary izy ilay izay tokony hangovitanao. BSB BSB: The LORD of Hosts is the One you shall regard as holy. Only He should be feared; only He should be dreaded.
14 ULB Ho tonga fitoerana masina Izy; fa ho vato famelezana Izy, ary ho vatolampy hanatafitohina_ ho an'ny ankohonan'Israely, ary ho an'ny vahoakan'i Jerosalema dia ho fandrika sy tonta Izy. BSB BSB: And He will be a sanctuary—but to both houses of Israel a stone of stumbling and a rock of offense, to the dwellers of Jerusalem a trap and a snare.
15 ULB Maro no ho tafitohina amin'izany ka ho lavo ary ho rava, ho voafandrika ka ho baboana. BSB BSB: Many will stumble over these; they will fall and be broken; they will be ensnared and captured.”
16 ULB Fehezo ny fijoroako vavolombelona, ary asio tombo-kase ny firaketana ofisialy, ary omeo ireo mpianatro izany. BSB BSB: Bind up the testimony and seal the law among my disciples.
17 ULB Hiandry an'i Yaveh aho, izay manafina ny tavany amin'ny ankohonan'i Jakoba; hiandry Azy aho. BSB BSB: I will wait for the LORD, who is hiding His face from the house of Jacob. I will put my trust in Him.
18 ULB Indro, izaho sy ireo zanako lahy izay nomen'i Yaveh ahy ho famantarana sy ho zava-mahagaga ao Israely avy amin'i Yaveh Tompon'ny maro, izay mipetraka eo amin'ny Tendrombohitr'i Ziona. BSB BSB: Here am I, and the children the LORD has given me as signs and symbols in Israel from the LORD of Hosts, who dwells on Mount Zion.
20 ULB Araka ny lalàna sy ny fijoroana vavolombelona! Raha tsy miteny zavatra tahaka izany izy ireo, dia satria tsy manana ny fahazavan'ny maraina. BSB BSB: To the law and to the testimony! If they do not speak according to this word, they have no light of dawn.
21 ULB Handalo eo amin'ny tany amin'ny fahoriana sy ny hanoanana lehibe izy ireo. Rehefa noana izy ireo, dia ho tezitra ary hanozona ny mpanjakany sy ny Andriamanitry, raha manandratra ny tavan'izy ireo ambony. BSB BSB: They will roam the land, dejected and hungry. When they are famished, they will become enraged; and looking upward, they will curse their king and their God.
22 ULB Hijery ny tany izy ireo ka hahita ny fahoriana, ny aizina, ary ny fanjombonana mampahory. Ho roahina makany amin'ny tanin'ny fahamaizinana izy ireo. BSB BSB: Then they will look to the earth and see only distress and darkness and the gloom of anguish. And they will be driven into utter darkness.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.