1 ULB Ilay teny izay tonga tamin'i Jeremia avy amin'i Yaveh, rehefa nanangan'ady tamin'i Jerosalema sy ny tanànany rehetra i Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ny tafiny rehetra, niaraka tamin'ireo fanjakan'ny tany rehetra, ireo firenena ambany fahefany, sy ny vahoakan'izy ireo rehetra, nanao hoe: BSB BSB: This is the word that came to Jeremiah from the LORD when Nebuchadnezzar king of Babylon, all his army, all the earthly kingdoms under his control, and all the other nations were fighting against Jerusalem and all its surrounding cities.
2 ULB 'Yaveh, Andriamanitr'Israely, dia milaza izao: Mandehana ary miresaha amin'i Zedekia mpanjakan'i Joda ary lazao aminy hoe: "Yaveh dia milaza izao: Indro, hanome ity tanàna ity ho eo ampelan-tanan'ny mpanjakan'i Babylona Aho. Ho dorany izany. BSB BSB: The LORD, the God of Israel, told Jeremiah to go and speak to Zedekiah king of Judah and tell him that this is what the LORD says: “Behold, I am about to deliver this city into the hand of the king of Babylon, and he will burn it down.
3 ULB Tsy ho afaka eo an-tanany ianao, satria ho voasambotra tokoa ianao ary hatolotra eo an-tanany. Hijery ny mason'ny mpanjakan'i Babylona ny masonao; hiresaka mivantana aminao izy raha mankany Babylona ianao.' BSB BSB: And you yourself will not escape his grasp, but will surely be captured and delivered into his hand. You will see the king of Babylon eye to eye and speak with him face to face; and you will go to Babylon.
4 ULB Henoy ny tenin'i Yaveh, ry Zedekia mpanjakan'i Joda! Yaveh dia milaza izao mahakasika anao: 'Tsy ho faty amin'ny sabatra ianao. BSB BSB: Yet hear the word of the LORD, O Zedekiah king of Judah. This is what the LORD says concerning you: You will not die by the sword;
5 ULB Ho faty am-piadanana ianao. Toy ny fandoroana tamin'ny fandevenana an'ireo razambenao, ireo mpanjaka talohanao, dia ho doran'izy ireo ny vatanao. Hiteny izy ireo hoe: "Loza, ry tompoko!" Hisaona anao izy ireo. Ankehitriny efa niteny Aho—izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: you will die in peace. As spices were burned for your fathers, the former kings who preceded you, so people will burn spices for you and lament, ‘Alas, O master!’ For I Myself have spoken this word, declares the LORD.”
6 ULB Koa nambaran'i Jeremia mpaminany tamin'i Zedekia mpanjakan'i Joda tany Jerosalema ireo teny rehetra ireo. BSB BSB: In Jerusalem, then, Jeremiah the prophet relayed all these words to Zedekiah king of Judah
8 ULB Ny teny izay tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Yaveh taorian'ny nanaovan'i Zedekia mpanjaka fanekena tamin'ny olona rehetra tao Jerosalema, mba hanambara fahafahana amin'izy ireo BSB BSB: After King Zedekiah had made a covenant with all the people in Jerusalem to proclaim liberty, the word came to Jeremiah from the LORD
9 ULB fa ny olona tsirairay dia tsy maintsy manafaka ireo andevony Hebreo, na lahy na vavy, mba tsy hisy hanandevo ny Jiosy, izay rahalahiny. BSB BSB: that each man should free his Hebrew slaves, both male and female, and no one should hold his fellow Jew in bondage.
10 ULB Noho izany ireo mpitarika rehetra sy ny olona dia niditra tamin'ilay fanekana fa ny olona tsirairay avy dia hanafaka ny andevony lahy sy ny andevony vavy mba tsy ho handevozina intsony izy ireo. Nankatoa izy ireo ary nanafaka azy ireo. BSB BSB: So all the officials and all the people who entered into this covenant agreed that they would free their menservants and maidservants and no longer hold them in bondage. They obeyed and released them,
11 ULB Fa taorian'ity dia niova ny eritreritr'izy ireo. Naverin'izy ireo ny andevo izay nafahan'izy ireo. Noteren'izy ireo ho lasa andevo indray izy ireo BSB BSB: but later they changed their minds and took back the menservants and maidservants they had freed, and they forced them to become slaves again.
12 ULB Koa dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Yaveh, nanao hoe: BSB BSB: Then the word of the LORD came to Jeremiah from the LORD, saying,
13 ULB "Yaveh, Andriamanitr'Israely, dia milaza izao: 'Izaho dia nanao fanekena tamin'ireo razambenareo tamin'ny andro izay nitondrako azy ireo hivoaka ny tany Egypta, hivoaka ny tranon'ny fanandevozana. Izany dia tamin'Izaho niteny hoe: BSB BSB: “This is what the LORD, the God of Israel, says: I made a covenant with your forefathers when I brought them out of the land of Egypt, out of the house of slavery, saying:
14 ULB "Isakin'ny faran'ny fito taona ny olona tsirairay, dia tsy maintsy mandefa ny rahalahiny, ny Hebreo namany izay nivarotra ny tenany taminao sy nanompo anao nandritry ny enin-taona. Avelao andeha an-kalalahana izy." Fa ireo razambenareo dia tsy nihaino Ahy na nanongilan-tsofina tamiko. BSB BSB: Every seventh year, each of you must free his Hebrew brother who has sold himself to you. He may serve you six years, but then you must let him go free. But your fathers did not listen or incline their ear.
15 ULB Ankehitriny ianareo nibebaka ary nanomboka nanao izay marina teo imasoko. Nanambara fahafahana ianareo, ny olona tsirairay avy tamin'ny mpiara-belona taminy, ary nanao fanekena teo anoloako tao amin'ny trano izay antsoina amin'ny anarako ianareo. BSB BSB: Recently you repented and did what pleased Me; each of you proclaimed freedom for his neighbor. You made a covenant before Me in the house that bears My Name.
16 ULB Fa avy eo ianareo nivadika ary nandoto ny anarako; nataoanareo izay hamerenan'ny olona tsirairay ny andevony lahy sy vavy, ireo izay nalefanareo handeha any amin'izay nirian'izy ireo. Noterenareo ho lasa andevonareo indray izy ireo.' BSB BSB: But now you have changed your minds and profaned My name. Each of you has taken back the menservants and maidservants whom you had set at liberty to go wherever they wanted, and you have again forced them to be your slaves.
17 ULB Noho izany Yaveh dia milaza izao: 'Ianareo tenanareo dia tsy nihaino Ahy. Tokony nanambara fahafahana tamin'ireo rahalahinareo sy ireo Israelita namanareo ianareo, ny tsirairay avy aminareo. Koa indro! Hanambara fahafahana aminareo Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—fahafahana amin'ny sabatra, ny areti-mandringana, sy ny mosary, satria hahatonga anareo ho zavatra mahatsiravina eo imason'ny fanjakana rehetra eto an-tany Aho. BSB BSB: Therefore this is what the LORD says: You have not obeyed Me; you have not proclaimed freedom, each man for his brother and for his neighbor. So now I proclaim freedom for you, declares the LORD—freedom to fall by sword, by plague, and by famine! I will make you a horror to all the kingdoms of the earth.
18 ULB Avy eo dia hifampiraharaha amin'ny olona izay nandrava ny fanekeko Aho, izay tsy nitandrina ireo tenin'ny fanekena izay napetraka teo anoloako rehefa nizara ombilahy ho roa izy ireo ary nandeha teo anelanelan'izany, BSB BSB: And those who have transgressed My covenant and have not fulfilled the terms of the covenant they made before Me, I will treat like the calf they cut in two in order to pass between its pieces.
19 ULB ary avy eo ireo mpitarikan'i Joda sy Jerosalema, ireo tandapa sy mpisorona, ary ny olona rehetra tao amin'ilay tany dia nandeha teo anelanelan'ilay ombilahy efa voatetika. BSB BSB: The officials of Judah and Jerusalem, the court officials, the priests, and all the people of the land who passed between the pieces of the calf,
20 ULB Ho atolotro eo an-tanan'ireo fahavalony izy ireo sy ho eo an-tanan'ireo izay mifofo ny ain'izy ireo. Ho sakafo ho an'ny voron'ny habakabaka sy ireo bibidian'ny tany ny vatan'izy ireo. BSB BSB: I will deliver into the hands of their enemies who seek their lives. Their corpses will become food for the birds of the air and the beasts of the earth.
21 ULB Noho izany dia ho atolotro eo an-tanan'ireo fahavalony sy eo en-tanan'ireo izay nikatsaka ny ain'izy ireo, sy eo an-tanan'ny tafikin'ny mpanjakan'i Babylona izay nitsangana hanohitra anareo i Zedekia mpanjakan'i Joda sy ireo mpitariny. BSB BSB: And I will deliver Zedekiah king of Judah and his officials into the hands of their enemies who seek their lives, to the army of the king of Babylon that had withdrawn from you.
22 ULB Indro, handefa baiko Aho—izany no fanambaran'i Yaveh—ary hamerina azy ireo amin'ity tanàna ity mba hanangana ady hanohitra izany sy haka izany, ary mba handoro izany. Fa Izaho dia hamadika ireo tanànan'i Joda ho toerana rava izay tsy hisy mponina.'" BSB BSB: Behold, I am going to give the command, declares the LORD, and I will bring them back to this city. They will fight against it, capture it, and burn it down. And I will make the cities of Judah a desolation, without inhabitant.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.