1 ULB "Endrey, raha manasaraka ny lanitra Ianao ka midina! Dia hiozongozona eo anatrehanao ny tendrombohitra, BSB BSB: If only You would rend the heavens and come down, so that mountains would quake at Your presence,
2 ULB tahaka ny afo rehefa mirehitra amin'ny borosy hazo, na ny afo mampangotraka rano. Endrey, fa ho fantatr'ireo fahavalonao ny Anaranao, fa hangovitra eo anatrehanao ny firenena! BSB BSB: as fire kindles the brushwood and causes the water to boil, to make Your name known to Your enemies, so that the nations will tremble at Your presence!
3 ULB Taloha, raha nanao zava-mahagaga izay tsy nandrasanay Ianao, dia nidina Ianao, ary nangovitra teo amin'ny fanatrehanao ny tendrombohitra. BSB BSB: When You did awesome works that we did not expect, You came down, and the mountains trembled at Your presence.
4 ULB Hatramin'ny taloha dia tsy nisy nahare na nahafantatra, na nahita maso Andriamanitra afa-tsy Ianao, izay manao zavatra ho an'izay miandry Azy. BSB BSB: From ancient times no one has heard, no ear has perceived, no eye has seen any God besides You, who acts on behalf of those who wait for Him.
5 ULB Tonga manampy ireo izay mifaly amin'ny fanaovana ny marina Ianao, ireo izay mahatsiaro ireo lalanao sy mankatò ireny. Tezitra Ianao raha nanota izahay. Avotra tamin'ny lalanao foana izahay. BSB BSB: You welcome those who gladly do right, who remember Your ways. Surely You were angry, for we sinned. How can we be saved if we remain in our sins?
6 ULB Fa tonga tahaka ireo maloto avokoa izahay, ary ireo asam-pahamarinanay rehetra dia tahaka ny ravin-dambam-padim-bolana. Malazo tahaka ny ravina avokoa izahay; ireo helokay dia tahaka ny rivotra, mitondra anay lavitra. BSB BSB: Each of us has become like something unclean, and all our righteous acts are like filthy rags; we all wither like a leaf, and our iniquities carry us away like the wind.
7 ULB Tsy misy miantso amin'ny Anaranao, na miezaka mba hifikitra Aminao. Fa nanafina ny tavanao taminay Ianao ary mandamaka anay eo amin'ny tanan'ireo helokay. BSB BSB: No one calls on Your name or strives to take hold of You. For You have hidden Your face from us and delivered us into the hand of our iniquity.
8 ULB Nefa, ry Yaveh, Ianao no Rainay; izahay no tanimanga. Ianao no mpamolavola anay; ary izahay rehetra no asan'ny tananao. BSB BSB: But now, O LORD, You are our Father; we are the clay, and You are the potter; we are all the work of Your hand.
9 ULB Aza tezitra loatra, ry Yaveh, na koa mahatsiaro ireo otanay hanohitra anay. Mba miangavy re jereo izahay rehetra, olonao. BSB BSB: Do not be angry, O LORD, beyond measure; do not remember our iniquity forever. Oh, look upon us, we pray; we are all Your people!
10 ULB Tonga tany karakaina ireo tanànanao masina; tonga tany karakaina i Ziona, lao i Jerosalema. BSB BSB: Your holy cities have become a wilderness. Zion has become a wasteland and Jerusalem a desolation.
11 ULB Ny tempolinay masina sy tsara, izay nideran'ny razanay Anao, dia ravan'ny afo, ary ireo rehetra izay maminay dia niongana. BSB BSB: Our holy and beautiful temple, where our fathers praised You, has been burned with fire, and all that was dear to us lies in ruins.
12 ULB Ahoana no mbola hitazananao fotsiny, ry Yaveh? Ahoana Ianao no mitazona fahanginana ary mbola manala baraka anay hatrany?" BSB BSB: After all this, O LORD, will You restrain Yourself? Will You keep silent and afflict us beyond measure?
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.