1 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
3 ULB Fa i Yaveh niteny izany tamin'ireo zanaka lahy sy zanaka vavy izay teraka teto amin'ity toerana ity, tamin'ireo reny izay nitondra azy ireo, sy tamin'ireo ray izay nahatonga azy ireo ho teraka eto ambonin'ity tany ity, BSB BSB: For this is what the LORD says concerning the sons and daughters born in this place, and the mothers who bore them, and the fathers who fathered them in this land:
4 ULB 'Ho faty amin'ny aretim-pahafatesana izy ireo. Tsy hitomaniana izy ireo na ho alevina. Ho lasa toy ny zezika amin'ny tany izy ireo. Fa amin'ny alalan'ny sabatra sy ny mosary no hiafaran'izy ireo, ary ny fatin'izy ireo dia ho lasa sakafo ho an'ireo voron'ny lanitra sy ireo bibin'ny tany.' BSB BSB: “They will die from deadly diseases. They will not be mourned or buried, but will lie like dung on the ground. They will be finished off by sword and famine, and their corpses will become food for the birds of the air and beasts of the earth.”
5 ULB Fa tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: "Aza miditra amin'ny trano izay misy fitomaniana. Aza mandeha mba hitomany na ampiseho fangorahana ho azy ireo, fa efa nesoriko teo amin'izany vahoaka izany ny fiadanako, ny fitiavako tsy miova sy ny famindram-poko—izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: Indeed, this is what the LORD says: “Do not enter a house where there is a funeral meal. Do not go to mourn or show sympathy, for I have removed from this people My peace, My loving devotion, and My compassion,” declares the LORD.
6 ULB Ny lehibe sy ny kely dia samy ho faty eto amin'ity tany ity. Tsy ho alevina izy ireo, ary tsy hisy na iray aza hitomany azy ireo na hanapaka ny tenan'izy ireo na hanaratra ny lohany ho azy ireo. BSB BSB: “Both great and small will die in this land. They will not be buried or mourned, nor will anyone cut himself or shave his head for them.
7 ULB Aoka tsy hisy na iza na iza hizara sakafo amin'ny fisaonana mba hampiononana azy ireo noho ireo fahafatesana, ary aoka tsy hisy hanome kapoaka fampiononana ho an'ny rainy na ho an'ny reniny mba hampiononana azy ireo. BSB BSB: No food will be offered to comfort those who mourn the dead; not even a cup of consolation will be given for the loss of a father or mother.
8 ULB Aoka ianao tsy ho any amin'ny trano fanasana mba hipetraka hiaraka amin'izy ireo mba hihinana na hisotro.' BSB BSB: You must not enter a house where there is feasting and sit down with them to eat and drink.
9 ULB Fa Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, nanao hoe: 'Indro, eto anatrehan'ny masonareo, andronareo ary amin'ity toerana ity, hampitsahatra ny feon'ny fifaliana sy ny feon'ny firavoravoana aho, ny feon'ny mpampiakatra sy ny feon'ny ampakarina.' BSB BSB: For this is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: I am going to remove from this place, before your very eyes and in your days, the sounds of joy and gladness, the voices of the bride and bridegroom.
10 ULB Ary ianao hitatitra ireo teny rehetra ireo amin'ireto vahoaka ireto amin'izany andro izany, ary hilaza aminao izy ireo hoe: 'Nahoana Yaveh no nandidy ity loza lehibe rehetra hanoherana antsika ity? Inona no helokay sy fahotanay izay nanotanay tamin'i Yaveh Andriamanitsika? BSB BSB: When you tell these people all these things, they will ask you, ‘Why has the LORD pronounced all this great disaster against us? What is our iniquity? What is the sin that we have committed against the LORD our God?’
11 ULB Koa lazao izy ireo hoe: 'Satria nandao ahy ireo razambenareo—izany no fanambaran'i Yaveh—ary nankany amin'ny andriamani-kafa izy ireo ary nanompo sy niankohoka tamin'izy ireo. Dia nandao Ahy izy ireo ary tsy nitàna ny didiko. BSB BSB: Then you are to answer them: ‘It is because your fathers have forsaken Me, declares the LORD, and followed other gods, and served and worshiped them. They abandoned Me and did not keep My instruction.
12 ULB Saingy ny tenanareo dia efa nitondra faharatsiana maro noho ireo razambenareo, ka indro, samy nandeha tamin'ny hamafisan-dohany ny olona tsirairay araka ny fo ratsiny; tsy misy na iray aza mihaino Ahy. BSB BSB: And you have done more evil than your fathers. See how each of you follows the stubbornness of his evil heart instead of obeying Me.
13 ULB Koa ho esoriko eto amin'ity tany ity ho any amin'ny tany izay tsy mbola fantatrareo na ireo razambenareo, ary hanompo ireo andriamani-kafa andro aman'alina any ianareo, fa tsy hanome fankasitrahana ho anareo Aho.' BSB BSB: So I will cast you out of this land into a land that neither you nor your fathers have known. There you will serve other gods day and night, for I will show you no favor.’
14 ULB Ka noho izany, indro, tonga ary ny andro—izao no fanambaran'i Yaveh—rehefa tsy ho lazaina intsony hoe: BSB BSB: Yet behold, the days are coming, declares the LORD, when they will no longer say, ‘As surely as the LORD lives, who brought the Israelites up out of the land of Egypt.’
15 ULB "Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay nitondra ny vahoakan'Israely avy any amin'ny tanin'i Egypta.' Fa hoe: 'Raha mbola velona koa i Yaveh, ilay nitondra ireo vahoakan'Israely avy any amin'ny tany avaratra sy avy any amin'ireo tany izay efa nampielezana azy ireo.' Fa ho averiko any amin'ny tany izay nomeko ny razambeny izy ireo. BSB BSB: Instead they will say, ‘As surely as the LORD lives, who brought the Israelites up out of the land of the north and all the other lands to which He had banished them.’ For I will return them to their land that I gave to their forefathers.
16 ULB Indro! Handefa mpanarato maro aho—izao no fanambaran'i Yaveh—ka hanarato ireo olona izy ireo. Aorian'izany dia handefa mpihaza maro aho mba hihaza ho azy ireo eny amin'ny tendrombohitra sy havoana rehetra, ary eny an-tsefatsefaky ny haram-bato izy ireo. BSB BSB: But for now I will send for many fishermen, declares the LORD, and they will catch them. After that I will send for many hunters, and they will hunt them down on every mountain and hill, even from the clefts of the rocks.
17 ULB Fa ny masoko dia ho eny amin'ny lalan'izy ireo rehetra; tsy afaka ny hiafina eo anoloako izy ireo. Tsy afaka ny hiafina eo anoloan'ny masoko ny helok'izy ireo. BSB BSB: For My eyes are on all their ways. They are not hidden from My face, and their guilt is not concealed from My eyes.
18 ULB Hanonotra avo roa heny ny heloka sy ny otan'izy ireo ho an'ny fandotoan'izy ireo ny taniko tamin'ny sampy vetavetan'izy ireo aloha Aho, sy ny famenoan'izy ireo sampy maharikoriko ny lovako." BSB BSB: And I will first repay them double their iniquity and their sin, because they have defiled My land with the carcasses of their detestable idols, and they have filled My inheritance with their abominations.”
19 ULB Yaveh o, Ianao no fiarovako mafy sy fialofako, toerana azoko antoka amin'ny androm-pahoriana. Ho any Aminao ireo firenena avy any amin'ny faran'ny tany ary hilaza hoe: 'nandova fitaka tokoa ny razambenay. Foana izy ireo; ary tsy ahitana tombontsoa ao amin'izy ireo. BSB BSB: O LORD, my strength and my fortress, my refuge in the day of distress, the nations will come to You from the ends of the earth, and they will say, “Our fathers inherited nothing but lies, worthless idols of no benefit at all.
20 ULB Manao andriamanitra ho an'ny tenan'izy ireo ve ny olona? Kanefa tsy andriamanitra izy ireo.' BSB BSB: Can man make gods for himself? Such are not gods!”
21 ULB Noho izany indro! Ho ampahafantariko azy ireo amin'izany fotoana izany, ho ataoko fantatr'izy ireo ny tanako sy ny heriko, ka ho fantatr'izy ireo fa Yaveh no anarako. BSB BSB: “Therefore behold, I will inform them, and this time I will make them know My power and My might; then they will know that My name is the LORD.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.