1 ULB Indro, ny masoko efa nahita izany rehetra izany; ny sofiko efa nandre ka nahatakatra izany. BSB BSB: “Indeed, my eyes have seen all this; my ears have heard and understood.
2 ULB Izay fantatrareo, dia fantatro ihany koa; tsy ambaninareo aho. BSB BSB: What you know, I also know; I am not inferior to you.
3 ULB Kanefa, aleoko miresaka amin'ilay Tsitoha; maniry ny hifandahatra amin'Andriamanitra aho. BSB BSB: Yet I desire to speak to the Almighty and argue my case before God.
4 ULB Fa fotsianareo amin'ny lainga ny marina; mpitsabo tsy misy lanjany avokoa ianareo. BSB BSB: You, however, smear with lies; you are all worthless physicians.
5 ULB Eh, tazony ho anareo ny fahanginanareo! Ho fahendrenareo izany. BSB BSB: If only you would remain silent; for that would be your wisdom!
6 ULB Ankehitriny henoy ny fandaharako; henoy ny fiangavian'ny molotro. BSB BSB: Hear now my argument, and listen to the plea of my lips.
7 ULB Hiteny amin'ny tsy fahamarinana ho an'Andriamanitra ve ianareo, ary moa hiteny amim-pitaka ho Azy? BSB BSB: Will you speak wickedly on God’s behalf or speak deceitfully for Him?
8 ULB Tena haneho hatsaram-panahy aminy ve ianareo? Hiady any am-pitsaràna tokoa ve ianareo mba ho vavolombelon'Andriamanitra? BSB BSB: Would you show Him partiality or argue in His defense?
9 ULB Mety aminareo tokoa ve raha mitady anareo Izy? Afaka ny hamitaka Azy tahaka ny mety ho famitahanareo olona ve ianareo? BSB BSB: Would it be well when He examined you? Could you deceive Him as you would deceive a man?
10 ULB Hananatra anareo tokoa Izy raha nampiseho fiangarana miafina ianareo. BSB BSB: Surely He would rebuke you if you secretly showed partiality.
11 ULB Tsy hampitahotra anareo ve ny voninahiny? Tsy hianjera aminareo ve ny fahatahorana Azy? BSB BSB: Would His majesty not terrify you? Would the dread of Him not fall upon you?
12 ULB Ny teny fahatsiarovanareo dia ohabolana vita amin'ny lavenona; ary ny teny fiarovanareo dia fiarovana vita amin'ny tanimanga. BSB BSB: Your maxims are proverbs of ashes; your defenses are defenses of clay.
13 ULB Tazony any ny fahanginanareo, avelao irery aho, mba hahafahako miteny, aoka ho avy amiko izay ho avy. BSB BSB: Be silent, and I will speak. Then let come to me what may.
14 ULB Ny nifiko ihany no hanongotako ny nofoko; ary raisiko ho eo an-tanako ny aiko. BSB BSB: Why do I put myself at risk and take my life in my own hands?
15 ULB Indro, raha mamono ahy Izy, dia ho foana ny fanantenako; fa na izany aza, dia hiaro ny lalako eo anatrehany aho. BSB BSB: Though He slay me, I will hope in Him. I will still defend my ways to His face.
16 ULB Izao no ho anton'ny fialan-tsiniko, mba tsy handehanako eo anatrehany tahaka ny olona mpaniratsira. BSB BSB: Moreover, this will be my salvation, for no godless man can appear before Him.
17 ULB Andriamanitra ô, henoy tsara ny teny alahatro; aoka ny fanambarako ho tonga eo an-tsofinao. BSB BSB: Listen carefully to my words; let my declaration ring in your ears.
18 ULB Indro ankehitriny, efa nalahatro tsara ny fiarovan-tenako; fantatro fa tsy manan-tsiny aho. BSB BSB: See now, I have prepared my case; I know that I will be vindicated.
19 ULB Iza ilay iray izay hiady amiko eo amin'ny fitsaràna? Raha tonga hanao izany Ianao, ka raha voaporofo fa diso aho, dia hangina aho ka hahafoy ny aiko. BSB BSB: Can anyone indict me? If so, I will be silent and die.
20 ULB Andriamanitra ô, zavatra roa ihany no ataovy amiko, dia tsy hanafina ny tenako amin'ny tavanao aho: BSB BSB: Only grant these two things to me, so that I need not hide from You:
21 ULB esory amiko ny tana-mampahorinao, ary aza avela hampatahotra ahy ny fampihorohoroanao. BSB BSB: Withdraw Your hand from me, and do not let Your terror frighten me.
22 ULB Antsoy aho, dia hamaly aho; na mamelà ahy hiteny aminao, dia hamaly ahy Ianao. BSB BSB: Then call me, and I will answer, or let me speak, and You can reply.
23 ULB Firy ny hadisoako sy ny fahotako? Ampahafantaro ahy ny heloko sy ny fahotako. BSB BSB: How many are my iniquities and sins? Reveal to me my transgression and sin.
24 ULB Nahoana Ianao no manafina ny tavanao amiko ka mitondra ahy tahaka ny fahavalonao? BSB BSB: Why do You hide Your face and consider me as Your enemy?
25 ULB Hanenjika ravin-kazo lasan'ny rivotra ve Ianao? Hanenjika mololo maina ve Ianao? BSB BSB: Would You frighten a windblown leaf? Would You chase after dry chaff?
26 ULB Fa manoratra zava-mangidy hanohitra ahy Ianao; hampandovànao ahy ny heloky ny fahatanorako. BSB BSB: For You record bitter accusations against me and bequeath to me the iniquities of my youth.
27 ULB Ataonao ao anaty gadra vy ihany koa ny tongotro; jerenao akaiky ny lalako rehetra; dinihanao ihany koa ny tany izay nohitsahan'ny faladian-tongotro BSB BSB: You put my feet in the stocks and stand watch over all my paths; You set a limit for the soles of my feet.
28 ULB na dia tahaka ny zavatra lo izay mihalevona aza aho, tahaka ny akanjo lanin'ny kalalao. BSB BSB: So man wastes away like something rotten, like a moth-eaten garment.
Select verses for actions: Enter goes to them and Escape comes back.