1 ULB Ary tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia mpanjakan'i Joda, no nahatongavan'izao teny avy tamin'i Yaveh izao tamin'i Jeremia, ary hoy Izy: BSB BSB: In the fourth year of Jehoiakim son of Josiah king of Judah, this word came to Jeremiah from the LORD:
2 ULB "Mangalà horonan-taratasy iray ho anao ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay efa nolazaiko anao mahakasika an'Israely sy Joda, ary ny firenena rehetra. Ataovy izany ho an'ny zava-drehetra efa nolazaiko nanomboka tamin'ny andron'i Josia ka hatramin'ity andro ity. BSB BSB: “Take a scroll and write on it all the words I have spoken to you concerning Israel, Judah, and all the nations, from the day I first spoke to you during the reign of Josiah until today.
3 ULB Angamba hihaino ny loza rehetra izay kasaiko entina eo amin'izy ireo ny mponin'i Joda. Angamba hivily amin'ny lalan-dratsiny ihany ny olona rehetra, ka dia afaka hamela ny helony sy ny fahotan'izy ireo Aho." BSB BSB: Perhaps when the people of Judah hear about all the calamity I plan to bring upon them, each of them will turn from his wicked way. Then I will forgive their iniquity and their sin.”
5 ULB Avy eo dia nanome baiko an'i Baroka i Jeremia. Hoy izy: "Ato an-tranomaizina aho ary tsy afaka mankany an-tranon'Andriamanitra. BSB BSB: Then Jeremiah commanded Baruch, “I am restricted; I cannot enter the house of the LORD;
6 ULB Koa tsy maintsy mandeha ianao ary hamaky ny teny izay notononiko ary nosoratanao tao anaty horonan-taratasy. Amin'ny andron'ny fifadian-kanina, dia tsy maintsy vakianao eo an-tsofin'ny vahoaka ao an-tranony ny tenin'i Yaveh, ary eo an-tsofin'ny Joda rehetra izay avy amin'ny tanànany ihany koa. Ambarao azy ireo ireo teny ireo. BSB BSB: so you are to go to the house of the LORD on a day of fasting, and in the hearing of the people you are to read the words of the LORD from the scroll you have written at my dictation. Read them in the hearing of all the people of Judah who are coming from their cities.
7 ULB Angamba ho tonga eo anatrehan'i Yaveh ihany ny fitalahoan'izy ireo famindram-po. Angamba hiala amin'ny lalan-dratsiny ihany ny olona tsirairay, satria mafy ny fahatezerana sy ny fahavinirana izay efa nambaran'i Yaveh tamin'ireo vahoakany ireo." BSB BSB: Perhaps they will bring their petition before the LORD, and each one will turn from his wicked way; for great are the anger and fury that the LORD has pronounced against this people.”
8 ULB Koa dia nataon'i Baroka zanaka lahin'i Neria izay rehetra nandidian'i Jeremia mpaminany hatao. Novakiany mafy tao an-tranon'i Yaveh ireo tenin'i Yaveh. BSB BSB: So Baruch son of Neriah did everything that Jeremiah the prophet had commanded him. In the house of the LORD he read the words of the LORD from the scroll.
9 ULB Ary tamin'ny volana fahasivin'ny taona fahadimy nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia, mpanjakan'i Joda, no nanambaran'ny vahoaka rehetra tao Jerosalema sy ireo olona izay tonga tao Jerosalema avy any amin'ireo tanànan'i Joda ny fifadian-kanina ho voninahitr'i Yaveh. BSB BSB: Now in the ninth month of the fifth year of Jehoiakim son of Josiah king of Judah, a fast before the LORD was proclaimed to all the people of Jerusalem and all who had come there from the cities of Judah.
11 ULB Ary ren'i Mikaia zanaka lahin'i Gemaria zanaka lahin'i Safana ny tenin'i Yaveh rehetra tao amin'ny horonan-taratasy. BSB BSB: When Micaiah son of Gemariah, the son of Shaphan, heard all the words of the LORD from the scroll,
12 ULB Nidina tany an-tranon'ny mpanjaka izy, tao amin'ny efitrin'ny mpitan-tsoratra. Indreo, fa nipetraka teo avokoa ny manam-pahefana rehetra: Elisama mpitan-tsoratra, Delaia zanaka lahin'i Semaia, Elnatana zanaka lahin'i Akbora, Gemaria zanaka lahin'i Safana, sy Zedekia zanaka lahin'i Hanania, ary ny manam-pahefana rehetra. BSB BSB: he went down to the scribe’s chamber in the king’s palace, where all the officials were sitting: Elishama the scribe, Delaiah son of Shemaiah, Elnathan son of Achbor, Gemariah son of Shaphan, Zedekiah son of Hananiah, and all the other officials.
13 ULB Ary notaterin'i Mikaia tamin'izy ireo ny teny rehetra izay reny izay novakian'i Baroka mafy teo an-tsofin'ny vahoaka. BSB BSB: And Micaiah reported to them all the words he had heard Baruch read from the scroll in the hearing of the people.
14 ULB Ary nalefan'ireo manam-pahefana rehetra ho any amin'ny Baroka i Jehody zanaka lahin'i Netanaia zanaka lahin'i Selemia zanaka lahin'i Kosa. Hoy i Jehody tamin'i Baroka hoe: "Raiso eo an-tananao ny horonan-taratasy, dia ilay horonan-taratasy izay novakiana teo an-tsofin'ny vahoaka, ary avia." Ary Baroka zanaka lahin'i Neria nandray ny horonan-taratasy teny an-tananany ary nandeha tany amin'ireo manam-pahefana. BSB BSB: Then all the officials sent word to Baruch through Jehudi son of Nethaniah, the son of Shelemiah, the son of Cushi, saying, “Bring the scroll that you read in the hearing of the people, and come here.” So Baruch son of Neriah took the scroll and went to them.
15 ULB Ary hoy izy ireo taminy: "Mipetraha ary vakio eto an-tsofinay ity." Ka dia novakian'i Baroka ny horonan-taratasy. BSB BSB: “Please sit down,” they said, “and read it in our hearing.” So Baruch read it in their hearing.
16 ULB Ary rehefa nandre ireo teny rehetra ireo izy ireo, dia nifampijery matahotra tamin'izay teo akaikiny ny olona tsirairay ka nanao tamin'i Baroka hoe: "Tsy maintsy tanterintsika amin'ny mpanjaka tokoa ireo teny rehetra ireo." BSB BSB: When they had heard all these words, they turned to one another in fear and said to Baruch, “Surely we must report all these words to the king.”
17 ULB Avy eo dia nanontanian'izy ireo Baroka hoe: "Lazao anay, tamin'ny fomba ahoana no nanoratanao ireo teny izay notononin'i Jeremia rehetra ireo?" BSB BSB: “Tell us now,” they asked Baruch, “how did you write all these words? Was it at Jeremiah’s dictation?”
18 ULB Baroka nanao tamin'izy ireo hoe: "Notononiny tamiko ireo teny rehetra ireo, ary nosoratako tamin'ny ranomainty teo amin'ny horonan-taratasy." BSB BSB: “It was at his dictation,” Baruch replied. “He recited all these words to me and I wrote them in ink on the scroll.”
19 ULB Ary hoy ireo manam-pahefana tamin'i Baroka: "Mandehana, miafena ianao, ary i Jeremia koa. Aoka tsy hisy olona ahafantatra ny misy anareo." BSB BSB: Then the officials said to Baruch, “You and Jeremiah must hide yourselves and tell no one where you are.”
20 ULB Koa dia napetrak'izy ireo tao amin'ny efitr'i Eliasama mpitan-tsoratra ny horonan-taratasy, ary nandeha tany amin'ny mpanjaka teo an-kianja izy ireo, ka notanterin'izy ireo teo an-tsofin'ny mpanjaka ny zavatra rehetra. BSB BSB: So the officials went to the king in the courtyard. And having stored the scroll in the chamber of Elishama the scribe, they reported everything to the king.
21 ULB Ary nirahin'ny mpanjaka haka ny horonan-taratasy i Jehody. Nalain'i Jehody tao amin'ny efitr'i Eliasama mpitan-tsoratra izany. Avy eo dia novakiany teo an-tsofin'ny mpanjaka sy ireo manam-pahefana rehetra izay nitsangana teo anilany izany. BSB BSB: Then the king sent Jehudi to get the scroll, and he took it from the chamber of Elishama the scribe. And Jehudi read it in the hearing of the king and all the officials who were standing beside him.
22 ULB Nipetraka tao amin'ny tranon-dririnina ny mpanjaka tamin'ny volana faha sivy, ary nisy fatana nirehitra teo anoloany. BSB BSB: Since it was the ninth month, the king was sitting in his winter quarters with a fire burning before him.
23 ULB Ary rehefa namaky tsanganana telo na efatra i Jehody, dia notapahin'ny mpanjaka tamin'ny antsy izany ka natsipiny tao anaty afo tao am-patana mandra-pahalevon'ny horonan-taratasy rehetra. BSB BSB: And as soon as Jehudi had read three or four columns, Jehoiakim would cut them off with a scribe’s knife and throw them into the firepot, until the entire scroll had been consumed by the fire.
24 ULB Nefa tsy nampitahotra na ny mpanjaka na ireo mpanompony izay nandre ireo teny rehetra ireo, na nandrovitra ny ankanjony izy ireo. BSB BSB: Yet in hearing all these words, the king and his servants did not become frightened or tear their garments.
25 ULB Nandrara ny mpanjaka mba tsy handoro ny horonan-taratasy i Elnatana, Delaia, ary Gemaria, fa tsy nihaino azy ireo izy. BSB BSB: Even though Elnathan, Delaiah, and Gemariah urged the king not to burn the scroll, he would not listen to them.
26 ULB Ary ny mpanjaka nandidy an'i Jeremela havany, Seraia zanaka lahin'i Azriela, ary Selemia zanaka lahin'i Abdela mba hisambotra an'i Baroka mpanora-dalàna, sy i Jeremia mpaminany, nefa nafenin'i Yaveh izy ireo. BSB BSB: Instead, the king commanded Jerahmeel, a son of the king, as well as Seraiah son of Azriel and Shelemiah son of Abdeel, to seize Baruch the scribe and Jeremiah the prophet. But the LORD had hidden them.
28 ULB "Miverena, mangalà horonan-taratasy iray hafa ho anao, ary soraty ao amin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ilay horonan-taratasy voalohany, dia ilay efa nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda. BSB BSB: “Take another scroll and rewrite on it the very words that were on the original scroll, which Jehoiakim king of Judah has burned.
29 ULB Ary tsy maintsy lazainao amin'i Joiakima mpanjakan'i Joda izao: "Nodoranao ity taratasy ity, izay milaza hoe: 'Nahoana ianao no nanoratra teo amin'izany, 'Ho avy tokoa ny mpanjakan'i Babylona ka handrava ity tany ity, fa haringany na ny olona na ny biby ao amin'izany'?'"" BSB BSB: You are to proclaim concerning Jehoiakim king of Judah that this is what the LORD says: You have burned the scroll and said, ‘Why have you written on it that the king of Babylon would surely come and destroy this land and deprive it of man and beast?’
30 ULB Noho izany dia izao no lazain'i Yaveh ny mahakasika anao, ry Joiakima mpanjakan'i Joda: "Tsy hisy intsony amin'ireo taranakao hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida. Raha ny aminao, ny fatinao dia hariana eny amin'ny hain'andro sy eny amin'ny fanalan'ny alina. BSB BSB: Therefore this is what the LORD says about Jehoiakim king of Judah: He will have no one to sit on David’s throne, and his body will be thrown out and exposed to heat by day and frost by night.
31 ULB Fa ho faiziko ianao, ny taranakao, ary ireo mpanomponao nohon'ny helokareo rehetra. Ho entiko eo aminao, eo amin'ny mponin'i Jerosalema rehetra, ary eo amin'ny olon'i Joda rehetra ny loza rehetra izay efa nandrahonako anareo, nefa tsy notandremanareo akory." BSB BSB: I will punish him and his descendants and servants for their iniquity. I will bring on them, on the residents of Jerusalem, and on the men of Judah, all the calamity about which I warned them but they did not listen.”
32 ULB Ka naka horonan-taratasy hafa i Jeremia ary nomeny an'i Baroka zanaka lahin'i Neria mpanora-dalàna izany. Nosoratan'i Baroka tamin'izany ny teny rehetra izay tao amin'ny horonan-taratasy nodoran'i Joiakima mpanjakan'i Joda tamin'ny fanononan'i Jeremia. Ary mbola nampiana teny maro hafa mitovitovy tamin'ity horonan-taratasy ity. BSB BSB: Then Jeremiah took another scroll and gave it to the scribe Baruch son of Neriah, and at Jeremiah’s dictation he wrote on it all the words of the scroll that Jehoiakim king of Judah had burned in the fire. And many similar words were added to them.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.