1 ULB Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh dia manao hoe: BSB BSB: This is the word that came to Jeremiah from the LORD:
2 ULB "Izao no lazain'i Yaveh, Andriamanitr'Israely: 'Soraty anaty horonan-taratasy ho anao ny teny rehetra izay nambarako taminao tao amin'ny horonan-taratasy. BSB BSB: “This is what the LORD, the God of Israel, says: ‘Write in a book all the words that I have spoken to you.
3 ULB Fa indro, ho avy ny andro—izany no fanambaran'i Yaveh—izay hamerenako ny haren'ny oloko, dia Israely sy Joda. Izaho, Yaveh, no nilaza izany. Fa ho entiko miverina any amin'ny tany izay nomeko ny razany izy ireo, ary ho fananan'izy ireo izany."' BSB BSB: For behold, the days are coming, declares the LORD, when I will restore from captivity My people Israel and Judah, declares the LORD. I will restore them to the land that I gave to their fathers, and they will possess it.’”
4 ULB Izao no teny izay nambaran'i Yaveh mahakasika an'Israely sy Joda: BSB BSB: These are the words that the LORD spoke concerning Israel and Judah.
5 ULB "Fa izao no lazain'i Yaveh: 'Nandre feo nangovitry ny horohoro izahay fa tsy fiadanana. BSB BSB: Yes, this is what the LORD says: “A cry of panic is heard—a cry of terror, not of peace.
6 ULB Manontania ary jereo raha misy lehilahy mitondra vohoka. Nahoana Aho no mahita ny tovolahy rehetra mametraka ny tanany eo am-balahany tahaka ny vehivavy mitondra vohoka? Nahoana no mihafotsy hatsatra avokoa ny tarehin'izy ireo? BSB BSB: Ask now, and see: Can a male give birth? Why then do I see every man with his hands on his stomach like a woman in labor and every face turned pale?
7 ULB Loza! Fa ho lehibe izany andro izany, ary tsy misy toy izany. Ho fotoan'ny tebiteby ho an'i Jakoba izany, saingy ho avotra amin'izany izy. BSB BSB: How awful that day will be! None will be like it! It is the time of Jacob’s distress, but he will be saved out of it.
8 ULB Fa amin'izany andro izany—izao no fanambaran'i Yaveh tompon'ny maro—no hanapahako ny zioga hiala amin'ny vozonareo, ary hanorotoroko ny rojo vy anareo, ka tsy hanandevo anareo intsony ny vahiny. BSB BSB: On that day, declares the LORD of Hosts, I will break the yoke off their necks and tear off their bonds, and no longer will strangers enslave them.
9 ULB Fa hivavaka amin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo ary hanompo an'i Davida mpanjakany, izay hataoko mpanjaka eo amin'izy ireo. BSB BSB: Instead, they will serve the LORD their God and David their king, whom I will raise up for them.
10 ULB Koa ianao, ry Jakoba mpanompoko, aza matahotra—izany no fanambaran'i Yaveh—ary aza raiki-tahotra, ry Israely. Fa indro, efa hitondra anao hiverina avy any lavitra Aho, ary ny taranakao any amin'ny tanin'ny fahababoana. Hiverina i Jakoba ary hiadana; hilamina izy, ary tsy hisy horohoro intsony. BSB BSB: As for you, O Jacob My servant, do not be afraid, declares the LORD, and do not be dismayed, O Israel. For I will surely save you out of a distant place, your descendants from the land of their captivity! Jacob will return to quiet and ease, with no one to make him afraid.
11 ULB Fa miaraka aminao Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—mba hamonjy anao. Dia ho taperiko tanteraka ny amin'ireo firenena rehetra izay nampielezako anao. Fa tsy hanapitra anao tokoa Aho, na dia manafay anao amin'ny rariny aza Aho ka tsy hamela anao ho afa-maina.' BSB BSB: For I am with you to save you, declares the LORD. Though I will completely destroy all the nations to which I have scattered you, I will not completely destroy you. Yet I will discipline you justly, and will by no means leave you unpunished.”
12 ULB Fa izao no lazain'i Yaveh: 'Tsy azo sitranina ny ratranao; voaloto ny ferinao. BSB BSB: For this is what the LORD says: “Your injury is incurable; your wound is grievous.
13 ULB Tsy misy hisolo vava anao; tsy misy fanafody ho an'ny ratranao mba hanasitrana anao. BSB BSB: There is no one to plead your cause, no remedy for your sores, no recovery for you.
14 ULB Nanadino anao ireo olon-tianao rehetra. Tsy hitady anao izy ireo, fa efa nandratra anao tamin'ny ferin'ny fahavalo sy tamin'ny famaizan'ny tompo lozabe Aho nohon'ny amin'ireo helokao sy ireo fahotanao tsy tambo isaina. BSB BSB: All your lovers have forgotten you; they no longer seek you, for I have struck you as an enemy would, with the discipline of someone cruel, because of your great iniquity and your numerous sins.
15 ULB Nahoana ianao no miantso vonjy nohon'ny ratranao? Tsy mety sitrana ny fanaintainanao. Nohon'ny amin'ireo helokao, ireo fahotanao tsy tambo isaina, dia nataoko taminao ireny zavatra ireny. BSB BSB: Why do you cry out over your wound? Your pain has no cure! Because of your great iniquity and your numerous sins I have done these things to you.
16 ULB Koa izay rehetra mamotika anao dia ho potehina, ary izay mpifanandrina aminao rehetra dia ho lasan-ko babo. Fa ireo izay manbabo anao dia ho baboina, ary horobaiko izay mandroba anao. BSB BSB: Nevertheless, all who devour you will be devoured, and all your adversaries—every one of them—will go off into exile. Those who plundered you will be plundered, and all who raided you will be raided.
17 ULB Fa hitondra fanasitranana aminao Aho; hanasitrana anao amin'ny ratranao Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—ho ataoko izany satria izy ireo dia niantso anao hoe: Ry voaroaka. Tsy mba misy miraharaha an'ity Ziona ity."' BSB BSB: But I will restore your health and heal your wounds, declares the LORD, because they call you an outcast, Zion, for whom no one cares.”
18 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Indro, hamerina ny harenan'ny lain'i Jakoba Aho ary hangoraka ireo tranony. Dia hisy tanàna hiorina eo amin'ny faharavana misavovona, ary hiverina eo amin'ny toerany nisy azy indray ny fiarovana mafy. BSB BSB: This is what the LORD says: “I will restore the fortunes of Jacob’s tents and have compassion on his dwellings. And the city will be rebuilt on her own ruins, and the palace will stand in its rightful place.
19 ULB Dia hisy hira fiderana sy feo fifaliana hivoaka avy amin'izy ireo, fa hampitombo azy ireo Aho fa tsy hampihena; homeko voninahitra izy ireo mba tsy hietry. BSB BSB: Thanksgiving will proceed from them, a sound of celebration. I will multiply them, and they will not be decreased; I will honor them, and they will not be belittled.
20 ULB Dia ho toy ny teo aloha ny olon'izy ireo, ary ny fiangonan'izy ireo dia hiorina eo anatrehako rehefa manafay ireo rehetra izay mampahory azy ireo amin'izao Aho. BSB BSB: Their children will be as in days of old, and their congregation will be established before Me; and I will punish all their oppressors.
21 ULB Hivoaka avy ao amin'izy ireo ny mpitarik'izy ireo. Avy eo afovoanin'izy ireo no hipoirany rehefa ampanakaikeziko ary rehefa manatona Ahy izy. Raha tsy manao izany Aho, dia iza no sahy hanakaiky Ahy? —izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: Their leader will be one of their own, and their ruler will arise from their midst. And I will bring him near, and he will approach Me, for who would dare on his own to approach Me?” declares the LORD.
22 ULB Dia ho oloko ianareo, ary Izaho ho Andriamanitrareo. BSB BSB: “And you will be My people, and I will be your God.”
23 ULB Indro, ny tafiotran'Yaveh, ny fahatezerany, fa nivoaka. Tafiotra mitohy izany. Hihodikodina eo an-dohan'ny olona ratsy fanahy izany. BSB BSB: Behold, the storm of the LORD has gone out with fury, a whirlwind swirling down upon the heads of the wicked.
24 ULB Tsy hiverina ny fahatezeran'i Yaveh ambara-pahavitany sy hanatanterahany ny fikasan'ny fo. Amin'ny andro farany, dia ho takatrao izany." BSB BSB: The fierce anger of the LORD will not turn back until He has fully accomplished the purposes of His heart. In the days to come you will understand this.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.