1 ULB "Efa vonona ny ho ren'ireo izay tsy nanontany Aho; vonona ny ho hitan'ireo izay tsy nitady. Hoy Aho hoe: 'Inty Aho! Inty Aho!' ho amin'ny firenena izay tsy niantso ny anarako. BSB BSB: “I revealed Myself to those who did not ask for Me; I was found by those who did not seek Me. To a nation that did not call My name, I said, ‘Here I am! Here I am!’
2 ULB Efa namelatra ny tanako tontolo andro ho tamin'ny vahoaka mafy hatoka Aho, izay mandeha amin'ny lalana izay tsy tsara, izay efa nandeha araka ny saim-pantany sy ny fikasany! BSB BSB: All day long I have held out My hands to an obstinate people who walk in the wrong path, who follow their own imaginations,
3 ULB Izy ireo dia vahoaka izay tsy mitsahatra manafintohina Ahy, manao sorona ao amin'ireo zaridaina, ary mandoro ditin-kazo manitra eo ambony tanimanga. BSB BSB: to a people who continually provoke Me to My face, sacrificing in the gardens and burning incense on altars of brick,
4 ULB Miambina eo amin'ny fasana izy ireo ary eo mandritry ny alina, ary mihinana henan-kisoa miaraka amin'ny ron'ny hena fahavetavetana eo an-dovian'izy ireo. BSB BSB: sitting among the graves, spending nights in secret places, eating the meat of pigs and polluted broth from their bowls.
5 ULB Hoy izy ireo hoe: 'Miataha, aza manakaiky ahy, fa izaho dia masina kokoa noho ianao.' Ireo zavatra ireo dia teo am-bavoroko, afo izay mandoro mandritry ny tontolo andro. BSB BSB: They say, ‘Keep to yourself; do not come near me, for I am holier than you!’ Such people are smoke in My nostrils, a fire that burns all day long.
6 ULB Indro, voasoratra eo anoloako hoe: Tsy hangina Aho, fa hampanefa azy ireo; hamaly azy ireo eo am-pofoany, BSB BSB: Behold, it is written before Me: I will not keep silent, but I will repay; I will pay it back into their laps,
7 ULB fa ny fahotan'izy ireo sy ny razany dia mitambatra," hoy Yaveh. "Hamaly azy ireo noho'ny fandorana ditin-kazo manitra tao amin'ireo tendrombohitra sy nohon'ny fanesoana Ahy tao amin'ireo havoana Aho. Noho izany dia handrefy ireo asa vitan'izy ireo eo am-pofoany Aho." BSB BSB: both for your iniquities and for those of your fathers,” says the LORD. “Because they burned incense on the mountains and scorned Me on the hills, I will measure into their laps full payment for their former deeds.”
8 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Tahaka ny ranom-boankazo hita ao an-tsampahom-boaloka, ka milaza ny iray hoe: 'Aza simbana io, satria misy tsara ao aminy,' izany no hataoko nohon'ny amin'ny mpanompoko: Tsy handringana azy rehetra Aho. BSB BSB: This is what the LORD says: “As the new wine is found in a cluster of grapes, and men say, ‘Do not destroy it, for it contains a blessing,’ so I will act on behalf of My servants; I will not destroy them all.
9 ULB Hitondra taranaka avy amin'i Jakoba, sy avy amin'i Joda izay hanana ireo tendrombohitro Aho. Ireo izay voafidiko dia hanana ny tany, ary ny mpanompoko dia honina ao. BSB BSB: And I will bring forth descendants from Jacob, and heirs from Judah; My elect will possess My mountains, and My servants will dwell there.
10 ULB Sarona dia ho tonga fiandrasana ondry aman'osy, ary ny lohasahan'i Akora ho toerana fampandrian'omby, ho an'ireo oloko izay mitady Ahy BSB BSB: Sharon will become a pasture for flocks, and the Valley of Achor a resting place for herds, for My people who seek Me.
11 ULB Fa ianareo izay mandao an'i Yaveh, izay manadino ny tendrombohitro masina, izay manomana latabatra ho an'ny andriamanitra Gada, ary mameno divay voaharo ny fisotroana ho an'ny andriamanitra Meny. BSB BSB: But you who forsake the LORD, who forget My holy mountain, who set a table for Fortune and fill bowls of mixed wine for Destiny,
12 ULB Handahatra anao ho an'ny sabatra Aho, ary ianareo dia hiankohoka amin'ny fahafatesana avokoa, satria fony niantso Aho, dia tsy namaly ianareo; fony niteny Aho, dia tsy nihaino ianareo. Fa nanao izay ratsy teo anatrehako sy nisafidy ny hanao izay tsy mahafaly Ahy ianareo." BSB BSB: I will destine you for the sword, and you will all kneel down to be slaughtered, because I called and you did not answer, I spoke and you did not listen; you did evil in My sight and chose that in which I did not delight.”
13 ULB Izao no lazain'ny Tompo Yaveh: "Indro, hihinana ny mpanompoko, fa ianareo kosa ho noana; indro, hisotro ny mpanompoko, fa ianareo kosa hangetaheta; indro, hiravoravo ny mpanompoko, fa ianareo kosa ho menarina. BSB BSB: Therefore this is what the Lord GOD says: “My servants will eat, but you will go hungry; My servants will drink, but you will go thirsty; My servants will rejoice, but you will be put to shame.
14 ULB Indro hihiaka fifaliana ny mpanompoko nohon'ny hafaliam-po, fa ianareo kosa hitomany nohon'ny fanaintainan'ny fo, ary hidradradradra nohon'ny fahatorotoroan'ny fanahy. BSB BSB: My servants will shout for joy with a glad heart, but you will cry out with a heavy heart and wail with a broken spirit.
15 ULB Hamela ny anaranareo ho ozona ho an'ireo voafidiko mba hiteny ianareo; Izaho, ilay Tompo Yaveh, no hamono anareo; Ho antsoiko amin'ny anarana hafa ireo mpanompoko. BSB BSB: You will leave behind your name as a curse for My chosen ones, and the Lord GOD will slay you; but to His servants He will give another name.
16 ULB Na iza na iza manambara fitahiana ao amin'ny tany dia ho voatahiko, ilay Andriamanitry ny fahamarinana. Na iza na iza mianiana amin'ny tany dia mianiana amin'ny alalako, ilay Andriamanitry ny fahamarinana, satria ho adinoina ireo loza taloha, fa hiafina tsy ho hitan'ny masoko ireo. BSB BSB: Whoever invokes a blessing in the land will do so by the God of truth, and whoever takes an oath in the land will swear by the God of truth. For the former troubles will be forgotten and hidden from My sight.
17 ULB Fa indro, hamorona lanitra vaovao sy tany vaovao Aho; ary ireo zavatra taloha dia tsy tsaroana na hampatsiahivina. BSB BSB: For behold, I will create new heavens and a new earth. The former things will not be remembered, nor will they come to mind.
18 ULB Fa ho faly ianareo ary hiravo mandrakizay ao amin'izay vao ho foroniko. Indro, hamorona an'i Jerosalema ho fifaliana, ary ny mponiny ho sitraka Aho. BSB BSB: But be glad and rejoice forever in what I create; for I will create Jerusalem to be a joy and its people to be a delight.
19 ULB Hiravoravo manerana an'i Jerosalema, sy ho faly eo amin'ireo vahoakako Aho; ny tomany sy ny tarainan'ny fahoriana dia tsy ho re ao aminy intsony. BSB BSB: I will rejoice in Jerusalem and take delight in My people. The sounds of weeping and crying will no longer be heard in her.
20 ULB Tsy hisy zaza madinika hiaina andro vitsy intsony ao; na lehibe maty mialohan'ny androny. Izay maty amin'ny faha zato taona dia heverina ho olona maty tanora. Izay tsy mahatratra ny faha arivo taona dia heverina ho voaozona. BSB BSB: No longer will a nursing infant live but a few days, or an old man fail to live out his years. For the youth will die at a hundred years, and he who fails to reach a hundred will be considered accursed.
21 ULB Hanorina trano izy ireo ka honina ao amin'izany, ary hamboly voaloboka ka hihinana ny voany. BSB BSB: They will build houses and dwell in them; they will plant vineyards and eat their fruit.
22 ULB Tsy hanorina trano intsony izy ireo ka ny hafa no hipetraka ao amin'izany; tsy hamboly izy ireo ka ny hafa no hihinana; fa ny andron'ny hazo maniry no ho andron'ny vahoakako. Ny voafidiko dia hisitraka feno ny asan'ny tanany. BSB BSB: No longer will they build houses for others to inhabit, nor plant for others to eat. For as is the lifetime of a tree, so will be the days of My people, and My chosen ones will fully enjoy the work of their hands.
23 ULB Tsy hiasa maina izy ireo, na hiteraka mba hampitahotra. Satria izy ireo sy ireo taranany dia zanak'ireo izay voatahin'i Yaveh. BSB BSB: They will not labor in vain or bear children doomed to disaster; for they will be a people blessed by the LORD—they and their descendants with them.
24 ULB Mialohan'ny hiantsoan'izy ireo, dia hamaly Aho; ary raha mbola eo am-pitenenana izy ireo, dia hihaino Aho. BSB BSB: Even before they call, I will answer, and while they are still speaking, I will hear.
25 ULB Ny amboadia sy ny zanak'ondry dia hiara-hiraoka, ary ny liona hihinana mololo tahaka ny omby; fa vovoka no ho sakafon'ny bibilava. Tsy handratra na hamotika eny amin'ny tendrombohitro intsony izy ireo" hoy Yaveh. BSB BSB: The wolf and the lamb will feed together, and the lion will eat straw like the ox, but the food of the serpent will be dust. They will neither harm nor destroy on all My holy mountain,” says the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.