1 ULB Marina ianao, ry Yaveh, isaky ny mifanditra Aminao aho. Tokony hilaza Aminao tokoa ny antony hitarainako aho: Nahoana ny lalan'ny ratsy fanahy no mahomby? Ny olona tsy manam-pinoana rehetra dia mahomby. BSB BSB: Righteous are You, O LORD, when I plead before You. Yet about Your judgments I wish to contend with You: Why does the way of the wicked prosper? Why do all the faithless live at ease?
2 ULB Nambolenao izy ireo ary naniry faka. Tsy mitsahatra mamoa izy ireo. Akaikin'ny vavan'izy ireo Ianao, nefa lavitra ny fon'izy ireo. BSB BSB: You planted them, and they have taken root. They have grown and produced fruit. You are ever on their lips, but far from their hearts.
3 ULB Fa Ianao, ry Yaveh, mahalala ahy. Mahita ahy ianao ary mizaha toetra ny foko aminao. Ento toy ny ondry ho vonoina izy ireo, ary hatokany ho amin'ny andro famonoana! BSB BSB: But You know me, O LORD; You see me and test my heart toward You. Drag away the wicked like sheep to the slaughter and set them apart for the day of carnage.
4 ULB Mandra-pahoviana ny tany no hihamaina hatrany, ary ny zava-maniry eny amin'ny saha rehetra halazo noho ny amin'ny faharatsian'ireo mponina ao aminy? Ireo biby sy vorona dia efa noesorina. Fa kosa, hoy ny vahoaka hoe: "Tsy fantatr'Andriamanitra izay hanjo antsika." BSB BSB: How long will the land mourn and the grass of every field be withered? Because of the evil of its residents, the animals and birds have been swept away, for the people have said, “He cannot see what our end will be.”
5 ULB Hoy Yaveh: "Eny tokoa, raha ianao, ry Jeremia, efa niara-nihazakazaka tamin'ireo miaramila mpandeha tongotra ary norerahin'izy ireo ianao, ahoana no hifaninananao amin'ny soavaly? Raha mianjera amin'ny tanàna azo antoka ianao, ahoana no ataonao any amin'ny kirihitr'ala eny amoron'i Jordana? BSB BSB: “If you have raced with men on foot and they have worn you out, how can you compete with horses? If you stumble in a peaceful land, how will you do in the thickets of the Jordan?
6 ULB Fa na dia ireo rahalahinao sy ireo fianakavian'ny rainao aza dia efa namadika anao ary efa niampanga mafy anao. Aza matoky azy ireo, na dia milaza zavatra mahafinaritra aminao aza izy ireo. BSB BSB: Even your brothers—your own father’s household—even they have betrayed you; even they have cried aloud against you. Do not trust them, though they speak well of you.
7 ULB Efa nandao ny tranoko aho; efa nahafoy ny lovako. Nanome ireo vahoaka malalako teo an-tanan'ireo fahavalony Aho. BSB BSB: I have forsaken My house; I have abandoned My inheritance. I have given the beloved of My soul into the hands of her enemies.
8 ULB Efa lasa toy ny liona any anaty kirihitr'ala ho ahy ny lovako; mametraka ny tenany hanohitra ahy tamin'ny feony izy, ka halako izy. BSB BSB: My inheritance has become to Me like a lion in the forest. She has roared against Me; therefore I hate her.
9 ULB Tsy toy ny vorona mpihaza ve ny loka fananako, no hanohitra azy ireo vorona mpihaza hafa rehetra manodidina? Mandehana ary vorio ny biby rehetra ary ento handrapaka azy izy ireo. BSB BSB: Is not My inheritance to Me like a speckled bird of prey with other birds of prey circling against her? Go, gather all the beasts of the field; bring them to devour her.
10 ULB Mpiandry ondry maro no efa nanimba ny tanim-boaloboko. Efa nohitsakitsahiny ny anjara taniko rehetra; nataony tany efitra sy lao ny anjara taniko mahafinaritra. BSB BSB: Many shepherds have destroyed My vineyard; they have trampled My plot of ground. They have turned My pleasant field into a desolate wasteland.
11 ULB Nataon'izy ireo lao izy. Malahelo azy aho; lao izy. Ny tany rehetra dia lasa lao avokoa, satria tsy nisy na iray aza nandray izany am-po. BSB BSB: They have made it a desolation; desolate before Me, it mourns. All the land is laid waste, but no man takes it to heart.
12 ULB Ireo mpandrava dia tonga hanohitra ireo toerana foana rehetra tany an'efitra, fa ny sabatr'i Yaveh dia mandevona avy any amin'ny faran'ny tany hatrany amin'ny iray hafa. Tsy misy fiadanana ao amin'ny tanin'ny zava-manan'aina rehetra. BSB BSB: Over all the barren heights in the wilderness the destroyers have come, for the sword of the LORD devours from one end of the earth to the other. No flesh has peace.
13 ULB Namafy vary izy ireo nefa tsilo no vokatra. Reraka amin'ny asa izy ireo nefa tsy nahazo na inona na inona. Koa meteza ho menatra ny amin'ny vokatrareo nohon'ny fahatezeran'i Yaveh." BSB BSB: They have sown wheat but harvested thorns. They have exhausted themselves to no avail. Bear the shame of your harvest because of the fierce anger of the LORD.”
14 ULB Izao no lazain'i Yaveh tamin'ny mpiara-belona amiko rehetra, ny ratsy fanahy izay nandroba ny fananana izay nataoko ho lovain'ny Israely vahoakako, "Indro, Izaho ilay tokana izay hanongotra azy ireo eo amin'ny taniny, ary hongotako tsy ho eo amin'izy ireo ny tranon'i Joda. BSB BSB: This is what the LORD says: “As for all My evil neighbors who attack the inheritance that I bequeathed to My people Israel, I am about to uproot them from their land, and I will uproot the house of Judah from among them.
15 ULB Aorian'izay dia ho fongorako ireo firenena ireo, ary hamindra fo amin'izy ireo aho ary hitondra azy ireo hiverina; hamerina azy ireo aho—ny olona tsirairay samy amin'ny lovany sy amin'ny taniny. BSB BSB: But after I have uprooted them, I will once again have compassion on them and return each one to his inheritance and to his land.
16 ULB Raha mianatra tsara ny fomban'ny oloko ireo firenena ireo, ka mianiana amin'ny anarako 'Raha velona koa Yaveh' tahaka ny efa nampianaran'izy ireo ny oloko mba hianiana amin'i Bala, dia haorina eo afovoan'ny oloko izy ireo. BSB BSB: And if they will diligently learn the ways of My people and swear by My name, saying, ‘As surely as the LORD lives’—just as they once taught My people to swear by Baal—then they will be established among My people.
17 ULB Fa raha misy tsy mihaino dia ho fongorako izany firenena izany. Izany dia ho fongorana tokoa ary horavana—izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: But if they will not obey, then I will uproot that nation; I will uproot it and destroy it, declares the LORD.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.