1 ULB "Raha misy lehilahy iray misaraka amin'ny vadiny ka miala aminy izy ary lasa vadin'olon-kafa, dia mbola hiverina aminy indray ve izy? Tsy haloto be ve izany tany izany? Efa niaina tahaka ny mpijangajanga izay manana sakaiza maro ianao; dia mbola hiverina amiko? —izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: “If a man divorces his wife and she leaves him to marry another, can he ever return to her? Would not such a land be completely defiled? But you have played the harlot with many lovers—and you would return to Me?” declares the LORD.
2 ULB Ampiakaro any amin'ireo momba ny masonao ary jereo! Misy toerana mbola tsy niraisanao ara-nofo antsokosoko ve? Teo amoron-dalana ianao no nipetraka niandry ireo sakaizanao, toy ny Araba any an'efitra. Efa nolotoinao tamin'ny fijangajanganao sy ny faharatsianao ny tany. BSB BSB: “Lift up your eyes to the barren heights and see. Is there any place where you have not been violated? You sat beside the highways waiting for your lovers, like a nomad in the desert. You have defiled the land with your prostitution and wickedness.
3 ULB Ka notohanana ny loharano ary tsy tonga ny fara-orana. Fa ny tavanao miavonavona, toy ny tarehim-behivavy mahatsiravina. Nolavinao ny hatsapa henatra. BSB BSB: Therefore the showers have been withheld, and no spring rains have fallen. Yet you have the brazen look of a prostitute; you refuse to be ashamed.
4 ULB Mba efa niantso ahy ve ianao izao hoe: "Ry raiko! Ny namako akaiky avy amin'ny fahatanorako! BSB BSB: Have you not just called to Me, ‘My Father, You are my friend from youth.
5 ULB Dia ho tezitra amiko foana ve izy? Dia ho tazominy hatramin'ny farany ve ny hatezerany?' Indro! Izany no efa nolazainao, nefa ataonao ny ratsy rehetra afaka ataonao!" BSB BSB: Will He be angry forever? Will He be indignant to the end?’ This you have spoken, but you keep doing all the evil you can.”
6 ULB Ary hoy Yaveh tamiko tamin'ny andron'i Josia mpanjaka: "Efa itanao ve izay fivadihana nataon'ny Israely? Dia niakatra nanerana ny havoana avo rehetra izy teo ambany ala mikitroka, ary tany no nanaovany toy ny fijangajangana. BSB BSB: Now in the days of King Josiah, the LORD said to me, “Have you seen what faithless Israel has done? She has gone up on every high hill and under every green tree to prostitute herself there.
7 ULB Hoy aho: 'Aorian'ny anaovany izany zavatra rehetra izany, dia hiverina amiko izy,' saingy tsy niverina izy. Avy eo ny anabavin'ny Joda mpivadika nahita ireo zavatra ireo. BSB BSB: I thought that after she had done all these things, she would return to Me. But she did not return, and her unfaithful sister Judah saw it.
8 ULB Koa dia hitako fa, tamin'ny fomba mitovy no efa nijangajangan'Israely mpivadika ary efa nandroaka azy aho ary efa nomeko hanohitra azy ny vavan'ny fisaraham-panambadiana, ny anabavin'ny Joda mpivadika tsy mba natahotra; nivoaka ihany koa izy ary nanao tahaka ny fijangajangana; BSB BSB: She saw that because faithless Israel had committed adultery, I gave her a certificate of divorce and sent her away. Yet that unfaithful sister Judah had no fear and prostituted herself as well.
9 ULB tsy nisy dikany taminy ny fijangajangany; nitety ny tany izy; ary nanao fanitsakitsaham-bady tamin'ireo vato sy hazo izy. BSB BSB: Indifferent to her own infidelity, Israel had defiled the land and committed adultery with stones and trees.
10 ULB Ary taorian'izany rehetra izany, ny anabavin'ny Joda mpivadika dia niverina taminy, tsy tamin'ny fony rehetra, fa tamin'ny lainga—izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: Yet in spite of all this, her unfaithful sister Judah did not return to Me with all her heart, but only in pretense,” declares the LORD.
11 ULB Dia niteny tamiko Yaveh hoe: "Marina kokoa noho ny joda mpivadika ny Israely mpivadika! BSB BSB: And the LORD said to me, “Faithless Israel has shown herself more righteous than unfaithful Judah.
12 ULB Mandehana ary ambarao any avaratra ireo teny ireo. Lazao hoe: "Miverena, ry Israely mpivadika! —izany no fanambaran'i Yaveh—tsy ho tezitra aminareo foana Aho. Hatramin'izay maha mpatoky Ahy—Izany no fanambaran'i Yaveh—tsy hijanona ho tezitra mandrakizay aho. BSB BSB: Go, proclaim this message toward the north: ‘Return, O faithless Israel,’ declares the LORD. ‘I will no longer look on you with anger, for I am merciful,’ declares the LORD. ‘I will not be angry forever.
13 ULB Aoka ianao hiaiky ny helokao, satria efa nanota tamin'i Yaveh Andriamanitrao ianao; efa nizara ny fombanao tamin'ireo vahiny ambany ny hazo midoroboka rehetra! Satria ianao tsy nihaino ny feoko!— Izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: Only acknowledge your guilt, that you have rebelled against the LORD your God. You have scattered your favors to foreign gods under every green tree and have not obeyed My voice,’” declares the LORD.
14 ULB Miverena, ry vahoaka manam-pinoana! —izao no fanambaran'i Yaveh—Izaho no vadinareo! Halaiko ianareo, ny iray avy amin'ny tanàna ary ny roa avy amin'ny fianakaviana, ary ho entiko any amin'ny Ziona ianareo! BSB BSB: “Return, O faithless children,” declares the LORD, “for I am your master, and I will take you—one from a city and two from a family—and bring you to Zion.
15 ULB Homeko mpiandry ondry araka ny foko ianareo, ary hiambina anareo amin'ny fahaizana sy halalinan-tsaina izy ireo. BSB BSB: Then I will give you shepherds after My own heart, who will feed you with knowledge and understanding.”
16 ULB Ary izao no hitranga, hitombo ianao ary hitondra voankazo any amin'ny tany amin'izany andro izany—izany no fanambaran'i Yaveh—ary dia hiteny foana izy ireo hoe: "Ny fiaran'ny faneken'i Yaveh!" Izany zavatra izany dia ho avy ao am-pon'izy ireo foana na ho tsaroana; tsy ho banga izany, ary ny iray hafa tsy ho vita.' BSB BSB: “In those days, when you multiply and increase in the land,” declares the LORD, “they will no longer discuss the ark of the covenant of the LORD. It will never come to mind, and no one will remember it or miss it, nor will another one be made.
17 ULB Amin'io fotoana io dia hanambara mahakasika an'ny Jerosalema izy ireo hoe: 'Ity ny seza fiandrianan'i Yaveh,' ary ireo firenen-kafa rehetra dia hiangona any Jerosalema amin'ny anaran'i Yaveh. Dia handeha amin'ny hamafisan-dohan'ny faharatsian'ny fony foana izy ireo. BSB BSB: At that time they will call Jerusalem The Throne of the LORD, and all the nations will be gathered in Jerusalem to honor the name of the LORD. They will no longer follow the stubbornness of their evil hearts.
18 ULB Amin'izany andro izany ny ankohonan'ny Joda dia handeha ao amin'ny ankohonan'ny Israely. Dia hiara tonga avy any amin'ny tany avaratra izy ireo mankany amin'ny tany izay nomeko ny razambenareo ho lova. BSB BSB: In those days the house of Judah will walk with the house of Israel, and they will come together from the land of the north to the land that I gave to your fathers as an inheritance.
19 ULB Fa amiko, hoy aho hoe: "Endrey ny faniriko hanome voninahitra anao tahaka ny zanako lahy ary hanome anao tany tsara, lova tsara indrindra noho izay an'ny firenen-kafa! Tsy maintsy hiteny aho hoe: "Hiantso ahy ianao hoe: "Raiko". Dia niteny aho hoe tsy tokony nivadika tamin'ny fanarahana ahy ianareo. BSB BSB: Then I said, ‘How I long to make you My sons and give you a desirable land, the most beautiful inheritance of all the nations!’ I thought you would call Me ‘Father’ and never turn away from following Me.
21 ULB Re teny amin'ireo tany lemaka ny feo, ny tomany sy ny fiangavian'ny vahokan'Israely! Fa nanova ireo fombany izy ireo, efa hadinon'izy ireo Yaveh Andriamanitr'izy ireo. BSB BSB: A voice is heard on the barren heights, the children of Israel weeping and begging for mercy, because they have perverted their ways and forgotten the LORD their God.
22 ULB "Miverena, ry vahoaka tsy manam-pinoana! Ho sitraniko amin'ny fitaka ianareo." Indro! Hoavy any Aminao izahay, fa Ianao no Yaveh Andrimanitray! BSB BSB: “Return, O faithless children, and I will heal your faithlessness.” “Here we are. We come to You, for You are the LORD our God.
23 ULB Ho avy eny amin'ireo havoana tokoa ireo lainga, ny feo mampisafotofoto avy amin'ireo tendrombohitra; Yaveh Andriamanitra tokoa no famonjen'Israely. BSB BSB: Surely deception comes from the hills, and commotion from the mountains. Surely the salvation of Israel is in the LORD our God.
24 ULB Fa efa nanimba ny asan'ny razambe antsika Ireo sampy mahamenatra— ireo ondry aman'osy sy ny biby fiompin'izy ireo, ireo zanaka lahy sy zanaka vavin'izy ireo! BSB BSB: From our youth, that shameful god has consumed what our fathers have worked for—their flocks and herds, their sons and daughters.
25 ULB Avelao izahay handry eo amin'ny fahamenarana. Andrakotra anay anie ny henatray, fa efa nanota tamin'i Yaveh Andriamanitray izahay! Izahay tenanay sy ny razambe anay, tamin'ny fotoan'ny fahatanoranay ka hatramin'izao andro izao, dia mbola tsy naheno ny feon'i Yaveh Andriamanitray!" BSB BSB: Let us lie down in our shame; let our disgrace cover us. We have sinned against the LORD our God, both we and our fathers; from our youth even to this day we have not obeyed the voice of the LORD our God.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.