Jeremiah 47 47 Jeremiah Oracles about the nations Plateau Malagasy Unlocked Literal Bible 1 ULB Izao no tenin'i Yaveh izay tonga tamin'i Jeremia mpaminany mahakasika an'ireo Filistina. Izao teny izao dia tonga taminy talohan'ny nanafihan'i Farao an'i Gaza. BSB BSB: This is the word of the LORD that came to Jeremiah the prophet about the Philistines before Pharaoh struck down Gaza.
2 ULB Yaveh dia milaza izao: "Indro, miakatra ny tondra-drano any avaratra. Ho toy ny renirano manafotra izany! Ary hanafotra ilay tany sy ny zavatra rehetra ao amin'izany izy ireo, ireo tanànany sy ireo mponiny izany! Noho izany ny olona rehetra dia hihiaka fanampiana, ary hitomany ireo mponina rehetra ao amin'ilay tany. BSB BSB: This is what the LORD says: “See how the waters are rising from the north and becoming an overflowing torrent. They will overflow the land and its fullness, the cities and their inhabitants. The people will cry out, and all who dwell in the land will wail
3 ULB Tamin'ny feon'ny fikatrokatrokin'ny kitron'ny soavaly matanjak'izy ireo, tamin'ny fieron'ireo kalesin'izy ireo sy ny tabataban'iny kodian'izy ireo, ireo razambe dia tsy hanampy ireo zanany noho ny fahalemen'izy ireo manokana. BSB BSB: at the sound of the galloping hooves of stallions, the rumbling of chariots, and the clatter of their wheels. The fathers will not turn back for their sons; their hands will hang limp.
5 ULB Ho avy amin'i Gaza ny fahasolana. Raha ny amin'i Askelona, dia ho hampanginina ny olona izay tavela ao amin'ny lohasahany. Mandra-pahoviana no handidinareo ny tenanareo amin'ny fisaonana? BSB BSB: The people of Gaza will shave their heads in mourning; Ashkelon will be silenced. O remnant of their valley, how long will you gash yourself?
6 ULB Indrisy, ry sabatr'i Yaveh! Mandra-pahoviana no hisian'izany mandra-panginanareo? Miverena ao amin'ny fitoeranao! Mitsahara ary aza miteny. BSB BSB: ‘Alas, O sword of the LORD, how long until you rest? Return to your sheath; cease and be still!’
7 ULB Ahoana no ahafahanao mangina, fa Yaveh no efa nandidy anao. Niantso anao hanafika an'i Askelona sy hanohitra ireo sisin-tany manaraka ny ranomasina Izy." BSB BSB: How can it rest when the LORD has commanded it? He has appointed it against Ashkelon and the shore of its coastland.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.
Chapter complete
You’ve read Jeremiah 47
Make Opened yours A free account keeps your place, highlights and notes on every device. Add Plus to ask Study Help about Jeremiah 47, and keep Opened free for readers who can’t pay.