Jeremiah 45 45 Jeremiah The fall of Jerusalem Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Ity no teny izay nolazain'i Jeremia mpaminany tamin'i Baroka zanaka lahin'i Neria. Rehefa nanoratra ireto teny notononin'i Jeremia ireto izy—tamin'ny taona fahefatra nanjakan'i Joiakima zanaka lahin'i Josia, mpanjakan'i Joda izany, ary hoy izy hoe: BSB BSB: This is the word that Jeremiah the prophet spoke to Baruch son of Neriah when he wrote these words on a scroll at the dictation of Jeremiah in the fourth year of Jehoiakim son of Josiah, king of Judah:
2 ULB "Yaveh, Andriamanir'Israely; dia milaza izao aminao, ry Baroka: BSB BSB: “This is what the LORD, the God of Israel, says to you, Baruch:
3 ULB Nilaza ianao hoe: 'Idiran-doza aho, satria nampian'i Yaveh fahoriana ny fanaintainako. Nandreraka ahy ny sentoko; tsy nahita fitsaharana aho.' BSB BSB: You have said, ‘Woe is me because the LORD has added sorrow to my pain! I am worn out with groaning and have found no rest.’”
4 ULB Izao no tsy maintsy lazainao aminy: 'Yaveh dia milaza izao: Indro ho simbaiko izay nahoriko. Hongotako izay namboleko—ho ataoko manerana ny tany rehetra izany. BSB BSB: Thus Jeremiah was to say to Baruch: “This is what the LORD says: Throughout the land I will demolish what I have built and uproot what I have planted.
5 ULB Fa moa ve ianao manantena zavatra lehibe ho an'ny tenanao? Aza manantena an'izany. Fa indro, loza no ho avy amin'ny olombelona rehetra—izany no fanambaran'i Yaveh—fa homeko anao ho toy ireo halatrao eny amin'izay rehetra ho alehanao eny ny fiainanao.'" BSB BSB: But as for you, do you seek great things for yourself? Stop seeking! For I will bring disaster on every living creature, declares the LORD, but wherever you go, I will grant your life as a spoil of war.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Jeremiah 45
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Jeremiah 45, and keep Opened free for readers who can’t pay.