1 ULB Hiala ny aizim-pito eo aminy izay tao anatin'ny fangirifiriana. Tamin'ny taloha dia nanala baraka ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly Izy, nefa amin'ny fotoana aty aoriana dia hanao izany ho be voninahitra izy, sy lalana mankany amin'ny ranomasina, any an-dafin'i Jordana, ireo firenen'i Galilea. BSB BSB: Nevertheless, there will be no more gloom for those in distress. In the past He humbled the land of Zebulun and the land of Naphtali, but in the future He will honor the Way of the Sea, beyond the Jordan, Galilee of the nations:
2 ULB Efa nahita fahazavana lehibe ny vahoaka izay mandeha amin'ny aizina; ireo izay efa niaina tao amin'ny tanin'ny aloky ny fahafatesana, efa namirapiratra teo amin'izy ireo ny fahazavana. BSB BSB: The people walking in darkness have seen a great light; on those living in the land of the shadow of death, a light has dawned.
3 ULB Efa nampamaro ny firenena Ianao; efa nampitombo ny hafalian'izy ireo Ianao. Mifaly manoloana Anao izy ireo tahaka ny fifaliana amin'ny fotoan'ny fijinjana, toy ny olona faly rehefa mizara ny voaroba izy ireo. BSB BSB: You have enlarged the nation and increased its joy. The people rejoice before You as they rejoice at harvest time, as men rejoice in dividing the plunder.
4 ULB Notorotoroinao toy ny tamin’ny andron’ny Midiana ny zioga mavesany, ny andry teo an-tsorony, ny tsorakazon’ny mpampahory azy. BSB BSB: For as in the day of Midian You have shattered the yoke of their burden, the bar across their shoulders, and the rod of their oppressor.
5 ULB Fa ny kiraro rehetra izay manitsaka eo amin’ny fikorontanana sy ireo akanjo mihoson-drà, dia ho dorana, atao solika ho an’ny afo. BSB BSB: For every trampling boot of battle and every garment rolled in blood will be burned as fuel for the fire.
6 ULB Fa zaza no teraka ho antsika, zanaka lahy no nomena antsika, ary ny fanapahana ho eo amin'ny sorony; ary ny Anarany ho antsoina hoe Mpanolo-tsaina Mahagaga, Andriamanitra Mahery, Ray Mandrakizay, Andriandahin'ny Fiadanana. BSB BSB: For unto us a child is born, unto us a son is given, and the government will be upon His shoulders. And He will be called Wonderful Counselor, Mighty God, Everlasting Father, Prince of Peace. 7 ULB Amin'ny fitombon'ny Governemantany sy amin'ny fiadanana dia tsy hisy farany, raha manapaka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida Izy, sy eo amin'ny fanjakany, mba hametrahany sy hanohanany izany amin'ny rariny sy fahamarinana tamin'ny nanomboka tamin'io fotoana io ary ho mandrakizay. Ny zotom-pon'i Yaveh Tompon'ny maro no hanao izany. BSB BSB: Of the increase of His government and peace there will be no end. He will reign on the throne of David and over his kingdom, to establish and sustain it with justice and righteousness from that time and forevermore. The zeal of the LORD of Hosts will accomplish this.
8 ULB Nandefa teny ho an'i Jakoba ny Tompo, ary tonga teo amin'Israely izany. BSB BSB: The Lord has sent a message against Jacob, and it has fallen upon Israel.
9 ULB Ny vahoaka rehetra hahafantatra, na dia i Efraima sy ireo mponin'i Samaria, izay miteny amin'ny fiavonavona sy fireharehan'ny fony hoe: BSB BSB: All the people will know it—Ephraim and the dwellers of Samaria. With pride and arrogance of heart they will say:
10 ULB "Efa nianjera ireo biriky, nefa hatsangatsika indray amin'ny vato fandraka izany; efa voatapaka ireo amontana, fa ho solointsika sedera eo amin'ny toerany." BSB BSB: “The bricks have fallen, but we will rebuild with finished stone; the sycamores have been felled, but we will replace them with cedars.”
11 ULB Noho izany hitsangana hanohitra azy i Yaveh dia i Rezina, ilay mpifanandrina aminy, ary hamporisika ireo fahavalony, BSB BSB: The LORD has raised up the foes of Rezin against him and joined his enemies together.
12 ULB dia ireo Syriana avy any atsinanana, ary ireo Filistina avy any andrefana. Handevona ny Israely amin'ny vavany misanasana izy ireo. Amin'izany zavatra rehetra izany, tsy nihena ny fahatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra ny tanany. BSB BSB: Aram from the east and Philistia from the west have devoured Israel with open mouths. Despite all this, His anger is not turned away; His hand is still upraised.
13 ULB Nefa ny olona tsy hiverina Aminy izay namely azy ireo, na hitady an'i Yaveh Tompon'ny maro. BSB BSB: But the people did not return to Him who struck them; they did not seek the LORD of Hosts.
14 ULB Koa dia ho tapahin'i Yaveh ny loha sy ny rambon'Israely, ny sampan-drofia sy ny volotara, ao anatin'ny indray andro. BSB BSB: So the LORD will cut off Israel’s head and tail, both palm branch and reed in a single day.
15 ULB Ny mpitarika sy ny olona mendri-kaja no lohany; ary ny mpaminany izay mampianatra lainga no rambony. BSB BSB: The head is the elder and honorable man, and the tail is the prophet who teaches lies.
16 ULB Ireo izay mitarika ireo vahoaka ireo no mitarika azy ireo amin'ny lalan-diso, ary ireo izay mitarika azy ireo no voatelina. BSB BSB: For those who guide this people mislead them, and those they mislead are swallowed up.
17 ULB Noho izany tsy ho faly amin'ny zatovolahin'izy ireo ny Tompo na hanana fangoraham-po eo amin'ny kambotin'izy ireo sy ireo mpitondratena Izy, satria ny olona rehetra mpihatsaravelatsihy sy mpanao ratsy, ary ny vava rehetra miteny adalana. Amin'izany zavatra rehetra izany, dia tsy mihena ny fahatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra ny tanany. BSB BSB: Therefore the Lord takes no pleasure in their young men; He has no compassion on their fatherless and widows. For every one of them is godless and wicked, and every mouth speaks folly. Despite all this, His anger is not turned away; His hand is still upraised.
18 ULB Fa ny faharatsiana mandoro toy ny afo; mandevona ny hery sy ny tsilo izany; mandoro ny kirihitr'ala aza izany, izay miakatra ao amin'ny savorovoron-tsetroka. BSB BSB: For wickedness burns like a fire that consumes the thorns and briers and kindles the forest thickets, which roll upward in billows of smoke.
19 ULB Amin'ny fahatezeran'i Yaveh Tompon'ny maro no mandoro ny tany, ary ny olona dia toy ny solika ho an'ny afo. Tsy misy olona miantra ny rahalahiny. BSB BSB: By the wrath of the LORD of Hosts the land is scorched, and the people are fuel for the fire. No man even spares his brother.
20 ULB Handrapaka ny sakafo amin'ny tanana ankavanana izy ireo nefa noana ihany; hihinana ny sakafo amin'ny tanana ankavia izy ireo nefa tsy ho afa-po. Na dia ny tsirairay aza dia hihinana ny nofon'ny sandriny ihany. BSB BSB: They carve out what is on the right, but they are still hungry; they eat what is on the left, but they are still not satisfied. Each one devours the flesh of his own offspring.
21 ULB Manase handevona an'i Efraima, ary Efraima handevona an'i Manase; ka hiaraka hanafika an'i Joda izy ireo. Amin'izany zavatra rehetra izany, tsy hihena ny fahatezerany; fa kosa, mbola mihinjitra ny tanany. BSB BSB: Manasseh devours Ephraim, and Ephraim Manasseh; together they turn against Judah. Despite all this, His anger is not turned away; His hand is still upraised.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.