1 ULB Dia tonga fanindroany tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, raha mbola voahidy teo amin'ny kianjan'ny mpiambina izy, manao hoe: BSB BSB: While Jeremiah was still confined in the courtyard of the guard, the word of the LORD came to him a second time:
2 ULB "Yaveh ilay Mpahary, milaza izao—Yaveh, izay mandamina mba hampitoetra—Yaveh no Anarany, BSB BSB: “Thus says the LORD who made the earth, the LORD who formed it and established it, the LORD is His name:
3 ULB 'Antsoy Aho, dia ho valiako Ianao. Hampiseho zava-dehibe aminao Aho, zava-miafina izay tsy takatrao.' BSB BSB: Call to Me, and I will answer and show you great and unsearchable things you do not know.
4 ULB Fa Yaveh, Andriamanitry ny Israely, milaza izao mahakasika ny trano eto amin'ity tanàna ity sy ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda izay noravana nohon'ny fiakaran'ny fahirano sy ny sabatra, BSB BSB: For this is what the LORD, the God of Israel, says about the houses of this city and the palaces of the kings of Judah that have been torn down for defense against the siege ramps and the sword:
5 ULB 'Avy ireo Kaldeana hiady ary hameno ireo trano amin'ireo fatin'olona izay hovonoiko amin'ny fahatezerana sy ny fahavinirako, rehefa manafina ny tavako amin'ity tanàna ity Aho noho ny faharatsian'izy ireo rehetra. BSB BSB: The Chaldeans are coming to fight and to fill those places with the corpses of the men I will strike down in My anger and in My wrath. I have hidden My face from this city because of all its wickedness.
6 ULB Nefa indro, hitondra fanasitranana sy fanafany Aho, fa hanasitrana azy ireo Aho ary hitondra be, fiadanana, ary fanekena mahatoky. BSB BSB: Nevertheless, I will bring to it health and healing, and I will heal its people and reveal to them the abundance of peace and truth.
7 ULB Fa hamerina ny haren'i Joda sy Israely Aho; hanorina azy ireo toy ny tany am-piandohana Aho. BSB BSB: I will restore Judah and Israel from captivity and will rebuild them as in former times.
8 ULB Dia hanadio azy amin'ny heloka rehetra izay nataon'izy ireo tamiko Aho. Hamela ny helony rehetra izay nataony tamiko Aho, ary ny lalana rehetra izay nikomiany hanohitra ahy. BSB BSB: And I will cleanse them from all the iniquity they have committed against Me, and will forgive all their sins of rebellion against Me.
9 ULB Fa ity tanàna ity dia ho tonga zavatra mahafaly ahy, hira fiderana sy voninahitra ho an'ny firenena rehetra eto amin'ny tany izay haheno ny zavatra tsara rehetra izay ho ataoko ho an'izany. Dia hatahotra sy hangovitra izy ireo noho ny zavatra tsara rehetra sy fiadanana izay homeko izany.' BSB BSB: So this city will bring Me renown, joy, praise, and glory before all the nations of the earth, who will hear of all the good I do for it. They will tremble in awe because of all the goodness and prosperity that I will provide for it.
10 ULB Izao no lazain'i Yaveh, 'Eto amin'ity toerana ity izay lazainao ankehitriny hoe: "Lao izany, toerana izay tsy misy na olona na biby," eny amin'ireo tanànan'i Joda, ary eo amin'ireo lalan'i Jerosalema izay lao tsy misy olona na biby, dia ho re indray BSB BSB: This is what the LORD says: In this place you say is a wasteland without man or beast, in the cities of Judah and in the streets of Jerusalem that are deserted—inhabited by neither man nor beast—there will be heard again
11 ULB ny feon'ny fifaliana sy ny feon'ny firavoravoana, ny feon'ny mpampakatra sy ny feon'ny ampakarina, ny feon'ireo izay milaza, rehefa mitondra fanatitra fisaorana ao an-tranon'i Yaveh," Misaora an'i Yaveh Tompon'ny maro, fa tsara i Yaveh, ary ny fitiavany tsy mety levona haharitra mandrakizay!" Fa Izaho hamerina ny harenan'ilay tany toy ny teo aloha,' hoy Yaveh BSB BSB: the sounds of joy and gladness, the voices of the bride and bridegroom, and the voices of those bringing thank offerings into the house of the LORD, saying: ‘Give thanks to the LORD of Hosts, for the LORD is good; His loving devotion endures forever.’ For I will restore the land from captivity as in former times, says the LORD.
12 ULB Izao no lazain'i Yaveh Tompon'ny maro hoe: "Eto amin'ity toerana lao ity, izay tsy misy na olona na biby ankehitriny—dia hisy ahitra izay afaka hampitsaharan'ireo mpiandry ondry ny ondry aman'osiny indray eo amin'ny tanànany rehetra. BSB BSB: This is what the LORD of Hosts says: In this desolate place, without man or beast, and in all its cities, there will once more be pastures for shepherds to rest their flocks.
13 ULB Eo amin'ireo tanàn-dehibe eo amin'ny tany havoana, ireo tany lemaka, ary ny Negeva, eo amin'ny tanin'i Benjamina sy amin'ny manodidina an'i Jerosalema rehetra, ary any amin'ireo tanànan'i Joda, ireo ondry aman'osy dia handalo indray eo ambanin'ny tanan'ireo izay hanisa azy ireo,' hoy Yaveh. BSB BSB: In the cities of the hill country, the foothills, and the Negev, in the land of Benjamin and the cities surrounding Jerusalem, and in the cities of Judah, the flocks will again pass under the hands of the one who counts them, says the LORD.
14 ULB 'Indro! Avy ny andro—izao no fanambaran'i Yaveh—izay hanaovako izay nampanatenaiko tamin'ny ankohonan'ny Israely sy ny ankohonan'i Joda. BSB BSB: Behold, the days are coming, declares the LORD, when I will fulfill the gracious promise that I have spoken to the house of Israel and the house of Judah.
15 ULB Amin'izany andro sy fotoana izany dia hampaniry rantsana marina ho an'i Davida Aho, ary hanatanteraka ny rariny sy fahamarinana eo amin'ilay tany izy. BSB BSB: In those days and at that time I will cause to sprout for David a righteous Branch, and He will administer justice and righteousness in the land.
16 ULB Amin'izany andro izany dia ho vonjena i Joda, ary i Jerosalema hiaina am-pilaminana, fa izany no hiantsoana azy, "Yaveh no fahamarinantsika." BSB BSB: In those days Judah will be saved, and Jerusalem will dwell securely, and this is the name by which it will be called: The LORD Our Righteousness.
17 ULB Fa izao no nolazain'i Yaveh: 'Ny olona avy amin'ny taranak'i Davida dia tsy ho ory zanaka lahy na ovina na ovina hipetraka eo amin'y seza fiadrianan'ny ankohonan'ny Israely, BSB BSB: For this is what the LORD says: David will never lack a man to sit on the throne of the house of Israel,
18 ULB na olona avy amin'ny Levita mpisorona dia tsy ho tsy ampy eo anatrehako mba hanangana fanatitra dorana, handoro fanatitra hohanina, ary hanatanteraka fanatitra vary amin'ny fotoana rehetra."' BSB BSB: nor will the priests who are Levites ever fail to have a man before Me to offer burnt offerings, to burn grain offerings, and to present sacrifices.”
19 ULB Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: And the word of the LORD came to Jeremiah:
20 ULB "Izao no nolazain'i Yaveh: 'Raha mahavita manimba ny fanekena mahatokiko andro aman'alina ianao ka tsy hisy intsony andro na alina amin'ny fotoana iombonan'izy ireo, BSB BSB: “This is what the LORD says: If you can break My covenant with the day and My covenant with the night, so that day and night cease to occupy their appointed time,
21 ULB dia hahavita mandrava ny fanekena mahatokiko tamin'i Davida mpanompoko ianao, ka dia tsy hanana zanaka lahy hipetraka eo amin'ny seza fiandrianany intsony izy, ary ny fanekeko mahatoky tamin'ireo Levita mpisorona, mpanompoko. BSB BSB: then My covenant may also be broken with David My servant and with My ministers the Levites who are priests, so that David will not have a son to reign on his throne.
22 ULB Toy ireo miaramilan'ny lanitra tsy tambo isaina, sy fasika any amoron-dranomasina tsy azo refesina, no hampitomboakao ny taranak'i Davida mpanompoko ary ireo Levita izay nanompo teo anoloako. BSB BSB: As the hosts of heaven cannot be counted and as the sand on the seashore cannot be measured, so too will I multiply the descendants of My servant David and the Levites who minister before Me.”
23 ULB Tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, manao hoe: BSB BSB: Moreover, the word of the LORD came to Jeremiah:
24 ULB "Tsy nosaininao ve izay nambaran'io vahoaka io rehefa niteny izy ireo hoe: 'Ireo fianakaviana roa izay nofidian'i Yaveh ireo ankehitriny dia nolaviny izy ireny?' Amin'izany no anaovan'izy ireo tsinotsinona ny oloko, lazain'izy ireo fa tsy firenena eo imasony intsony izy ireo. BSB BSB: “Have you not noticed what these people are saying: ‘The LORD has rejected the two families He had chosen’? So they despise My people and no longer regard them as a nation.
26 ULB dia nandà ny taranak'i Jakoba sy Davida mpanompoko Aho, ary tsy nitondra ho azy ireo olona hanapaka manerana ny taranak'i Abrahama, Isaka, ary Jakoba. Fa hamerina ireo hareny ary haneho famindram-po amin'izy ireo Aho.'" BSB BSB: then I would also reject the descendants of Jacob and of My servant David, so as not to take from his descendants rulers over the descendants of Abraham, Isaac, and Jacob. For I will restore them from captivity and will have compassion on them.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.