1 ULB Iraika amby roapolo taona i Zedekia raha nanomboka nanjaka; nanjaka iraika ambin'ny folo taona tao Jerosalema izy. Hamotala no anaran-dreniny; izy dia zanaka vavin'i Jeremia avy any Libna. BSB BSB: Zedekiah was twenty-one years old when he became king, and he reigned in Jerusalem eleven years. His mother’s name was Hamutal daughter of Jeremiah; she was from Libnah.
2 ULB Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy; nanao izay rehetra efa nataon'i Joiakima izy. BSB BSB: And Zedekiah did evil in the sight of the LORD, just as Jehoiakim had done.
3 ULB Tamin'ny fahatezeran'i Yaveh, no nitrangan'ireo zavatra rehetra ireo tany Jerosalema sy Joda, ambara-pandroahany azy ireo tsy ho eo anoloany. Ary nikomy tamin'ny mpanjakan'i Babylona i Zedekia. BSB BSB: For because of the anger of the LORD, all this happened in Jerusalem and Judah, until He finally banished them from His presence. And Zedekiah also rebelled against the king of Babylon.
4 ULB Ary tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Zedekia mpanjaka, tamin'ny volana fahafolo, ary tamin'ny andro fahafolon'ny volana, dia tonga niaraka tamin'ireo tafiny i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, mba hanohitra an'i Jerosalema. Nitoby tandrifin'izany izy ireo, ary nanorina tilikambo nanodidina izany. BSB BSB: So in the ninth year of Zedekiah’s reign, on the tenth day of the tenth month, Nebuchadnezzar king of Babylon marched against Jerusalem with his entire army. They encamped outside the city and built a siege wall all around it.
5 ULB Koa dia natao fahirano ny tanàna hatramin'ny fahiraika ambin'ny folon'ny taona nanjakan'i Zedekia mpanjaka. BSB BSB: And the city was kept under siege until King Zedekiah’s eleventh year.
6 ULB Tamin'ny volana fahefatra, tamin'ny andro fahasivy tamin'izany taona izany, dia nirongatra tao an-tanàna ny mosary fa tsy nisy sakafo ho an'ny mponin'ny tany. BSB BSB: By the ninth day of the fourth month, the famine in the city was so severe that the people of the land had no food.
7 ULB Ary dia rava ny tanàna, ary ireo lehilahy mpiady rehetra dia nirifatra nandositra sy nivoaka ny tanàna ny alina teo amin'ny vavahady izay teo anelanelan'ny rindrina anankiroa, teo akaikin'ny zaridain'ny mpanjaka, na dia nanodidina ny tanàna aza ny Kaldeana. Dia nizotra nankany Araba izy ireo. BSB BSB: Then the city was breached; and though the Chaldeans had surrounded the city, all the men of war fled the city by night by way of the gate between the two walls near the king’s garden. They headed toward the Arabah,
8 ULB Kanefa nanenjika ny mpanjaka ireo tafiky ny Kaldeana ary nahatratra an'i Zedekia teo amin'ny tany hain'ny lohasahan'ny Ony Jordana izay akaikin'i Jeriko. Naparitaka niala teo aminy ireo tafiny rehetra. BSB BSB: but the army of the Chaldeans pursued the king and overtook Zedekiah in the plains of Jericho, and his whole army deserted him.
9 ULB Nosamborin'izy ireo ny mpanjaka ary nentiny niakatra tany amin'ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla tao amin'ny tany Hamata, izay nitsarany azy. BSB BSB: The Chaldeans seized the king and brought him up to the king of Babylon at Riblah in the land of Hamath, where he pronounced judgment on Zedekiah.
10 ULB Namono ireo zanaka lahin'i Zedekia teo imasony ny mpanjakan'i Babylona, ary tany Ribla dia namono ireo mpitarika ny Joda rehetra ihany koa izy. BSB BSB: There at Riblah the king of Babylon slaughtered the sons of Zedekiah before his eyes, and he also killed all the officials of Judah.
11 ULB Ary nesoriny ny mason'i Zedekia, ka nofatorana tamin'ny rojo varahina izy, ary nentina tany Babylona. Nalefan'ny mpanjakan'i Babylona tany am-ponja izy ambara-pahafatiny. BSB BSB: Then he put out Zedekiah’s eyes, bound him with bronze shackles, and took him to Babylon, where he kept him in custody until his dying day.
12 ULB Ary tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro fahafolon'ny volana, izay fahasivy ambin'ny folo taona nanjakan'i Nebokadnezara mpanjaka, mpanjakan'i Babylona, dia tonga tany Jerosalema i Nebozaradana. Izy no mpifehy ireo mpiambina ny mpanjaka ary mpanompon'ny mpanjakan'i Babylona. BSB BSB: On the tenth day of the fifth month, in the nineteenth year of Nebuchadnezzar’s reign over Babylon, Nebuzaradan captain of the guard, a servant of the king of Babylon, entered Jerusalem.
13 ULB Nandoro ny tranon'i Yaveh, ny lapan'ny mpanjaka, ary ireo tranon'i Jerosalema rehetra izy; ary nodorany ihany koa ny trano lehibe manan-danja rehetra. BSB BSB: He burned down the house of the LORD, the royal palace, and all the houses of Jerusalem—every significant building.
14 ULB Raha ny amin'ireo manda manodidina an'i Jerosalema, dia efa namotika azy ireo ny tafiky ny Babyloniana rehetra izay niaraka tamin'ny mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka. BSB BSB: And the whole army of the Chaldeans under the captain of the guard broke down all the walls around Jerusalem.
15 ULB Raha ny amin'ireo olona mahantra indrindra, ireo olona sisa tavela tao an-tanàna, ireo izay efa nandositra ho any amin'ny mpanjakan'i Babylona, ary ireo sisa tamin'ireo mpanao asa tanana_dia nataon'i Nebozaradana, ilay mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka ho babo ny sasany tamin'izy ireo. BSB BSB: Then Nebuzaradan captain of the guard carried into exile some of the poorest people and those who remained in the city, along with the deserters who had defected to the king of Babylon and the rest of the craftsmen.
16 ULB Fa i Nebozaradana, ilay mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka, namela ny sasany tamin'ireo mahantra indrindra an'ilay tany mba hiasa ireo tanim-boaloboka sy ireo saha. BSB BSB: But Nebuzaradan captain of the guard left behind some of the poorest of the land to tend the vineyards and fields.
17 ULB Raha ny amin'ireo andry varahina izay an'ny tranon'i Yaveh, sy ireo fitoeran-tavin-drano ary ireo tavin-drano varahina izay an'ny tranon'i Yaveh, dia nopotehin'ireo Kaldeana ary nentiny niverina tany Babylona avokoa ireo varahina rehetra. BSB BSB: Moreover, the Chaldeans broke up the bronze pillars and stands and the bronze Sea in the house of the LORD, and they carried all the bronze to Babylon.
18 ULB Ireo vilany, angady, fanaovan-jiro, lovia, ary ireo kojakoja vita amin'ny varahina izay nanompoan'ireo mpisorona tao an-tempoly—dia nentin'ireo Kaldeana avokoa. BSB BSB: They also took away the pots, shovels, wick trimmers, sprinkling bowls, dishes, and all the articles of bronze used in the temple service.
19 ULB Ny tavy fanaovana lavenon-jiro sy ireo fandorana ditin-kazo manitra, ireo lovia, ireo vilany, ireo fitoeran-jiro, ireo lasitra, ireo tavin-drano izay vita tamin'ny volamena, sy ireo vita tamin'ny volafotsy—dia nentin'ilay mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka ihany koa. BSB BSB: The captain of the guard also took away the basins, censers, sprinkling bowls, pots, lampstands, pans, and drink offering bowls—anything made of pure gold or fine silver.
20 ULB Ireo andry roa, ny tavin-drano, ary ireo omby varahina izay teo ambanin'ireo fitoeran-tavin-drano, zavatra izay namboarin'i Solomona ho an'ny tranon'i Yaveh, dia feno varahina maromaro izay nisinisy lanjany ihany. BSB BSB: As for the two pillars, the Sea, the twelve bronze bulls under it, and the movable stands that King Solomon had made for the house of the LORD, the weight of the bronze from all these articles was beyond measure.
21 ULB Ireo andry dia samy valo ambin'ny folo hakiho avokoa ny haavony, ary ny tsipika manodidina azy ireo dia nirefy roa ambin'ny folo hakiho. Samy fanondro efatra ny hateviny ary samy poakat. BSB BSB: Each pillar was eighteen cubits tall and twelve cubits in circumference; each was hollow, four fingers thick.
22 ULB Kapitaly varahina no teo an-tendron'izany. Dimy hakiho no haavon'ilay kapitaly, miaraka amin'ny harato sy ampongabendanitra manodidina azy. Vita tamin'ny varahina daholo izany. Ilay andry iray hafa sy ny ampongabendaniny dia mitovy amin'ilay iray voalohany ihany. BSB BSB: The bronze capital atop one pillar was five cubits high, with a network of bronze pomegranates all around. The second pillar, with its pomegranates, was similar.
23 ULB Koa dia ampongabendanitra enina amby sivi-folo noho izany no teo ankilan'ilay kapitaly, ary ampongabendanitra zato no teo ambonin'ilay harato manodidina. BSB BSB: Each capital had ninety-six pomegranates on the sides, and a total of a hundred pomegranates were above the surrounding network.
24 ULB Ilay mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka dia nisambotra an'i Seraia, ilay mpisoronabe, niaraka tamin'i Zefania, ilay mpisorona faharoa, ary ireo mpiandry vavahady telo. BSB BSB: The captain of the guard also took away Seraiah the chief priest, Zephaniah the priest of second rank, and the three doorkeepers.
25 ULB Tao an-tanàna no nisamborany manam-pahefana iray izay nisahana ireo miaramila, sy lehilahy fito tamin'ireo izay nanolo-tsaina ny mpanjaka, izay mbola tao an-tanàna. Nisambotra ny manamboninahitry ny tafiky ny mpanjaka izay mpandrafitra ny tafika, miaraka tamin'ireo olona manan-kaja enimpolo avy amin'ny tany izay tao an-tanàna ihany koa izy. BSB BSB: Of those still in the city, he took a court official who had been appointed over the men of war, as well as seven trusted royal advisers. He also took the scribe of the captain of the army, who had enlisted the people of the land, and sixty men who were found in the city.
26 ULB Ary dia nalain'i Nebozaradana, ilay mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka izy ireo ary nentiny tany amin'ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla. BSB BSB: Nebuzaradan captain of the guard took them and brought them to the king of Babylon at Riblah.
27 ULB Novonoin'ny mpanjakan'i Babylona tany Ribla tany amin'ny tanin'i Hamata izy ireo. Tamin'izany fomba izany, no nitondrana ny Joda ho babo niala tao amin'ny taniny. BSB BSB: There at Riblah in the land of Hamath, the king of Babylon struck them down and put them to death. So Judah was taken into exile, away from its own land.
28 ULB Ireto no olona nobaboin'i Nebokadnezara: tamin'ny taona fahafito, Jiosy 3. 023. BSB BSB: These are the people Nebuchadnezzar carried away: in the seventh year, 3,023 Jews;
29 ULB Tamin'ny fahavalo ambin'ny folo taona nanjakan'i Nebokadnezara dia naka olona 832 avy tany Jerosalema izy. BSB BSB: in Nebuchadnezzar’s eighteenth year, 832 people from Jerusalem;
30 ULB Tamin'ny fahatelo amby roapolo taona nanjakan'i Nebokadnezara, dia nambabo vahoaka Jiosy 745 i Nebozaradana, ilay mpifehy ireo mpiambina ny mpanjaka. Miisa 4600 ny fitambaran'ireo babo rehetra. BSB BSB: in Nebuchadnezzar’s twenty-third year, Nebuzaradan captain of the guard carried away 745 Jews. So in all, 4,600 people were taken away.
32 ULB Niresaka am-pahatsorana taminy izy ary nanome azy toerana ambony kokoa noho ireo mpanjaka hafa izay niaraka taminy tany Babylona. BSB BSB: And he spoke kindly to Jehoiachin and set his throne above the thrones of the other kings who were with him in Babylon.
33 ULB Nanala ny fitafiana maha-voafonja an'i Joiakina i Evila-merodaka, ary nihinana tsy tapaka teo an-databatry ny mpanjaka tamin'ny andro sisa niainany i Joiakina, BSB BSB: So Jehoiachin changed out of his prison clothes, and he dined regularly at the king’s table for the rest of his life.
34 ULB ary nomena hanina ara-dalàna isan'andro izy tamin'ny andro sisa niainany ambara-pahafatiny. BSB BSB: And the king of Babylon provided Jehoiachin a daily portion for the rest of his life, until the day of his death.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.