1 ULB Ary Zofara ilay Namatita namaly ary niteny hoe: BSB BSB: Then Zophar the Naamathite replied:
2 ULB "Tsy tokony ho valiana ve ny teny betsaka tahaka izany? Tokony hinoana ve, ity lehilahy, be resaka ity? BSB BSB: “Should this stream of words go unanswered and such a speaker be vindicated?
3 ULB Tokony hampangina ireo hafa ve ny fireharehanao? Raha manevateva ny fampianaranay ianao, tsy hisy olona hampahamenatra anao ve? BSB BSB: Should your babbling put others to silence? Will you scoff without rebuke?
4 ULB Satria ianao niteny tamin'Andriamanitra hoe: 'Madio ny finoako, tsy manan-tsiny eo imasonao aho.' BSB BSB: You have said, ‘My doctrine is sound, and I am pure in Your sight.’
5 ULB Nefa, eh, hiteny Andriamanitra ary hanokatra ny molony hanohitra anao; BSB BSB: But if only God would speak and open His lips against you,
6 ULB mba hanehoany anao ireo tsiambaratelon'ny fahendrena! Fa lehibe amin'ny fahazavan-tsaina Izy. Fantaro ary fa kely noho izay mendrika ny helokao no angatahin'Andriamanitra aminao. BSB BSB: and disclose to you the secrets of wisdom, for true wisdom has two sides. Know then that God exacts from you less than your iniquity deserves.
7 ULB Mahatakatra an'Andriamanitra amin'ny fitadiavana Azy ve ianao? Takatrao tanteraka ve ny Tsitoha? BSB BSB: Can you fathom the deep things of God or discover the limits of the Almighty?
8 ULB Izany zavatra izany dia avo toy ny lanitra; inona no afaka ataonao? Lalina noho ny Fiainan-tsy hita izany; ka inona no fantatrao? BSB BSB: They are higher than the heavens—what can you do? They are deeper than Sheol—what can you know?
9 ULB Ny refin'izany dia lava noho ny tany, ary lehibe noho ny ranomasina. BSB BSB: Their measure is longer than the earth and wider than the sea.
10 ULB Raha mandalo Izy ka mampangina olona, raha miantso olona ho tsaraina Izy, dia iza no afaka hanakana Azy? BSB BSB: If He comes along to imprison you, or convenes a court, who can stop Him?
11 ULB Fa Izy mahalala ny olona diso; rehefa mahita heloka Izy, tsy ho tsikariny ve izany? BSB BSB: Surely He knows the deceit of men. If He sees iniquity, does He not take note?
12 ULB Nefa ny olona adala tsy manana fahatakarana; ho azon'izy ireo izany rehefa miteraka olona ny apondra-dia. BSB BSB: But a witless man can no more become wise than the colt of a wild donkey can be born a man!
13 ULB Nefa hevero fa efa nametraka tsara ny fonao ianao ary efa nanatsotra ny tananao ho amin'Andriamanitra; BSB BSB: As for you, if you direct your heart and lift up your hands to Him,
14 ULB hevero hoe eo an-tananao ny heloka, nefa avy eo dia nohalavirinao lavitra anao izany, ary tsy namela ny tsy fahamarinana hitoetra ao an-dainao ianao. BSB BSB: if you put away the iniquity in your hand, and allow no injustice to dwell in your tents,
15 ULB Dia hanandratra ny tavanao tsy misy famantarana henatra tokoa ianao; eny tokoa, tsy hiovaova ianao ary tsy hatahotra. BSB BSB: then indeed you will lift up your face without blemish; you will stand firm and unafraid.
16 ULB Hanadino ny fahorianao ianao; ho tsaroanao toy ny rano izay nikoriana fotsiny izany. BSB BSB: For you will forget your misery, recalling it only as waters gone by.
17 ULB Hamiratra noho ny amin'ny mitataovovonana ny fiainanao; na dia nisy aizina aza, dia ho tonga toy ny maraina izany. BSB BSB: Your life will be brighter than noonday; its darkness will be like the morning.
18 ULB Ho voaaro ianao satria misy fanantenana; eny tokoa, hahita fiarovana momba anao ianao ary hanana fitsaharana am-pilaminana. BSB BSB: You will be secure, because there is hope, and you will look around and lie down in safety.
19 ULB Handry am-pitsaharana koa ianao, ary tsy misy olona hampitahotra anao; eny tokoa, maro no hila sitraka aminao. BSB BSB: You will lie down without fear, and many will court your favor.
20 ULB Fa ho pahina ny mason'ny olona ratsy fanahy; tsy hahita lalana handosirana izy ireo; ny hany fanantenan'izy ireo dia ny fialan'aina farany." BSB BSB: But the eyes of the wicked will fail, and escape will elude them; they will hope for their last breath.”
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.