1 ULB Iza ity izay avy any Edoma ity, nitafy akanjo menamena avy any Bozra? Iza moa izy izay nitafy akajon'andriana, mandeha am-pahatokiana noho'ny haben'ny heriny? Izaho izany, izay milaza fahamarinana sy mahavonjy tanteraka. BSB BSB: Who is this coming from Edom, from Bozrah with crimson-stained garments? Who is this robed in splendor, marching in the greatness of His strength? “It is I, proclaiming vindication, mighty to save.”
2 ULB Nahoana no mena ny fitafianao, ary nahoana izy ireo no tahakan'izay efa nanitsakitsaka ny voaloboka eo amin'ny famiazana? BSB BSB: Why are Your clothes red, and Your garments like one who treads the winepress?
3 ULB Nanosihosy irery ny voaloboka teo amin'ny famiazana Aho, ary tsy nisy na dia firenena iray aza nanantona Ahy. Nohosihoseko tamin'ny fahatezerako sy nitsakitsahiko tamin'ny fahavinirako izy ireo. Ny ràn'izy ireo dia nipitika tamin'ny fitafiako ary voaloto ireo fitafiako rehetra. BSB BSB: “I have trodden the winepress alone, and no one from the nations was with Me. I trampled them in My anger and trod them down in My fury; their blood spattered My garments, and all My clothes were stained.
4 ULB Fa tsy andriko ny andro'ny famaliako, ary ny taonan'ny fanavotako dia efa tonga. BSB BSB: For the day of vengeance was in My heart, and the year of My redemption had come.
5 ULB Nijery Aho, ary tsy nisy na iza na iza nanampy. Talanjona Aho fa tsy nisy nanampy, fa ny sandriko no nitondra fandresena ho Ahy, ary ny fahatezerako lehibe no nanohana Ahy. BSB BSB: I looked, but there was no one to help; I was appalled that no one assisted. So My arm brought Me salvation, and My own wrath upheld Me.
6 ULB Nitsakitsahiko tamin'ny fahatezerako ireo olona ary nahamamo azy ireo tamin'ny fahavinirako Aho, ary naidiko teo amin'ny tany ny ràn'izy ireo. BSB BSB: I trampled the nations in My anger; in My wrath I made them drunk and poured out their blood on the ground.”
7 ULB Hanambara ny asan'ny fanekena mahatokin'i Yaveh aho, ireo asa mendri-piderana nataon'i Yaveh. Hanambara izay rehetra nataon'i Yaveh ho antsika aho, ary ny haben'ny fanaovan-tsoany tamin'ny taranak'Israely. Efa nasehony antsika ny fangoraham-pony nohon'ny famindrampony, ary tamin'ny asa maron'ny fanekena mahatoky. BSB BSB: I will make known the LORD’s loving devotion and His praiseworthy acts, because of all that the LORD has done for us—the many good things for the house of Israel according to His great compassion and loving devotion.
8 ULB Fa hoy izy: "Fa oloko tokoa ireo, zanaka izay tsy mba tsy mena-mivadika."Tonga Mpamonjin'izy ireo Izy. BSB BSB: For He said, “They are surely My people, sons who will not be disloyal.” So He became their Savior.
9 ULB Tamin'ny fijalian'izy ireo rehetra, dia nijaly koa izy, ary namonjy azy ireo ny anjely avy amin'ny fanatrehany. Amin'ny fitiavany sy ny famindrampony no namonjeny azy ireo, ary nanandratra sy nitondra azy ireo tamin'ny fotoana fahiny rehetra Izy. BSB BSB: In all their distress, He too was afflicted, and the Angel of His Presence saved them. In His love and compassion He redeemed them; He lifted them up and carried them all the days of old.
10 ULB Fa nikomy sy sosotra tamin'ny Fanahy Masiny izy ireo. Ka tonga fahavalon'izy ireo Izy ary niady hanohitra azy ireo. BSB BSB: But they rebelled and grieved His Holy Spirit. So He turned and became their enemy, and He Himself fought against them.
11 ULB Ny olony dia nihevitra ireo fotoanan'i Mosesy fahiny. Hoy izy ireo: "Aiza Andriamanitra, izay nitondra azy ireo nivoaka tao amin'ny ranomasina miaraka amin'ny mpiandry ny ondry aman'osiny? Aiza Andriamanitra, izay nametraka ny Fanahy Masina teo amin'izy ireo? BSB BSB: Then His people remembered the days of old, the days of Moses. Where is He who brought them through the sea with the shepherds of His flock? Where is the One who set His Holy Spirit among them,
12 ULB Aiza Andriamanitra, ilay nanao ny heriny be voninahiny nandeha tamin'ny tanana ankavanan'i Mosesy, ary nampisaraka ny rano teo anoloan'izy ireo, mba hanaovana anarana mandrakizay ho azy? BSB BSB: who sent His glorious arm to lead them by the right hand of Moses, who divided the waters before them to gain for Himself everlasting renown,
13 ULB Aiza Andriamanitra, ilay nitondra azy ireo tamin'ny rano lalina? tahaka ny soavaly mihazakazaka eny amin'ny tany mahitsy, tsy tafintohina izy ireo. BSB BSB: who led them through the depths like a horse in the wilderness, so that they did not stumble?
14 ULB Toy ny biby fiompy izay midina an-dohasaha, ny Fanahin'i Yaveh nanome fitsaharana azy ireo. Ka nitondra ny vahoakanao ianao, mba hanaovana anarana fiderana ho anao. BSB BSB: Like cattle going down to the valley, the Spirit of the LORD gave them rest. You led Your people this way to make for Yourself a glorious name.
15 ULB Mijere ambany avy eny amin'ny lanitra ary miambena avy eny amin'ny fonenanao masina sy be voninahitra. Aiza ny zotom-ponao sy ny asanao mahery? Ireo asa famindrampo sy ny fangorahanao dia notazomina taminay. BSB BSB: Look down from heaven and see, from Your holy and glorious habitation. Where are Your zeal and might? Your yearning and compassion for me are restrained.
16 ULB Satria rainay ianao, fa Abrahama tsy mahalala anay, ary Israely tsy mahafantra anay, ianao, ry Yaveh, no rainay. 'Mpanavotra anay' no efa anaranao hatramin'ny fahiny. BSB BSB: Yet You are our Father, though Abraham does not know us and Israel does not acknowledge us. You, O LORD, are our Father; our Redeemer from Everlasting is Your name.
17 ULB Ry Yaveh, nahoana no avelanao hirenireny hiala amin'ny lalanao izahay ary manamafy ny fonay, mba tsy hankatoavanay Anao? Miverena noho'ny amin'ireo mpanomponao', ny fokon'ny lovanao. BSB BSB: Why, O LORD, do You make us stray from Your ways and harden our hearts from fearing You? Return, for the sake of Your servants, the tribes of Your heritage.
18 ULB Fotoana fohy no nananan'ny vahoakanao ny toeranao masina, dia nitsakitsahin'ny fahavalonay izany. BSB BSB: For a short while Your people possessed Your holy place, but our enemies have trampled Your sanctuary.
19 ULB Tonga tahaka ireo izay tsy mbola nofehizinao izahay, tahaka ireo izay tsy mba nantsoina tamin'ny anaranao." BSB BSB: We have become like those You never ruled, like those not called by Your name.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.