1 ULB Ary tamin'ny volana fahafito dia tonga tany amin'i Gedalia zanak'i Ahikama, tany Mizpa i Isimaela zanak'i Netania zanak'i Elisama, avy amin'ny fianakavian'ny mpanjaka, sy ny sasany tamin'ny manam-boninahitry ny mpanjaka—olona folo no niaraka taminy. Niara nihinana sakafo tany Mizpa izy ireo. BSB BSB: In the seventh month, Ishmael son of Nethaniah, the son of Elishama, who was a member of the royal family and one of the king’s chief officers, came with ten men to Gedaliah son of Ahikam at Mizpah, and they ate a meal together there.
2 ULB Fa Isimaela zanak'i Netania, ary ireo olona folo izay niaraka taminy dia nitsangana ary nanafika an'i Gedalia zanak'i Ahikama zanak'i Safana, tamin'ny sabatra. Novonoin'i Isimaela i Gedalia, izay napetraky ny mpanjakan'i Babylona hiandraikitra ny tany. BSB BSB: Then Ishmael son of Nethaniah and the ten men who were with him got up and struck down Gedaliah son of Ahikam, the son of Shaphan, with the sword, killing the one whom the king of Babylon had appointed to govern the land.
3 ULB Ary novonoin'ny Isimaela ireo Jiosy rehetra izay niaraka tamin'i Gedalia tany Mizpa sy ireo Kaldeana mpiady hita tao. BSB BSB: Ishmael also killed all the Jews who were with Gedaliah at Mizpah, as well as the Chaldean soldiers who were there.
4 ULB Ary tonga ny andro faharoa taorian'ny namonoana an'i Gedalia, saingy tsy nisy nahalala. BSB BSB: On the second day after the murder of Gedaliah, when no one yet knew about it,
5 ULB Ny sasany tamin'ireo olona dia tonga avy any Sekema, avy any Silo, ary avy any Samaria—olona valopolo izay nanarata ny volombavany, nandriatra ny ankajony, ary nandidy ny tenany—niaraka tamin'ny fanatitra hoanina sy emboka manitra teny an-tanan'izy ireo mba handehanana ao amin'ny tranon'i Yaveh. BSB BSB: eighty men who had shaved off their beards, torn their garments, and cut themselves came from Shechem, Shiloh, and Samaria, carrying grain offerings and frankincense for the house of the LORD.
6 ULB Koa niala tao Mizpa i Isimaela zanak'i Natania mba hitsena azy ireo teny am-pandehanana, sady nitomany. Ary raha nihaona tamin'izy ireo iny izy, dia hoy izy tamin'izy ireo hoe: "Mandehana any amin'i Gedalia zanak'i Ahikama!" BSB BSB: And Ishmael son of Nethaniah went out from Mizpah to meet them, weeping as he went. When Ishmael encountered the men, he said, “Come to Gedaliah son of Ahikam.”
7 ULB Ary rehefa tonga tany amin'ny tanàna izy ireo, dia novonoin'i Isimaela zanak'i Netania sady nariany tao an-davaka izy ireo, izy sy ireo olona niaraka taminy. BSB BSB: And when they came into the city, Ishmael son of Nethaniah and the men with him slaughtered them and threw them into a cistern.
8 ULB Kanefa nisy olona folo tamin'izy ireo nilaza tamin'i Isimaela hoe: "Aza mamono anay, fa misy vatsinay any an-tsaha: vary hordea, menaka sy tantely." Koa tsy novonoiny niaraka tamin'ireo namany hafa izy ireo. BSB BSB: But ten of the men among them said to Ishmael, “Do not kill us, for we have hidden treasure in the field—wheat, barley, oil, and honey!” So he refrained from killing them with the others.
9 ULB Ny famorian-drano izay nandatsahan'i Isimaela ny maty rehetra izay novonoiny, dia famorian-drano lehibe izay nohadian'i Asa Mpanjaka ho fiarovana hanoherana an'i Basa mpanjakan'ny Israely. Nofenoin'i Isimaela zanak'i Natania an'ireo faty izany. BSB BSB: Now the cistern into which Ishmael had thrown all the bodies of the men he had struck down along with Gedaliah was a large one that King Asa had made for fear of Baasha king of Israel. Ishmael son of Nethaniah filled it with the slain.
10 ULB Avy eo dia nosamborin'i Isimaela ireo olona rehetra izay tany Mizpa, ireo zanaka vavin'ny mpanjaka sy ireo olona rehetra izay sisa tavela tany Mizpa izay efa notendren'i Nebozaradana lehiben'ny mpiambina ho an'i Gedalia zanak'i Ahikama. Koa nisambotra azy ireo i Isimaela zanak'i Natania ary nandeha nanavatsava teo amin'ny olon'i Amona. BSB BSB: Then Ishmael took captive all the remnant of the people of Mizpah—the daughters of the king along with all the others who remained in Mizpah—over whom Nebuzaradan captain of the guard had appointed Gedaliah son of Ahikam. Ishmael son of Nethaniah took them captive and set off to cross over to the Ammonites.
11 ULB Fa i Johanana zanak'i Karea sy ireo mpifehin'ny tafika niaraka taminy dia nandre ny loza rehetra izay nataon'i Isimaela zanak'i Natania. BSB BSB: When Johanan son of Kareah and all the commanders of the armies with him heard of all the crimes that Ishmael son of Nethaniah had committed,
12 ULB Koa nalain'izy ireo ny olony rehetra ary nentiny hiady hanohitra an'i Isimaela zanak'i Natania. Hitan'izy ireo tany amin'ny dobo lehiben'i Gibeona izy. BSB BSB: they took all their men and went to fight Ishmael son of Nethaniah. And they found him near the great pool in Gibeon.
13 ULB Ary rehefa hitan'ny olona rehetra izay niaraka tamin'i Isimaela i Johanana zanak'i Karea sy ireo mpifehin'ny tafika rehetra niaraka taminy, dia tena faly izy ireo. BSB BSB: When all the people with Ishmael saw Johanan son of Kareah and all the commanders of the army with him, they rejoiced,
14 ULB Koa nitodika ireo olona rehetra izay nosamborin'Isimaela tao Mizpa ka nandeha tany amin'i Johanana zanak'i Karea. BSB BSB: and all the people whom Ishmael had taken captive at Mizpah turned and went over to Johanan son of Kareah.
15 ULB Fa nandositra niaraka tamin'ny lehilahy valo avy tany Johanana i Isimaela zanak'i Netania. Nankany amin'ny vahoakan'i Amona izy. BSB BSB: But Ishmael son of Nethaniah and eight of his men escaped from Johanan and went to the Ammonites.
16 ULB Nalain'i Johanana zanak'i Karea avy any Mizpa ireo olona rehetra izay navotana tamin'i Isimaela zanak'i Netania. Izany dia taorian'ny namonoan'Isimaela an'i Gedalia zanak'i Ahikama. Naka ireo lehilahy mahery, ireo lehilahy mpiady, ireo zaza amam-behivavy, ary ireo tandapa izay avotra tao Gibeona i Johanana sy ireo namany. BSB BSB: Then Johanan son of Kareah and all the commanders of the armies with him took the whole remnant of the people from Mizpah whom he had recovered from Ishmael son of Nethaniah after Ishmael had killed Gedaliah son of Ahikam: the soldiers, women, children, and court officials he had brought back from Gibeon.
17 ULB Dia nandeha izy ireo ka nitoetra fotoana fohy tany Gerota Kimama, izay teo akaikin'i Betlehema. Nandeha tany Egypta izy ireo noho ireo Kaldeana. BSB BSB: And they went and stayed in Geruth Chimham, near Bethlehem, in order to proceed into Egypt
18 ULB Izy ireo dia natahotra azy ireo satria novonoin'i Isimaela zanak'i Netania i Gedalia zanak'i Ahikama, izay nampiandraiketan'ny mpanjaka ilay tany. BSB BSB: to escape the Chaldeans. For they were afraid of the Chaldeans because Ishmael son of Nethaniah had struck down Gedaliah son of Ahikam, whom the king of Babylon had appointed over the land.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.