1 ULB Ary dia namaly Joba ka niteny hoe: BSB BSB: Then Job answered:
2 ULB "Fantatro marina fa izany tokoa no izy. Fa ahoana no ahafahan'ny olona iray ho marina amin'Andriamanitra? BSB BSB: “Yes, I know that it is so, but how can a mortal be righteous before God?
3 ULB Raha te-hiady hevitra amin'Andriamanitra izy, tsy afaka hamaly Azy indray mandeha amin'ny arivo izy. BSB BSB: If one wished to contend with God, he could not answer Him one time out of a thousand.
4 ULB Andriamanitra dia hendry am-po ary matanjaka amin'ny heriny; iza no efa nanamafy ny tenany hanohitra Azy ka nahomby?— BSB BSB: God is wise in heart and mighty in strength. Who has resisted Him and prospered?
5 ULB Izy izay mamindra ny tendrombohitra ka tsy mampitandrina na iza na iza rehefa mamadika ireo amin'ny fahatezerany Izy— BSB BSB: He moves mountains without their knowledge and overturns them in His anger.
6 ULB Izy izay manozongozona ny tany hiala eo amin'ny toerany ary mampihovitrovitra ny andriny. BSB BSB: He shakes the earth from its place, so that its foundations tremble.
7 ULB Izany Andriamanitra izany ihany no miteny ny masoandro tsy hiposaka, ary tsy miposaka izany, ary ilay manarona ireo kintana, BSB BSB: He commands the sun not to shine; He seals off the stars.
8 ULB izay Izy tenany no mamelatra ny lanitra ary manosiosy ny onjan-dranomasina, BSB BSB: He alone stretches out the heavens and treads on the waves of the sea.
9 ULB izay manao ny Bera, Telonohorefy, Ikotokelimiadilaona, ary ireo kintana any Atsimo. BSB BSB: He is the Maker of the Bear and Orion, of the Pleiades and the constellations of the south.
10 ULB Izany Andriamanitra izany ihany no manao zavatra lehibe, zavatra tsy takatry ny saina—zava-mahagaga tsy hita isa. BSB BSB: He does great things beyond searching out, and wonders without number.
11 ULB Indro, mandeha eto anilako Izy, nefa tsy hitako; mandalo ihany koa Izy, nefa tsy fantatro. BSB BSB: Were He to pass by me, I would not see Him; were He to move, I would not recognize Him.
12 ULB Raha manaisotra zavatra Izy, iza no hahasakana Azy? Iza no afaka hiteny aminy hoe: 'Inona ity ataonao?' BSB BSB: If He takes away, who can stop Him? Who dares to ask Him, ‘What are You doing?’
13 ULB Andriamanitra tsy hanala ny fahatezarany; ireo mpanampy an-dRahaba aza miondrika eo ambaniny. BSB BSB: God does not restrain His anger; the helpers of Rahab cower beneath Him.
14 ULB Koa mainka fa ahoana no hahafahako mamaly azy, hahafahako misafidy teny halahatra aminy? BSB BSB: How then can I answer Him or choose my arguments against Him?
15 ULB Na dia marina aza aho, dia tsy afaka ny hamaly azy; mitalaho famindram-po amin'ny mpitsarako ihany no azoko atao. BSB BSB: For even if I were right, I could not answer. I could only beg my Judge for mercy.
16 ULB Na dia niantso aza aho ary namaly ahy Izy, tsy nino aho hoe nihaino ny feoko Izy. BSB BSB: If I summoned Him and He answered me, I do not believe He would listen to my voice.
17 ULB Satria mandrava ahy amin'ny tafio-drivotra ary manamaro ny feriko amin'ny tsy misy antony Izy. BSB BSB: For He would crush me with a tempest and multiply my wounds without cause.
18 ULB Tsy mamela ahy hiaina akory Izy; fa kosa, fenoiny zava-mangidy aho. BSB BSB: He does not let me catch my breath, but overwhelms me with bitterness.
19 ULB Raha resaka tanjaka, indro!, mahery Izy! Raha resaka fitsaràna iza no afaka hampiantso Azy? BSB BSB: If it is a matter of strength, He is indeed mighty! If it is a matter of justice, who can summon Him?
20 ULB Na dia amin'ny marina aza aho, ny vavako ihany no hiampanga ahy; ary na dia tsy manan-tsiny aza aho, ireo teniko hanaporofo ahy fa meloka aho. BSB BSB: Even if I were righteous, my mouth would condemn me; if I were blameless, it would declare me guilty.
21 ULB Tsy manan-tsiny aho, kanefa tsy rarahiako intsony ny momba tenako; ataoko tsinontsinona ny fiainako. BSB BSB: Though I am blameless, I have no concern for myself; I despise my own life.
22 ULB Tsy manova zavatra izany, ka izany no itenenako hoe haringany miaraka ny olona tsy misy tsiny sy ny olona ratsy fanahy. BSB BSB: It is all the same, and so I say, ‘He destroys both the blameless and the wicked.’
23 ULB Raha hamono tampoka ny areti-mandringana, dia hihomehy ny amin'ny fahorian'ny olona tsy manan-tsiny Izy. BSB BSB: When the scourge brings sudden death, He mocks the despair of the innocent.
24 ULB Nomena teo an-tanan'ny olona ratsy fanahy ny tany; Andriamanitra manarona ireo tavan'ny mpitsara izany. Fa raha tsy Izy no manao izany, dia iza ary? BSB BSB: The earth is given into the hand of the wicked; He blindfolds its judges. If it is not He, then who is it?
25 ULB Ny androko dia haingam-pandeha noho ny mpitondra hafatra mihazakazaka; ny androko dia mihelina; ka tsy misy tsara hitan'ireo na aiza na aiza. BSB BSB: My days are swifter than a runner; they flee without seeing good.
26 ULB Haingam-pandeha tahaka ny lakan-jozoro ireny, ary haingam-pandeha tahaka ny voromahery mipaoka ny hazany. BSB BSB: They sweep by like boats of papyrus, like an eagle swooping down on its prey.
27 ULB Raha niteny aho hoe hanadino ireo fitarainako aho, hanala ny endrika malaheloko aho ka ho faly, BSB BSB: If I were to say, ‘I will forget my complaint and change my expression and smile,’
28 ULB dia hatahotra ny alaheloko rehetra aho satria fantatro fa tsy hihevitra ahy ho tsy manan-tsiny Ianao. BSB BSB: I would still dread all my sufferings; I know that You will not acquit me.
29 ULB Ho melohina aho; ka nahoana ary aho no tokony hiezaka tsy amin'ny antony? BSB BSB: Since I am already found guilty, why should I labor in vain?
30 ULB Raha nanasa ny tenako tamin'ny ranon'oram-panala aho ary nanao ny tanako madio tsy nisy toy izany, BSB BSB: If I should wash myself with snow and cleanse my hands with lye,
31 ULB dia handroboka ahy any an-kady Andriamanitra, ary ny ankanjoko dia ho rikoriko ny amiko. BSB BSB: then You would plunge me into the pit, and even my own clothes would despise me.
32 ULB Fa tsy olona tahaka ahy Andriamanitra, ka afaka hamaly Azy aho, ka hiaraka tonga eo amin'ny fitsaràna izahay. BSB BSB: For He is not a man like me, that I can answer Him, that we can take each other to court.
33 ULB Tsy misy mpitsara eo anelanelanay mba hametraka ny tanany aminay roa. BSB BSB: Nor is there a mediator between us, to lay his hand upon us both.
34 ULB Tsy misy mpitsara hafa afaka manala ny tsorakazon'Andriamanitra amiko, izay afaka mitazona ny horohorony tsy hampatahotra ahy. BSB BSB: Let Him remove His rod from me, so that His terror will no longer frighten me.
35 ULB Dia hiteny mafy aho ary tsy hatahotra Azy. Kanefa amin'izao zava-misy izao, dia tsy afaka hanao izany aho. BSB BSB: Then I would speak without fear of Him. But as it is, I am on my own.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.