1 ULB Mahità filaminana, ry vahoakan'i Benjamina amin'ny fandaozana an'i Jerosalema. Tsofy ao Tekoa ny trompetra. Mampiakàra famantarana manerana an'i Beti-hakerema, satria misy faharatsiana miseho avy any avaratra; misy fanorotoroana lehibe ho avy. BSB BSB: “Run for cover, O sons of Benjamin; flee from Jerusalem! Sound the ram’s horn in Tekoa; send up a signal over Beth-haccherem, for disaster looms from the north, even great destruction.
2 ULB Ny zanaka vavin'i Ziona, ilay vehivavy tsara sy malefaka, dia ho potika. BSB BSB: Though she is beautiful and delicate, I will destroy the Daughter of Zion.
3 ULB Ireo mpiandry ondry sy ny ondry aman'osin'izy ireo dia handeha ho any amin'izy ireo; hametraka lay ny manodidina azy rehetra izy ireo; ny lehilahy tsirairay avy dia hiambina amin'ny tanany manokana. BSB BSB: Shepherds and their flocks will come against her; they will pitch their tents all around her, each tending his own portion:
4 ULB Manolora tena amin'ireo andriamanitra ho amin'ny ady. Mitsangàna, handeha isika hanafika amin'ny mitatao vovonana. Ratsy loatra raha toa ka tolaka ny andro, raha toa ka milatsaka ny aloky ny hariva. BSB BSB: ‘Prepare for battle against her; rise up, let us attack at noon. Woe to us, for the daylight is fading; the evening shadows grow long.
5 ULB Fa aoka isika hanafika amin'ny alina ary handrava ireo fiarovany mafy." BSB BSB: Rise up, let us attack by night and destroy her fortresses!’”
6 ULB Fa Yaveh tompon'ny maro dia milaza izao: Tapaho ireo hazony, ary manamboara tovon-tany hanoherana an'i Jerosalema. Io no tanàna tsara tafihana, satria feno fampahoriana ao. BSB BSB: For this is what the LORD of Hosts says: “Cut down the trees and raise a siege ramp against Jerusalem. This city must be punished; there is nothing but oppression in her midst.
7 ULB Toy ny loharano mampiboiboika rano, dia manohy mamokatra faharatsiana io tanàna io. Herisetra sy korontana no re ao aminy; aretina sy ratra mandrakariva no eo anatrehan'ny tavako. BSB BSB: As a well gushes its water, so she pours out her evil. Violence and destruction resound in her; sickness and wounds are ever before Me.
8 ULB Hekeo ny fitsipika, ry Jerosalema, raha tsy izany dia hivadika aminareo Aho ary handrava anareo, ho tany tsy misy mponina.'" BSB BSB: Be forewarned, O Jerusalem, or I will turn away from you; I will make you a desolation, a land without inhabitant.”
9 ULB Yaveh tompon'ny maro dia milaza izao: "Azo antoka fa hitsipona ireo izay tavela ao Israely toy ny tanim-boaloboka izy ireo. Ahinjiro indray ny tananao mba hioty ireo voaloboka eny amin'ny hazom-boaloboka. BSB BSB: This is what the LORD of Hosts says: “Glean the remnant of Israel as thoroughly as a vine. Pass your hand once more like a grape gatherer over the branches.”
10 ULB Amin'iza no tokony hanambarako sy hampitandremako vao hihaino izy ireo? Indro! tsy voafora ny sofin'izy ireo; tsy afaka ny hifantoka izy ireo! Indro! Efa tonga tamin'izy ireo ny tenin'i Yaveh mba hanitsiana azy ireo, saingy tsy ilain'izy ireo izany." BSB BSB: To whom can I give this warning? Who will listen to me? Look, their ears are closed, so they cannot hear. See, the word of the LORD has become offensive to them; they find no pleasure in it.
11 ULB Fa izaho dia feno ny hatezeran'i Yaveh. Reraky ny mihazona izany aho. Hoy Izy tamiko hoe: "Arotsaho amin'ireo ankizy eny an-dalana sy ireo antokon-jatovo izany. Fa ny lehilahy rehetra dia ho esorina amin'ny vadiny; ary ny zokiolona rehetra efa nahazo taona. BSB BSB: But I am full of the LORD’s wrath; I am tired of holding it back. “Pour it out on the children in the street, and on the young men gathered together. For both husband and wife will be captured, the old and the very old alike.
12 ULB Ny tranon'izy ireo dia ho tolorana an'ireo hafa, miaraka amin'ireo tany sy ny vadin'izy ireo. Fa ho tafiako amin'ny tanako ny mponina ao amin'ilay tany—izany no fanambaran'i Yaveh. BSB BSB: Their houses will be turned over to others, their fields and wives as well, for I will stretch out My hand against the inhabitants of the land,” declares the LORD.
13 ULB Nanambara Yaveh fa manonboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindr, izy rehetra dia fatra-pila harena amin'ny tsy rariny. Manomboka amin'ny mpaminany hatramin'ny mpisorona, izy rehetra ireo dia samy mpamitaka. BSB BSB: “For from the least of them to the greatest, all are greedy for gain; from prophet to priest, all practice deceit.
14 ULB Nanasitrana ny ratran'ireo vahoakako mora fotsiny izy ireo, niteny hoe: "Fiadanana! Fiadanana!' tamin'ny tsy nisy fiadanana tao. BSB BSB: They dress the wound of My people with very little care, saying, ‘Peace, peace,’ when there is no peace at all.
15 ULB Afa-baraka ve izy ireo rehefa nanao fametavetana? Tsy afa-baraka izy ireo; tsy mahay mivara-mena izy ireo! Koa hianjera miaraka amin'ireo lavo izy ireo; ho entina midina izy ireo rehefa nosaziana, hoy Yaveh. BSB BSB: Are they ashamed of the abomination they have committed? No, they have no shame at all; they do not even know how to blush. So they will fall among the fallen; when I punish them, they will collapse,” says the LORD.
16 ULB Izao no lazain'i Yaveh: "Mijoroa eo amin'ny sampanan-dalana ary jereo; anontanio ny lalana taloha. 'Aiza izany lalana tsara izany?' Avy eo dia mandehana amin'izany ary mitadiava toerana fialan-tsasatra ho anareo. Fa hoy ny vahoaka hoe: 'Tsy handeha izahay.' BSB BSB: This is what the LORD says: “Stand at the crossroads and look. Ask for the ancient paths: ‘Where is the good way?’ Then walk in it, and you will find rest for your souls. But they said, ‘We will not walk in it!’
17 ULB Nanendry mpiambina ho anareo Aho mba hihaino ny trompetra. Fa hoy izy ireo hoe: 'Tsy hihaino izahay.' BSB BSB: I appointed watchmen over you and said, ‘Listen for the sound of the ram’s horn.’ But they answered, ‘We will not listen!’
18 ULB Noho izany, ry firenena, henoy! Indro, hijoro vavolombelona amin'izay hitranga amin'izy ireo ianareo. BSB BSB: Therefore hear, O nations, and learn, O congregations, what will happen to them.
19 ULB Henoy, ry tany! Indro, hitondra loza eo amin'ity vahoaka ity Aho—ny vokatry ny eritreritr'izy ireo. Tsy niraharaha ny teniko na ny didiko izy ireo, fa nandà izany kosa." BSB BSB: Hear, O earth! I am bringing disaster on this people, the fruit of their own schemes, because they have paid no attention to My word and have rejected My instruction.
20 ULB Midika inona ho Ahy ny fiakaran'ny ditin-kazo manitra avy any Seba? Na ireo fofona malefaka avy any amin'ny tany lavitra? Tsy azoko ekena ny fanatitra doranareo, na ireo soronareo. BSB BSB: What use to Me is frankincense from Sheba or sweet cane from a distant land? Your burnt offerings are not acceptable; your sacrifices do not please Me.”
21 ULB Ka nilaza izao Yaveh hoe: 'Indro, hametraka sakana amin'ity vahoaka ity Aho. Ho tafintohina eo amin'izany izy ireo—miaraka ao ireo ray sy ireo zanaka lahy. Ho ringana ihany koa ireo mponina sy ireo mpiara-belona.' BSB BSB: Therefore this is what the LORD says: “I will lay stumbling blocks before this people; fathers and sons alike will be staggered; friends and neighbors will perish.”
22 ULB Izao no lazain'i Yaveh hoe: 'Indro, hisy vahoaka ho tonga avy any amin'ny tany avaratra. Fa misy firenena lehibe efa namporisihina ho tonga avy any amin'ny tany lavitra. BSB BSB: This is what the LORD says: “Behold, an army is coming from the land of the north; a great nation is stirred up from the ends of the earth.
23 ULB Hitondra tsipika sy lefona izy ireo. Feno habibiana izy ireo ary tsy manana famindram-po. Toy ny fieron'ny ranomasina ny feon'izy ireo, ary mitaingina soavaly mitan-dahatra toy ny lehilahy mpiady izy ireo, ry zanaka vavin'i Ziona."" BSB BSB: They grasp the bow and spear; they are cruel and merciless. Their voice roars like the sea, and they ride upon horses, lined up like men in formation against you, O Daughter of Zion.”
24 ULB Efa nandre ny vaovao momba azy ireo izahay. Ny tananay dia lasa malemin'ny fahoriana. Voasambotry ny fanaitainana toy ny vehivavy mitondra vohoka izahay. BSB BSB: We have heard the report; our hands hang limp. Anguish has gripped us, pain like that of a woman in labor.
25 ULB Aza mivoaka eny amin'ireo saha, ary aza mandeha eny amin'ny ireo lalana, satria ny sabatr'ireo fahavalo sy ny horohoro dia eny rehetra eny. BSB BSB: Do not go out to the fields; do not walk the road. For the enemy has a sword; terror is on every side.
26 ULB Ry zanaka vavin'ny oloko, misikina lamba fisaonana ary mihosena eo amin'ny vovoky ny fandevenana ho an'ny zaza tokana. Ataovy mangidy ho an'ny tenanareo ny fandevenana, satria ho avy tampoka eo amintsika ny mpandrava. BSB BSB: O daughter of my people, dress yourselves in sackcloth and roll in ashes. Mourn with bitter wailing, as you would for an only son, for suddenly the destroyer will come upon us.
27 ULB "Ry Jeremia, efa nanao anao ho mpizaha ny vahoakako toy ny mpitsapa vy Aho, noho izany dia hanadihady ary hizaha ny fomban'izy ireo ianao. BSB BSB: “I have appointed you to examine My people like ore, so you may know and try their ways.
28 ULB Izy rehetra ireo no tena mafy loha indrindra amin'ny vahoaka, izay miroso amin'ny fanendrikendrehana an'ireo hafa. Izy rehetra ireo dia varahina sy vy, mpandrabiraby. BSB BSB: All are hardened rebels, walking around as slanderers. They are bronze and iron; all of them are corrupt.
29 ULB Ireo fitsofana dia main'ny afo izay mandoro azy ireo; ny firaka dia levona anaty afo. Nitohy ny fanefena teo amin'izy ireo, fa tsy misy dikany izany, satria tsy mbola niala ny ratsy. BSB BSB: The bellows blow fiercely, blasting away the lead with fire. The refining proceeds in vain, for the wicked are not purged.
30 ULB Ho antsoina hoe volafotsy tsy lany ireo, satria efa nolavin'i Yaveh." BSB BSB: They are called rejected silver, because the LORD has rejected them.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.