1 ULB Raha mba afaka mamokatra rano mantsy ny lohako, ary ny masoko ho loharanon-dranomaso! Fa maniry ny hitomany andro aman'alina aho ho an'ireo zanaka vavin'ny oloko izay novonoina. BSB BSB: Oh, that my head were a spring of water, and my eyes a fountain of tears! I would weep day and night over the slain daughter of my people.
2 ULB Raha mba misy olona afaka manome ny toerana ho an'ireo mpivahiny ho ahy honenana any an'efitra mantsy, izay ahafahako mandao ny oloko. Raha mba afaka mandao azy ireo mantsy ah, satria izy rehetra dia mpijangajanga sy andiana mpamadika! BSB BSB: If only I had a traveler’s lodge in the wilderness, I would abandon my people and depart from them, for they are all adulterers, a crowd of faithless people.
3 ULB Yaveh dia nanambara hoe: "Manenjana ny tsipìkan-daingany amin'ny lelany izy ireo, nefa tsy nohon'ny fahatokian'izy ireo no mampatanjaka azy amin'ny tany. Niala tamin'ny asa ratsy iray izy ireo dia miditra amin'ny iray hafa. Tsy mahafantatra Ahy izy ireo." BSB BSB: “They bend their tongues like bows; lies prevail over truth in the land. For they proceed from evil to evil, and they do not take Me into account,” declares the LORD.
4 ULB Ianareo tsirairay avy, mitandrema amin'ny namanareo ary aza mahatoky ireo rahalahy. Fa ny rahalahy rehetra dia mpamitaka tokoa, ary ny namana rehetra dia mandeha amin'ny fanedrikendrehana. BSB BSB: “Let everyone guard against his neighbor; do not trust any brother, for every brother deals craftily, and every friend spreads slander.
5 ULB Ny olona tsirairay dia maniratsira ny namany ary tsy milaza ny marina. Ny lelan'izy ireo dia mampianatra zavatra fitaka. Reraka amin'ny fanaovan-dratsy izy ireo. BSB BSB: Each one betrays his friend; no one tells the truth. They have taught their tongues to lie; they wear themselves out committing iniquity.
6 ULB Ny fonenanareo dia eo afovoan'ny fitaka; tao anatin'ny famitahan'izy ireo dia mandà ny hanaiky Ahy izy ireo—izany no fanambaran'Yaveh." BSB BSB: You dwell in the midst of deception; in their deceit they refuse to know Me,” declares the LORD.
7 ULB Yaveh Tompon'ny maro milaza hoe: "Indro, Izaho efa hizaha toetra sy hitsapa azy ireo, fa inona ihany koa no afaka ataoko, nohon'ny amin'izay nataon'ny oloko? BSB BSB: Therefore this is what the LORD of Hosts says: “Behold, I will refine them and test them, for what else can I do because of the daughter of My people?
8 ULB Ny lelan'izy ireo dia zana-tsipika maranitra; miresaka zavatra tsy mahatoky izy ireo. Amin'ny vavany no hanambarany fiadanana amin'ireo namany, fa amin'ny fony no hanaovany otrika ho azy ireo. BSB BSB: Their tongues are deadly arrows; they speak deception. With his mouth a man speaks peace to his neighbor, but in his heart he sets a trap for him.
9 ULB Tsy tokony hanasazy azy ireo ve Aho noho ny amin'ireo zavatra ireo—fanambaran'i Yaveh izany— ary tsy tokony hamaly faty amin'ny firenena tahaka izao ve ny tenako? BSB BSB: Should I not punish them for these things? declares the LORD. Should I not avenge Myself on such a nation as this?”
10 ULB Hihira hira fisaonana sy fidradradradrana ho an'ireo tendrombohitra Aho, ary ny hiram-pandevenana dia hiraina eo amin'ireo tanin'ahitra. Fa nodorana izy ireo ka tsy misy afaka mandalo amin'izany. Tsy handre feon'ny biby fiompy intsony izy ireo. Ireo voron'ny lanitra sy ireo biby dia nandositra avokoa. BSB BSB: I will take up a weeping and wailing for the mountains, a dirge over the wilderness pasture, for they have been scorched so no one passes through, and the lowing of cattle is not heard. Both the birds of the air and the beasts have fled; they have gone away.
11 ULB Koa dia hataoko ho antonta-paharavana i Jerosalema, sy fieren'ireo ambodia. Ireo tanàn'i Joda dia hataoko toerana rava tsy misy mponina." BSB BSB: “And I will make Jerusalem a heap of rubble, a haunt for jackals; and I will make the cities of Judah a desolation, without inhabitant.”
12 ULB Iza no olon-kendry mahatakatra an'izany? Ho an'iza no niresahan'ny vavan'i Yaveh, ka hanambara izany izy? Fa inona no nahasimba ilay tany sy nandravana azy tahaka ny efitra izay tsy ahafahan'iza n'iza mandalo? BSB BSB: Who is the man wise enough to understand this? To whom has the mouth of the LORD spoken, that he may explain it? Why is the land destroyed and scorched like a desert, so no one can pass through it?
13 ULB Hoy Yaveh hoe: "Satria izy ireo nahafoy ny lalàko izay napetrako teo anoloany, satria tsy nihaino ny feoko na nandeha tamin'izany izy ireo. BSB BSB: And the LORD answered, “It is because they have forsaken My law, which I set before them; they have not walked in it or obeyed My voice.
14 ULB Satria izy ireo dia nandeha tamin'ny ditran'ny fony sy nanaraka ireo Bala toy izay nampianarin'ireo razambeny azy ireo hatao. BSB BSB: Instead, they have followed the stubbornness of their hearts and gone after the Baals, as their fathers taught them.”
15 ULB Noho izany Yaveh Tompon'ny maro, ilay Andriamanitrin'ny Israely, milaza hoe: 'Indro, hampihinaniko hazo mangidy sy hampisotroiko rano misy poizina ity vahoaka ity. BSB BSB: Therefore this is what the LORD of Hosts, the God of Israel, says: “Behold, I will feed this people wormwood and give them poisoned water to drink.
16 ULB Ary haeliko manerana ireo firenena izay tsy mbola fantatr'izy ireo, na izy ireo na ny razamben'izy ireo. Handefa sabatra hamely azy ireo Aho mandra-paharava azy ireo tanteraka."' BSB BSB: I will scatter them among the nations that neither they nor their fathers have known, and I will send a sword after them until I have finished them off.”
17 ULB Yaveh Tompon'ny maro nilaza hoe: "Hevero izao: Miantsò mpihiram-pandevenana; aoka izy ireo ho avy. Mampiantsoa vehivavy manam-pahaizana amin'ny fitomaniana; aoka izy ireo ho avy. BSB BSB: This is what the LORD of Hosts says: “Take note, and summon the wailing women; send for the most skillful among them.
18 ULB Aoka izy ireo ho avy faingana ka hihira hira fisaonana eto amintsika, ka ho feno ranomaso anie ny masontsika ary ho tobakin'ny rano ny hodi-masontsika. BSB BSB: Let them come quickly and take up a lament over us, that our eyes may overflow with tears, and our eyelids may gush with water.
19 ULB Fa ny feon'ny fidradradradrana dia heno any Ziona, 'Endrey ny faharavantsika. Menatra tanteraka isika, satria nandao ny tany isika hatramin'ny nandravany ny tranontsika.' BSB BSB: For the sound of wailing is heard from Zion: ‘How devastated we are! How great is our shame! For we have abandoned the land because our dwellings have been torn down.’”
20 ULB Koa ianareo ry vehivavy, henoy ny tenin'i Yaveh; tandremo ireo hafany izay avy amin'ny vavany. Koa ampianaro hira fisaonana ny zanakareo vavy, ary hira fandevenana ny vehivavy namanareo tsirairay avy. BSB BSB: Now, O women, hear the word of the LORD. Open your ears to the word of His mouth. Teach your daughters to wail, and one another to lament.
21 ULB Fa ny fahafatesana dia tonga avy eo amin'ny varavarankelintsika; niditra ao amin'ireo lapantsika izany. Mandringana ireo ankizy avy any ivelany izany, sy ireo tovolahy eny an-kianjan'ny tanàna. BSB BSB: For death has climbed in through our windows; it has entered our fortresses to cut off the children from the streets, the young men from the town squares.
22 ULB Ambarao izao, "Izany no fanambaran' i Yaveh—ny fatin'ireo lehilahy dia hiraraka toy ny zezika eny an-tsaha, ary ho toy ny amboaram-bary ao aorian'ireo mpinjinja, ary tsy hisy olona hanangona an'izany."' BSB BSB: Declare that this is what the LORD says: “The corpses of men will fall like dung upon the open field, like newly cut grain behind the reaper, with no one to gather it.”
23 ULB Izao no lazain'Yaveh: "Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, na ny lehilahy mpiady amin'ny heriny. Aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin'ny harenany. BSB BSB: This is what the LORD says: “Let not the wise man boast in his wisdom, nor the strong man in his strength, nor the wealthy man in his riches.
24 ULB Fa raha misy olona mirehareha amin-javatra, dia avelao amin'izao izany, fa manfatatra Ahy sy ny ao anatiko izy. Fa Izaho no Yaveh, izay miasa amin'ny fanekena tsy mivadika, ny rariny sy ny hitsiny eo an-tany. Fa amin'izany no ahazoako fafinaretana —izany no fanambaran'i Yaveh." BSB BSB: But let him who boasts boast in this, that he understands and knows Me, that I am the LORD, who exercises loving devotion, justice and righteousness on the earth—for I delight in these things,” declares the LORD.
25 ULB "Indro, tonga ireo andro—izany fanambaran'i no Yaveh—rehefa hanasazy ireo rehetra voafora amin'ny nofony ihany Aho. BSB BSB: “Behold, the days are coming,” declares the LORD, “when I will punish all who are circumcised only in the flesh—
26 ULB Hanafay an' i Egypta sy Joda, Edoma, ny vahoakan'ny Amona, Moaba, ary ny olona rehetra izay manapaka ny volon-dohany ho tena fohy Aho. Fa ireo firenena rehetra ireo dia tsy voafora, ary ny ankohonan'Israely rehetra dia manana fo tsy voafora." BSB BSB: Egypt, Judah, Edom, Ammon, Moab, and all the inhabitants of the desert who clip the hair of their temples. For all these nations are uncircumcised, and the whole house of Israel is uncircumcised in heart.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.