1 ULB Ireto ny teny tao amin'ilay horonan-taratasy izay nalefan'i Jeremia mpaminany avy any Jerosalema ho an'ireo loholona sisa tavela tamin'ireo babo sy tamin'ireo mpisorona, ireo mpaminany, ary ireo vahoaka izay nataon'i Nebokadnezara sesitany avy any Jerosalema nankany Babylona. BSB BSB: This is the text of the letter that Jeremiah the prophet sent from Jerusalem to the surviving elders among the exiles and to the priests, the prophets, and all the others Nebuchadnezzar had carried into exile from Jerusalem to Babylon.
2 ULB Izany dia taorian'ny nandefasana an'i Jekonia mpanjaka, sy ny reny mpanjaka vavy, sy ireo manam-pahefana ambony, ny mpitarika an'i Joda sy Jerosalema, ary ireo mpanao asa-tanana tany Jerosalema. BSB BSB: (This was after King Jeconiah, the queen mother, the court officials, the officials of Judah and Jerusalem, the craftsmen, and the metalsmiths had been exiled from Jerusalem.)
3 ULB Nampitondrainy an'i Elasa zanak'i Safana ary Gemaria zanak'i Hilkia izay nirahin'i Zedekia mpanjakan'i Joda, tany amin'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona, ilay horonan-taratasy. BSB BSB: The letter was entrusted to Elasah son of Shaphan and Gemariah son of Hilkiah, whom Zedekiah king of Judah sent to King Nebuchadnezzar in Babylon. It stated:
4 ULB Izao no lazain'ilay horonan-taratasy: "Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, milaza izao amin'ireo babo rehetra izay nataoko sesitany avy tany Jerosalema ho any Babylona: BSB BSB: This is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says to all the exiles who were carried away from Jerusalem to Babylon:
6 ULB Makà vady ary miteraha zanaka lahy sy zanaka vavy. Dia hakao vady ireo zanakareo lahy, ary tolory vady ireo zanakareo vavy. Aoka izy ireo hiteraka zanaka lahy sy zanaka vavy ary ampitomboy ireo mba tsy hanjary ho vitsy loatra ianareo. BSB BSB: Take wives and have sons and daughters. Take wives for your sons and give your daughters in marriage, so that they too may have sons and daughters. Multiply there; do not decrease.
7 ULB Katsaho ny fiadanan'ny tanàna izay nanaovako anareo ho sesitany, ary mivavaha amiko ho an'izany satria hisy fiadanana ho anao ao raha ao ny fiadanana.' BSB BSB: Seek the prosperity of the city to which I have sent you as exiles. Pray to the LORD on its behalf, for if it prospers, you too will prosper.”
8 ULB Fa Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, dia nilaza izao: 'Aza mamela an'ireo mpaminany izay eo anivonareo sy ireo mpisikidy hamitaka anareo, ary aza mihaino ireo nofy izay nofisinareo. BSB BSB: For this is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: “Do not be deceived by the prophets and diviners among you, and do not listen to the dreams you elicit from them.
9 ULB Fa izy ireo dia maminany am-pitaka aminareo amin'ny anarako. Tsy nandefa azy ireo Aho—izany no fanambaran'i Yaveh.' BSB BSB: For they are falsely prophesying to you in My name; I have not sent them, declares the LORD.”
11 ULB Fa Izaho tenako no mahafantatra ny fikasako ho anareo—izany no fanambaran'i Yaveh—fikasana fiadanana fa tsy loza, mba hanome ho avy sy ny fanantenana ho anareo. BSB BSB: For I know the plans I have for you, declares the LORD, plans to prosper you and not to harm you, to give you a future and a hope.
12 ULB Dia hiantso Ahy ianareo, ary andeha ka hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho. BSB BSB: Then you will call upon Me and come and pray to Me, and I will listen to you.
14 ULB Ary ho hitanareo Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—dia ho averiko ny harenareo; ho angoniko avy any amin'ny firenena sy toerana rehetra nampielezako anareo ianareo—izany no fanambaran'i Yaveh—fa hamerina anareo any amin'ilay toerana izay nanaovako sesitany anareo Aho.' BSB BSB: I will be found by you, declares the LORD, and I will restore you from captivity and gather you from all the nations and places to which I have banished you, declares the LORD. I will restore you to the place from which I sent you into exile.”
15 ULB Satria ianareo nilaza fa Yaveh dia nanandratra mpaminany ho anay any Babylona, BSB BSB: Because you may say, “The LORD has raised up for us prophets in Babylon,”
16 ULB dia izao no lazain'i Yaveh amin'ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida sy amin'ireo olona rehetra izay mipetraka ao amin'izany tanàna izany, ireo rahalahinareo izay mbola tsy nivoaka ho babo niaraka taminareo— BSB BSB: this is what the LORD says about the king who sits on David’s throne and all the people who remain in this city, your brothers who did not go with you into exile—
17 ULB Izao no lazain'i Yaveh tompon'ny maro: 'Indro, handefa sabatra, mosary, sy aretina eo amin'izy ireo Aho. Fa ho ataoko toy ny aviavy lo izay tena ratsy raha hohanina izy ireo. BSB BSB: this is what the LORD of Hosts says: “I will send against them sword and famine and plague, and I will make them like rotten figs, so bad they cannot be eaten.
18 ULB Dia hanenjika azy ireo amin'ny sabatra, mosary, sy areti-mandringana Aho ary hanao azy ireo ho mahatsiravina imason'ny fanjakan'ny tany rehetra—horohoro, fitaovana fanozonana sy mampisiotsioka, ary zavatra mahamenatra eo amin'ny firenena rehetra izay nampielezako azy. BSB BSB: I will pursue them with sword and famine and plague. I will make them a horror to all the kingdoms of the earth—a curse, a desolation, and an object of scorn and reproach among all the nations to which I banish them.
19 ULB Izany dia satria tsy nihaino ny teniko izy ireo—izany no fanambaran'i Yaveh—izay nalefako azy ireo tamin'ny alalan'ireo mpaminany mpanompoko. Nandefa azy ireo ombieny ombieny Aho, nefa tsy nihaino ianareo— izany no fanambaran'i Yaveh.' BSB BSB: I will do this because they have not listened to My words, declares the LORD, which I sent to them again and again through My servants the prophets. And neither have you exiles listened, declares the LORD.”
20 ULB Koa henoy ny tenin'i Yaveh, ianareo sesitany rehetra izay nalefany avy any Jerosalema ho any Babylona: BSB BSB: So hear the word of the LORD, all you exiles I have sent away from Jerusalem to Babylon.
21 ULB 'Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely, dia nilaza izao momba an'i Ahaba zanak'i Kolaia sy Zedekia zanak'i Mahaseia, izay maminany lainga aminareo amin'ny anarako: Indro, hametraka azy ireo eo an-pelatanan'i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona Aho. Hamono azy ireo eo imsonareo Izy. BSB BSB: This is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says about Ahab son of Kolaiah and Zedekiah son of Maaseiah, who are prophesying to you lies in My name: “I will deliver them to Nebuchadnezzar king of Babylon, and he will kill them before your very eyes.
22 ULB Dia hisy ozona ho lazain'ireo babon'i Joda rehetra any Babylona momba ireo olona ireo. Ilay ozona dia hilaza hoe: Ho ataon'i Yaveh tahaka an'i Zedekia sy Ahaba anie ianareo, izay natonon'ny mpanjakan'ny Babylona tamin'ny afo. BSB BSB: Because of them, all the exiles of Judah who are in Babylon will use this curse: ‘May the LORD make you like Zedekiah and Ahab, whom the king of Babylon roasted in the fire!’
23 ULB Hiseho izany noho ireo zava-mahamenatra izay nataon'izy ireo tany Israely rehefa nijangajanga tamin'ny vadin'ny namany sy nilaza teny lainga tamin'ny anarako, zavatra izay tsy mbola nandidiko azy ireo ho lazaina mihitsy. Fa Izaho ilay mahalala; Izaho no vavolombelona—izany no fanambaran'i Yaveh.'" BSB BSB: For they have committed an outrage in Israel by committing adultery with the wives of their neighbors and speaking lies in My name, which I did not command them to do. I am He who knows, and I am a witness, declares the LORD.”
24 ULB "Raha ny amin'i Semaia Nehelamita, dia izao lazaina: BSB BSB: You are to tell Shemaiah the Nehelamite that
25 ULB 'Izao no lazain'i Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely: Satria ianao nandefa taratasy tamin'ny anaranao ihany tamin'ny olona rehetra tany Jerosalema, tamin'i Zefania zanak'i Masaia mpisorona, ary tamin'ny mpisorona rehetra, ary niteny hoe: BSB BSB: this is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: “In your own name you have sent out letters to all the people of Jerusalem, to the priest Zephaniah son of Maaseiah, and to all the priests. You said to Zephaniah:
26 ULB "Yaveh nanao anareo ho mpisorona fa tsy Joiada mpisorona, mba hiandraiketanareo ny tranon'i Yaveh. Ianao no mifehy ny olona rehetra izay very saina sy manao ny tenan'izy ireo ho mpaminany. Tokony ho gadraina sy fatorana amin'ny rojo vy izy ireo. BSB BSB: ‘The LORD has appointed you priest in place of Jehoiada, to be the chief officer in the house of the LORD, responsible for any madman who acts like a prophet—you must put him in stocks and neck irons.
27 ULB Koa ankehitriny, Nahoana ianareo no tsy niteny mafy an'i Jeremia ny amin'i Anatota, izay manao ny tenany ho mpaminany manohitra anareo? BSB BSB: So now, why have you not rebuked Jeremiah of Anathoth, who poses as a prophet among you?
28 ULB Fa efa naniraka ho anay tany Babylona izy ary niteny hoe: 'ho fotoana ela izany. Manorena trano ary mitoera ao amin'ireo, mambole zaridaina ary hano ny voan'ireo.'"' BSB BSB: For he has sent to us in Babylon, claiming: Since the exile will be lengthy, build houses and settle down; plant gardens and eat their produce.’”
29 ULB Namaky ity taratasy ity i Zefania mpaminany teo an-tsofin'i Jeremia mpaminany. BSB BSB: (Zephaniah the priest, however, had read this letter to Jeremiah the prophet.)
30 ULB Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to Jeremiah:
31 ULB "Mandefasa teny amin'ireo sesitany rehetra ary lazao hoe: 'Izao no lazain'i Yaveh momba an'i Semaia Nehelamita: Satria efa naminany taminareo i Semaia rehefa tsy nandefa azy Izaho tenako, ary nitarika anareo hino ireo lainga, BSB BSB: “Send a message telling all the exiles what the LORD says concerning Shemaiah the Nehelamite. Because Shemaiah has prophesied to you—though I did not send him—and has made you trust in a lie,
32 ULB noho izany dia izao no lazain'i Yaveh: Indro, efa hanafay an'i Semaia Nahalemita sy ireo taranany Aho. Tsy hisy olona hijanonany eo amin'ny oloko—izany no fanambaran'i Yaveh—fa efa nitory fikomiana hanohitra an'i Yaveh izy.'" BSB BSB: this is what the LORD says: ‘I will surely punish Shemaiah the Nehelamite and his descendants. He will have no one left among this people, nor will he see the good that I will bring to My people, declares the LORD, for he has preached rebellion against the LORD.’”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.