1 ULB Nampiseho zavatra tamiko i Yaveh. Indro, aviavy roa harona no napetraka teo anatrehan'ny tempolin'i Yaveh. (Io fahitana io dia niseho taorian'ny nanaovan'i Nebokadzenara, mpanjakan'i Babylona sesitany an'i Joakina zanaka lahin'i Joakima, mpanjakan'i Joda, ireo manam-pahefan'i Joda, ireo mpanao asa tanana ary ireo mpanefy vy avy ao Jerosalema ary nitondrany azy ireo tany Babylona.) BSB BSB: After Nebuchadnezzar king of Babylon had carried away Jeconiah son of Jehoiakim king of Judah, as well as the officials of Judah and the craftsmen and metalsmiths from Jerusalem, and had brought them to Babylon, the LORD showed me two baskets of figs placed in front of the temple of the LORD.
2 ULB Ilay harona iray dia nisy aviavy tsara tokoa, tahaka ny voalohan'aviavy masaka, fa ilay harona iray kosa dia nisy aviavy tena ratsy ka tsy afaka hohanina ireo. BSB BSB: One basket had very good figs, like those that ripen early, but the other basket contained very poor figs, so bad they could not be eaten.
3 ULB Hoy i Yaveh tamiko: "Inona no hitanao, ry Jeremia?" Hoy aho hoe: "Aviavy. Aviavy izay tena tsara tokoa ary aviavy izay ratsy tokoa ka tsy azo hohanina." BSB BSB: “Jeremiah,” the LORD asked, “what do you see?” “Figs!” I replied. “The good figs are very good, but the bad figs are very bad, so bad they cannot be eaten.”
4 ULB Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to me, saying,
5 ULB "Yaveh, Andriamanitr'Israely, nilaza izao: Hitsinjo ny sesitanin'i Joda ho an'ny tombontsoan'izy ireo Aho, tahaka ireo aviavy tsara ireo, ireo natao sesitany izay teto amin'ity toerana ity ho any amin'ny tanin'ny Kaldeana. BSB BSB: “This is what the LORD, the God of Israel, says: ‘Like these good figs, so I regard as good the exiles from Judah, whom I have sent away from this place to the land of the Chaldeans.
6 ULB Ho tsofiko rano izy ireo ary ho averiko eo amin'io tany io indray. Ho antsangako indray izy ireo, fa tsy ho simbaiko. Ho amboleko izy ireo, ary tsy ho fongorako. BSB BSB: I will keep My eyes on them for good and will return them to this land. I will build them up and not tear them down; I will plant them and not uproot them.
7 ULB Ary homeko fo mba ahafantatra Ahy, fa Izaho no Yaveh. Ho oloko izy ireo ary Izaho ho Andriamaniny, ka hitodika Amiko amin'ny fony manontolo izy ireo. BSB BSB: I will give them a heart to know Me, that I am the LORD. They will be My people, and I will be their God, for they will return to Me with all their heart.
8 ULB Fa tahaka ireo aviavy izay ratsy tokoa raha hohanina—dia izao no lazain'i Yaveh—tahaka izany fomba izany no hanaovako an'i Zedekia, mpanjakan'i Joda, miaraka amin'ireo manam-pahefany, ary ny Jerosalema sisa izay tavela amin'ity tany ity na mandeha mba hipetraka any amin'ny tany Egypta. BSB BSB: But like the bad figs, so bad they cannot be eaten,’ says the LORD, ‘so will I deal with Zedekiah king of Judah, his officials, and the remnant of Jerusalem—those remaining in this land and those living in the land of Egypt.
9 ULB Ho avadiko ho zavatra mampitahotra izy ireo, ho loza, eo imason'ny fanjakan'ny tany rehetra, fahafaham-baraka sy ambentin-tenin'ohabolana, fitenenan-dratsy, ary ozona amin'ny toerana rehetra izay hitondrako azy ireo. BSB BSB: I will make them a horror and an offense to all the kingdoms of the earth, a disgrace and an object of scorn, ridicule, and cursing wherever I have banished them.
10 ULB Handefa sabatra, mosary, ary areti-mandringana amin'izy ireo Aho, mandra-paharava azy ireo amin'ity tany izay nomeko azy ireo sy ny razambeny ity." BSB BSB: And I will send against them sword and famine and plague, until they have perished from the land that I gave to them and their fathers.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.