1 ULB Sasatra ny miaina aho; haneho malalaka ny fitarainako aho; hiresaka amin'ny fangidian'ny fanahiko aho. BSB BSB: “I loathe my own life; I will express my complaint and speak in the bitterness of my soul.
2 ULB Hilaza amin'Andriamanitra aho hoe: 'Aza manameloka ahy fotsiny ihany; asehoy ahy ny antony hiampanganao ahy. BSB BSB: I will say to God: Do not condemn me! Let me know why You prosecute me.
3 ULB Mety aminao ve ny mampahory ahy, ny manao tsinontsinona ny asan'ny tananao eo am-pitsikiana amin'ireo tetiky ny ratsy fanahy? BSB BSB: Does it please You to oppress me, to reject the work of Your hands and favor the schemes of the wicked?
4 ULB Manana maso-nofo ve Ianao? Mahita toy ny fahitan'ny olona ve Ianao? BSB BSB: Do You have eyes of flesh? Do You see as man sees?
5 ULB Moa ireo andronao ve toy ny andron'ny olombelona na ny taonanao toy ireo taonan'ny olona, BSB BSB: Are Your days like those of a mortal, or Your years like those of a man,
6 ULB no karohinao ny heloko ary henjehinao ny fahotako, BSB BSB: that You should seek my iniquity and search out my sin—
7 ULB na dia fantatrao aza fa tsy meloka aho ary tsy misy olona afaka hanavotra ahy eo am-pelatananao? BSB BSB: though You know that I am not guilty, and there is no deliverance from Your hand?
8 ULB Ny tananao no namolavola sy nanamboatra ahy manontolo, nefa potehinao ihany aho. BSB BSB: Your hands shaped me and altogether formed me. Would You now turn and destroy me?
9 ULB Tsarovy, mitalaho aminao aho, fa namolavola ahy toy ny tanimanga Ianao; dia ho averinao ho vovoka indray ve aho? BSB BSB: Please remember that You molded me like clay. Would You now return me to dust?
10 ULB Moa tsy efa nandraraka ahy toy ny ronono sy nampandry ahy toy fromazy ve ianao? BSB BSB: Did You not pour me out like milk, and curdle me like cheese?
11 ULB Notafianao tamin'ny hoditra sy nofo aho ary nampiraisinao tamin'ny taolana sy ozatra. BSB BSB: You clothed me with skin and flesh, and knit me together with bones and sinews.
12 ULB Nomenao fiainana sy fanekena mahatoky aho; niambina ny fanahiko ny fiahianao. BSB BSB: You have granted me life and loving devotion, and Your care has preserved my spirit.
13 ULB Nefa ireo zavatra izay nafeninao tao am-ponao—dia fantatro fa izao no noeritreretinao: BSB BSB: Yet You concealed these things in Your heart, and I know that this was in Your mind:
14 ULB raha manota aho, dia ho tsikaritrao izany; tsy hanafaka ahy amin'ny heloko Ianao. BSB BSB: If I sinned, You would take note, and would not acquit me of my iniquity.
15 ULB Raha ratsy fanahy aho, dia loza ho ahy; na dia marina aza aho, dia tsy afaka hanandratra ny lohako, satria feno fahamenarana aho ary mijery ny fijaliako manokana. BSB BSB: If I am guilty, woe to me! And even if I am righteous, I cannot lift my head. I am full of shame and aware of my affliction.
16 ULB Raha miandrandra ny lohako, dia hihaza ahy tahaka ny liona ianao; mampiseho ny tenanao ho mahery amiko indray Ianao. BSB BSB: Should I hold my head high, You would hunt me like a lion, and again display Your power against me.
17 ULB Mitondra vavolombelona vaovao manohitra ahy Ianao ary mampitombo ny hatezeranao amiko; manafika ahy amin'ny tafika vaovao Ianao. BSB BSB: You produce new witnesses against me and multiply Your anger toward me. Hardships assault me in wave after wave.
18 ULB Nahoana ary, no navoakanao avy tao am-bohoka aho? Naleoko nanolotra ny fanahiko ka tsy mba nisy maso nahita ahy. BSB BSB: Why then did You bring me from the womb? Oh, that I had died, and no eye had seen me!
19 ULB Ho toy ny tsy nisy na oviana na oviana aho; ho nentina avy tao am-bohoka nankany am-pasana aho. BSB BSB: If only I had never come to be, but had been carried from the womb to the grave.
20 ULB Tsy vitsy ihany ve ny androko? Koa aoka izay ary, avelao ho irery aho, mba hialako sasatra kely BSB BSB: Are my days not few? Withdraw from me, that I may have a little comfort,
21 ULB mialohan'ny hialako eo amin'ilay tsy hiverenako, mankany amin'ilay tanin'ny aizina sy aloky ny fahafatesana, BSB BSB: before I go—never to return—to a land of darkness and gloom,
22 ULB ilay tany izay maizina toy ny misasak'alina, ilay tanin'ny aloky ny fahafatesana, tsy misy filaminana, izay toy ny misasak'alina ny hazavana.'" BSB BSB: to a land of utter darkness, of deep shadow and disorder, where even the light is like darkness.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.